yaourt

1. nenipita ( 03/07/2006 09:30)
salut doly an, mba andefaso le fanaovanareo yaourt ko za sody mba matsirotsiro noho ny mahazatra fa le papoose keliko 'zay tena mamely be lery ra vao yaourt sady mba mitondra hery ho azy fa izy ko mbola 1 taona sy tapany. Msotra
répondu par dailynews le 14/07/2006 18:03
2. diamondra27 ( 03/07/2006 12:44)
mila yaourt iray efa vitaany@mpivarotra alohae!
deavy @iny no anamboarana azy

mila ronono
siramamy
bodofotsy hamonosana azy=fermentation
sns...
3. diamondra27 ( 03/07/2006 14:49)
misy fomba maro ao de ze tianao atao

http://fr.ekopedia.org/Yaourt#Pr.C3.A9paration_.C3.A0_partir_de_yaourt
4. xxx ( 07/07/2006 15:54)
tsy misy tia yaourt angamba akia ry nenipita ny olona ato a!
efa nanadrana io voalazan'i diamondra io ve ndroky?
5. nenipita ( 08/07/2006 08:50)
Efa nanandrana akia za vo tamin'ny omaly mihitsy fa asa na tsy nety loatra ny nanaovako ny fermentation-ny fa tsy dia nivoaka loatra . Nefa misotra ihany tamin'ireo torohebvitra e, fa aiza doly toko aki ny akama rehetra no tsy misy miditra ato amin'ny yaourt a, sa tsy misy tia, tandremo ary refa tonga aty aminay aty ka manantena yaourt harosoko eo fa de tsy omeko an, andraso ange za hahay tsara e de ampilendalendako be eo nareo ha,ha,ha
6. dailynews ( 12/07/2006 15:15)
nenipitia a, dia ilay nomen i diamondra ihany koa, au lieu de ronono 1 L no ampiasainao dia ovay ronono feno amin ny boite ilay izy, ilay ronono mandry mamy ireny fa tena tsara be. aza asiana siramamy intsony.
7. nenipita ( 13/07/2006 08:38)
le ronono socolait na nestle ve ry dailynews, misotra e
8. dailynews ( 14/07/2006 18:03)
raha tsy diso aho ny socolait mandranoka loatra fa ilay tsy dia mandranoka, nestle angamba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1908