tampoka

1. Aino ( 05/07/2006 20:24)
raha toaka iznay misy namanao tsotra ka tampoka teo tsinontsi'inn dia lasa miaraka tampoka ianareo ary mifankatia be, nefa tampoka eo indray tsy ady tsy inn dia nisaraka!!! , ilay iray nanomboka ny fitiavana voalohany, no niafara azy voalohany. tsy resaka tsinotsinona fa tonga de lsa tsy miresampitiavana tampoka teo hintsony. fa mbola mifanerasera de rehefa miresaka de lasa tao tahakany namanao tsotra taloha ela be!!
répondu par texe le 25/07/2006 09:52
2. ikalakintina ( 06/07/2006 06:13)
de anontanio izy oe aiza o aiza kay am zao le fitiavana?
3. majakely ( 06/07/2006 06:28)
donc mpinamana ihany nareo izany akia,,fa le fihetseha-po no mitondra fitiavana be ,de indraindray am maha-olombelona de mihevitra hoe ,,tena tiko am foko izy iny aa,,nefa refa tena izy no jerena de kay mpinamana fotsiny, le satrimaka sarotra gerer-na fotsiny de lasa misy fitiavana hafahafa zany ,,, ,,ahumm ahummm...:-D
4. mandrindra ( 06/07/2006 08:28)
mpinamana mpifankatia madio
5. xxx ( 06/07/2006 08:52)

ary za otran'ny tsy nahita fanotaniana nefa lisany namaly doly 8O8O8O8O8O8O8O8O8O
6. pissoa ( 06/07/2006 09:04)
xxx - roa izany sika no tsy nahita 8)
Fa tsy voatery hisy fanontaniana anie e :-D:-D:-D
7. ramialy ( 06/07/2006 09:20)
dia arahina amin'ny onjany eny e, raha mbola tianao ilay relation aminy na ho mpifankatia na efa lasa mpinamana
8. MTN ( 06/07/2006 12:11)
ahoana koa izany tsinontsinona, misy ao fa mody fanina fotsiny ianareo.
9. yoanne ( 06/07/2006 14:08)
otrrany milay kousa izy zany kou
10. xxx ( 06/07/2006 14:57)
tairo andramana yoanne a, ianao moa mitady namana?
11. fasaly ( 06/07/2006 15:44)
de reveo manja foana zany na mpinamna mpifankatia na mpinmana mpinamana mifakatioa fa tena mpifankatia e! ny miady ihany no tena mampalehlo
12. Herimiafina ( 06/07/2006 16:21)
Aino:

raha toaka iznay misy namanao tsotra ka tampoka teo tsinontsi'inn dia lasa miaraka tampoka ianareo ary mifankatia be, nefa tampoka eo indray tsy ady tsy inn dia nisaraka!!! , ilay iray nanomboka ny fitiavana voalohany, no niafara azy voalohany. tsy resaka tsinotsinona fa tonga de lsa tsy miresampitiavana tampoka teo hintsony. fa mbola mifanerasera de rehefa miresaka de lasa tao tahakany namanao tsotra taloha ela be!!

Zava-misy io ka tsy hatao hahagaga, toy ny nidirany taminao no ivoahany aminao!

13. booz ( 06/07/2006 16:45)
eh!!tsy aiko enao ra le iz fa ef nis tamiko zany fa taty aorina b vo fantako fa tsara koko ny minamana fotsin @zay tsis ny olana.
d ref namana no ilainy d fitiava-namana omena azy e!!
14. cutie ( 06/07/2006 21:17)
mitovy hevitra @majakely za:P
15. rapala ( 07/07/2006 06:55)
taty aorina b vo fantako fa tsara koko ny minamana fotsin @zay tsis ny olana.


booz:=D
16. Aino ( 08/07/2006 09:11)
Zava-misy io ka tsy hatao hahagaga, toy ny nidirany taminao no ivoahany aminao!

ka izhao aza gaga be hoe inn koa no niarahanay tampoka teo nefa pinamana tsotra fotsony ko @ 1 jours fotsony dia lasa misy resaka mivadika tampoka!!

fa efa niraisko ho namana fotsony tahaka ny taloha.
17. vakiniadiana ( 14/07/2006 05:35)
Ilay mpinamana lasa miaraka aloha raha miafara @ fanambadiana dia tena tsara e, fa ny blem fotsiny raha misaraka dia lasa ohatra ireny olona misaraka rehetra ireny, lasa tsy mpinamana intsony.
18. Aino ( 14/07/2006 16:13)
vakiniadina izay anie hoa hoe, nefa raha ho pinamana fotsony mandrakizay indray fa tsy voatery hoe ho pivady?
19. fens ( 21/07/2006 19:06)
tantara ko ny Aino zany! de niaraka nareo? mmmh! hafakely! le fiainana nge de miovaova e! Io kivadivady sy kisipasipa io kou nge ahitana zavatra e!
20. Aino ( 23/07/2006 16:40)
fens niaraka izay fa @fomba normaly.
fa inn le zavatra ho hita @izany? asakasaky ilay olona anie io eh, ary asakasaky ny zavatra miseho ihany koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3155