Mba vakio ange ry reto ity hoe mpikambana ao amin'ny lucifer
1. rabaradaka
(
03/07/2006 10:45)
dadatoa a, sendra hitako ity dia mba asio commentaires kely hoe : Les Illuminatis sont des Membres des loges du Grand Orient qui ont été initié dans " L'Ordre et la secte des Illuminatis ". Ils sont un petit, mais puissant Groupe qui se compose, à la tête, des banquiers internationaux, des industriels, des hommes de science, des dirrigeants militaires & politiques, des éducateurs, des économistes, etc.
Ce sont des hommes qui ont accepté le " Plan Luciférien " comme étant préférable pour gouverner la Création. Ils adorent Lucifer comme cela est requis par Weishaupt dans son livre " Morales et Dogmes ". Ils ne reconnaissent l'autorité d'aucun mortel exepté celle de leur Chef. Ils n'accordent de loyauté à aucune nation. Ils sont en parfait accord pour la " Continuation de la Conspiration Luciférienne " afin d'empêcher l'application du " Plan de Dieu " pour le Gouvernement de la Création.
Mahereza mivavaka fa efa akaiky ny farany

répondu par prime le 14/07/2006 11:33
6. prime
(
04/07/2006 09:03)
minesota> :-D voninahitsy angaha luciférien???:-D
rabaradaka> akaikin'ny doctrine franc maçon marina an!!!!
rabaradaka> akaikin'ny doctrine franc maçon marina an!!!!
7. vetsoko
(
04/07/2006 13:16)
zava-misy ary organisation ngeza be sur toutes les sens du termes,à l'échelle internationnale mihintsy,fran maçon ny anarany teto france fa hafa ny anarany any @firenena hafa.Tsotra ny hanazavako azy,raha mino ianao fa misy ny herin'ny mazava,fanahy masina,andriamanitra dia misy koa ny herin'ny maizina,fanahy ratsy(amintsika),satan na lucifer na hafa koa;misy ny mpanompon'Andriamanitra,dia misy koa ny mpanompon'ny satana,noho izany zavatra izany indrindra no mampisy ny mpanompon'Andriamanitra ,satria misy ny herin'ny maizina horeseny
8. prime
(
05/07/2006 09:36)
Mbola maro koa aza ny fikambanana tena mitonona koa hoe satanistes... Eto dago aloha miafina, tsy misy miseho mivantana fa any ivelany tsy menatra ny @ izany intsony ny membres...
9. marozevo
(
05/07/2006 21:33)
Noheveriko fa mbola resaka politika ny eto, fa nahita anarana sy zava-misy mifandray amin'izany aho, kay moa ka efa resaka finoana sy fivavahana indray.
11. marozevo
(
06/07/2006 17:34)
Tsaroanareo ve i Rossy indray andro izay niteny hoe : "Ny zava-kanto ny ahy no paroasiko" ?
Midika ve izany fa resaka fivavahana no nataony satria niresaka Paroasy izy ?
Midika ve izany fa resaka fivavahana no nataony satria niresaka Paroasy izy ?
12. Achia
(
06/07/2006 18:29)
Resaka parasy zany ry zevo a fa mba ahoana marina aloha rabaradaka no nahitanao io a ?
13. dadabe
(
07/07/2006 11:44)
le resaka eo ambony marina aloha no tokony hovaliana e
fa sao kosa aza i marozevo dia mpikambana ao @ lions club na Rotary club?? tsy misy maha menatra anie izany e :wink::°)
fa sao kosa aza i marozevo dia mpikambana ao @ lions club na Rotary club?? tsy misy maha menatra anie izany e :wink::°)
14. lapino
(
07/07/2006 12:17)
Misimisy resaka mifandray tato ho ato izany:
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44ac7ecfde080 , http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m447628a77d2e7 , sns ...
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44ac7ecfde080 , http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m447628a77d2e7 , sns ...
17. marozevo
(
07/07/2006 14:27)
Sady tsy rotary aho no tsy lion no tsy tigre no tsy léopard, fa Kristianina tsotra (nefa mailo).
Izaho kosa anefa mahafantatra olona mpikambana ao amin'ny rotary, ary tena namako be mihitsy izy. Izay indrindra no tena maha-siora ahy fa tsy misy idiran'ny fivavahana sy finoana ity resaka ity.
Esory itony sujet itony. Afgindrao any amin'ny sehatra hafa.
In-telo aho izay no niteny an'izay...

18. lapino
(
07/07/2006 14:40)
marozevo:
Esory itony sujet itony. Afgindrao any amin'ny sehatra hafa. In-telo aho izay no niteny an'izay...
Raha tamin'ny mondiale no nisy nanao an'izao, dia nomena karatra mavo. :roll: