1-0 in 3 nisesy t@ ity mondial ity

1. sareraka ( 26/06/2006 15:39)
1- 0 io no naharesen'i ANGLETERRE an'i EQUATEUR omaly
toy izany koa no nandresen'i PORTUGAL ny PAYS -BAS
dia io isa io ihany koa no nandresen'ny ekipan-draHERY ny ITALIE an'i AUSTRALIE androany 26 juin.

I ALLEMAGNE ihany no nandresy 2-1 an'i SUEDE ,tsy mbola nisy izany aloha hatreto ny prolongation.

Asa hieritreritra ny handresy 1-0 toy izany koa ve i RAVALOMANANA @ 03 desambra izao 1ér tour dia vita ,ho any ALLEMAGNE mantsy ny lehilahy hijery baolina ka haka lesona @ io 03 desambra io.

RAHA NY HAMARON NY CANDIDAT VE NEFA DIA HO POSSIBLE?
nefa moa efa nomena kilalao ny HCC koah sady 4*4 NISSAN be izao fa tsy kilalao hazo toy ny an'ny boay kely!

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
répondu par Rakaina le 02/07/2006 05:28
2. rapala ( 26/06/2006 15:43)
Resaka fanatanjahantena ato ry sareraka fa tsy politika a!
halefanao hatraiza2 ny fofonao, yak!yak!:b:b:b:b:b:b
3. sareraka ( 26/06/2006 15:47)
foa foa majika masindahy député masindahy ...ity ny sikidy ity ny voapano fa te hanankarena mihotra an'i RATREMA!!
4. Fiffi ( 26/06/2006 16:20)
rapala: aza hatao mahagaga akia zany fa i sareraka efa zatra loatra ny manafangaro ny rehetra , ny fivavahana hataony politika , ny fanatanjahatena hataony heu...tsy hay intsony. (izany angamba no hatao hoe "on ne sait plus vers quel saint se vouer")

Aleo aloha hitsaoka fa kay mpanao sikidy. (tokony hanao méditation angamba izy)
5. sareraka ( 26/06/2006 16:30)
Fiffi:

rapala: aza hatao mahagaga akia zany fa i sareraka efa zatra loatra ny manafangaro ny rehetra , ny fivavahana hataony politika , ny fanatanjahatena hataony heu...tsy hay intsony. (izany angamba no hatao hoe "on ne sait plus vers quel saint se vouer")

Aleo aloha hitsaoka fa kay mpanao sikidy. (tokony hanao méditation angamba izy)



hitsoaka re no fiteny fa ianareo ve gasy sa inona e?
6. Fiffi ( 26/06/2006 16:34)
de aleo hitsoaka zany fa zany mpisikidy zany heu...
7. rapala ( 26/06/2006 16:44)
Fiffi::-*
8. Fiffi ( 26/06/2006 18:35)
rapala: :) :-*:-*:-*
9. Rakaina ( 02/07/2006 05:28)
Sareraka mandreraka,sady efa miveraka no mbola tsy mahay mipetraka!Ny hiafarany vaky vava! Vavanao mantsintsiny fa toy resaka spaoro fa tsy pôlitika!Malahelo ny tsy nahazo toerana indray zama dia mikapokapoka!
Mba tonga saina @ izay fa tsy raha gegy gasy io!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.529