Tsara tokoa ny foot e indrindra ho an'ny lehilahy!
1. lemenakely
(
26/06/2006 18:12)
tsy misy lehilahy angamba tsy tia foot mahita ny tekinika maro toy izao
http://www.wackyvids.com/movies/sports/254/bestsoccermoments.html
nefa mbà tandremo ihany ny toy izao
http://www.wackyvids.com/movies/sport/259/iminhot.html
http://www.wackyvids.com/movies/sports/254/bestsoccermoments.html
nefa mbà tandremo ihany ny toy izao
http://www.wackyvids.com/movies/sport/259/iminhot.html
répondu par onjah le 27/06/2006 17:08
2. lemenakely
(
26/06/2006 18:24)
ahitsy kely:°)
http://www.wackyvids.com/movies/sports/259iminhot.html
http://www.wackyvids.com/movies/sports/259iminhot.html
4. Fiffi
(
26/06/2006 18:35)
loza zany an!!!! mba grave kosa aloha eh! fa tsy nataony fanahiniana kosa fa tsy nahita izy hoe hay tao ilay sipa.
fa ireo but rehetra sy ny passe-passe kosa aloha tena hummmm ! milay eh!
fa ireo but rehetra sy ny passe-passe kosa aloha tena hummmm ! milay eh!
