inona no dikan'ilay hoe sipa!! ny famaritana azy e!!

1. xxx ( 26/06/2006 15:40)
toa tsy aiko mihintsy ny dikany atao hoe sipa satria :*rehefa miaraka ny lehilahy sy ny vehivavy ray de hoe sipan-ny ainy na dia mpinaana fotsiny!! :D
répondu par cutie le 17/07/2006 20:04
2. cutie ( 26/06/2006 18:08)
olona iaharahana fotsiny zany
3. Fiffi ( 26/06/2006 19:39)
ie ! olona hiharahana de tiana de mifanao :*:*:* :)
4. miantra ( 27/06/2006 07:23)
:lol:
io lazain'i Fiffi io le izy ry XXX .
5. little ( 27/06/2006 07:34)
Si: Hypothese
Pas: ne confirme pas l'hypothese.
Misy manko ny Si-donc izay milaza suite d'idee na logique iray.
Zany hoe ny sipa iray zany dia hoentina maneho sy mahafantatra ny mety mahamety na tsia ny fiarahana iray. Karazana test zany e, essai. Fa tsy hoe hiarahana fotsiny io an, hanandramana ny rehetra hizanaha ny compatibilite rehetra .
de samia manao sipa aza e!
6. bilakarenjy ( 27/06/2006 13:10)
Tamin'ny andron'ny lolo sy ny tariny no niforonan'ny teny hoe : sipa .Fanafohezan-teny avy amin'ny hoe : SIla-PAnahy .Dia alefaso ary ny ady hevitra fa eo izany no miainga ny resaka .................
7. tovolahy007 ( 27/06/2006 21:36)
tratry ny fety daolo e..!
Ny hoe sipa ry zareo de: Secret Individuel Pour l'Amour e,io izy io zany e.
8. Herimiafina ( 28/06/2006 12:48)
xxx:

toa tsy aiko mihintsy ny dikany atao hoe sipa satria :*rehefa miaraka ny lehilahy sy ny vehivavy ray de hoe sipan-ny ainy na dia mpinaana fotsiny!! :D

Resaka perception daholo izany. Inona no ao antsaina? Inona no nifanarahan'izy roaroa?

Tsy voatery hifanoroka na hanao vao hoe mpisipa, mety misy "mpisipa" fa tsy misy relation physique toy ny fisian'ny "mpianamana tsotra" maro ankehitriny nefa dia manao sy mifanoroka tsotra izao.


9. Zina ( 28/06/2006 13:29)
sipa dia tsy namana mihitsy efa plus avance kokoa efa nifanoroka @ molotra-- logika janvatra anie zany e
10. MTN ( 28/06/2006 14:13)
eo indrindra isika izao.
11. papala ( 29/06/2006 10:43)
Famaritana SIPA?

1)SIPA = SIla-PAnahy
2)SIPA = Secret Indivudiel Pour l'Amour

12. cutie ( 29/06/2006 10:45)
Mpandefa : papala [ Valio ] 29-06-2006 15:43:33
Lohateny : Re : inona no dikan'ilay hoe sipa!! ny famaritana azy e!!
Famaritana SIPA?

1)SIPA = SIla-PAnahy
2)SIPA = Secret Indivudiel Pour l'Amour

Zao zany vo haiko :P
13. mahandry ( 30/06/2006 11:00)
Sipa dia midika fanandramam-pitia satria ny mpisipa tsy mpivady fa ny mpivady dia avy mpisipa, izany hoe miandoha eo amin'ny fisipana daholo ny fitiavana saingy tokony hisy fetra hoe atreto isika tsy mpisipa intsony fa anjaranao no misafidy ny tohiny
14. tovolahy007 ( 30/06/2006 19:08)
salut!
cutie>hahahahaha za vao classe de 5 eme anefa de efa nahalala an'io le hoe Secret Individuel Pour l'Amour io hehehehe.
15. cutie ( 30/06/2006 19:40)
Mpandefa : tovolahy007 [ Valio ] 01-07-2006 00:08:46
Lohateny : Re : inona no dikan'ilay hoe sipa!! ny famaritana azy e!!
salut!
cutie>hahahahaha za vao classe de 5 eme anefa de efa nahalala an'io le hoe Secret Individuel Pour l'Amour io hehehehe.
:oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops:
16. fily ( 10/07/2006 10:01)
Ny dikan'ny hoe SIPA dia Sanpana Iraisana Pananbadiana Antsokosoko.
17. nambina ( 10/07/2006 11:44)
fily>:-D tsy ratsy indray iny kle:-D:-D:-D
18. cutie ( 10/07/2006 19:08)
Mpandefa : fily [ Valio ] 10-07-2006 15:01:10
Lohateny : Re : inona no dikan'ilay hoe sipa!! ny famaritana azy e!!
Ny dikan'ny hoe SIPA dia Sanpana Iraisana Pananbadiana Antsokosoko

marina zany :-D
19. rapala ( 13/07/2006 09:01)
20. cutie ( 15/07/2006 16:27)
falifaly rapala:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5525