Mba mihaino 103.4 Fm ve nareo ?

1. rabaradaka ( 03/07/2006 10:17)
Mba sendra tojo an'io 103.4 Fm io dadatoanay dia nantsoiny aho mba nihaino. Resaka re izany resaka izany, mba andramo mihaino an'io rehefa alahady atoandro iny fa dia sady manala hamohamo no mba manao analyse politika, chronique politika mantsy izy io. Dia ilazao koa dadatoa any Fandriana hoe miakara sy ry dadatoa any Kiangara, ry dadatoa any Betioky.
répondu par fijo le 15/07/2006 19:53
2. toovs ( 03/07/2006 10:37)
rabaradaka:

Mba sendra tojo an'io 103.4 Fm io dadatoanay dia nantsoiny aho mba nihaino. Resaka re izany resaka izany, mba andramo mihaino an'io rehefa alahady atoandro iny fa dia sady manala hamohamo no mba manao analyse politika, chronique politika mantsy izy io. Dia ilazao koa dadatoa any Fandriana hoe miakara sy ry dadatoa any Kiangara, ry dadatoa any Betioky.


salut rabaradaka. tena mibaradaka mitsy nareo an!
fa izao hoah e : misy antony manokana ve le fitsongana an'i fandriana sy Kiangara ary i betioky? Mba azavao kely fa tena mba te haharaka ah e.
Betioky aloha toa azoazoko ihany fa ny sisa tsy arako. I kiangara ve le any amin'ny faritry tampoketsa iny?
Mba ampio haharaka ny bandy fa aza avela fotsiny amin'izao e
3. dadabe ( 03/07/2006 10:52)
tsy arako le resaka :roll:
4. toovs ( 03/07/2006 11:02)
dadabe:

tsy arako le resaka :roll:



tena mbola samy mitady fanazavana fanampiny izao sika dadabe an. aleo i baradaka no hanazava b b kokoa
5. dadabe ( 03/07/2006 11:45)
yee:°)
6. MTN ( 03/07/2006 12:59)
tena mibaradaka marina
7. prime ( 04/07/2006 10:52)
8. arson ( 05/07/2006 12:54)
za ko tena very @ resakany zany tokoa anga le oe mba te hiresaka nefa tsisy apoka.farany hiteny ratsy eo rabaradaka io.
hahahhaahhaaha:-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. marozevo ( 05/07/2006 20:57)
Dia inona izany, ry rabaradaka, ny tena mba foto-kevitra nivoitra tao amin'ilay FM ah ? sa mihaino dia ampy.
10. prime ( 06/07/2006 13:20)
arson> :-D
Sao dia mba dizina kely ary razoky vao nanokatra an'ity lohany iray ity!!!:-D
11. fijo ( 06/07/2006 18:12)
miandry an'i baradaka ny vahoaka fa tena tsy maharaka izay radaka nataony tato
12. MTN ( 07/07/2006 11:01)
tena mety dizina marina :-D
13. marozevo ( 07/07/2006 13:49)
Mivoatra ny tany dia mivoatra koa ny teny. Tsy azonay ilay DIZINA.
14. MTN ( 07/07/2006 16:50)
mamo (matetika moly) izany ry jean ah, tenin-jatovo efa ho 5 taona angamaba na mihoatra:wink:
15. marozevo ( 07/07/2006 18:25)
kay ve eh ....
Possible
16. fijo ( 07/07/2006 18:57)
dizina rehefa avy nianin kazo.
17. prime ( 12/07/2006 10:02)
Rano sy ala tompoko mety dizina avokoa... :-w:-D:-D
18. fijo ( 12/07/2006 19:43)
ny ahy rano no tiako kle.iny mba mandena,na dia maha dizina aza
19. tranokely ( 13/07/2006 05:22)
mba mihainoa indray antsiva 97.6 ee!!!
20. prime ( 14/07/2006 13:10)
Fa mis in ao @ antsiva???:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3356