même déstination

1. atiah ( 27/06/2006 10:38)
c'est les vac alors si vous partez dans la même direction que moi ça vous direz de faire un bout de chemin ensemble
répondu par prime le 04/07/2006 12:02
2. ja ( 27/06/2006 10:39)
tu pars où ?
3. Angie ( 27/06/2006 11:30)

Mba hiangaviana isika namana eto mba hanoratra @ teny malagasy araka izay azo atao, efa tsy fidiny matoa misy teny vahiny eto na info zany na citation fa tsy ny resaka atao kosa e :D

ZAy mazoto hanao weekend aty Rome dia mbola misy place vitsivitsy ka manapaha-hevitra e http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4487fdf9c690c
4. ja ( 27/06/2006 14:54)
eny tompoko
5. atiah ( 28/06/2006 07:51)
ja:

eny tompoko


raha manao vac eto Dago ianao dia an'i Tamatave mihaona @ farany juillet
6. prime ( 28/06/2006 11:01)
atiah> izaho koa hoany @ mi-juillet ka hatr@ mi-août... dia ahoana?:)
7. ja ( 02/07/2006 16:37)
indrisy mantsy fa tsy mody any dago a!
8. prime ( 04/07/2006 12:02)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0822