ity hafanana.

1. Aino ( 26/06/2006 09:58)
tsy hitako hintsony ity izay hatao marina fa tao mafana laotra, ny tena koa efa zatra ny hatsitsika teo aloha!!
atoandro ny andro tao tsy azo hivohana ny trano raha tsy hoe ande ho eny @ plage ihany anga hoe raha tsy izany hataony henandro mamay, alina koa ny andro tsy mahita tory fa mafana laotra vohaina dol ny varavaran-kely rehetra tsy mitafy lamba mbola mafana ihany.
répondu par prime le 28/06/2006 08:06
2. little ( 26/06/2006 11:32)
Midira ao anafrigo e!^:^:-*
3. Fiffi ( 26/06/2006 12:01)
:-D:-D:-D
4. fraz ( 26/06/2006 12:05)
Aiza ilay toerana hoe mafana ve zany aloha e ?
5. booboo ( 26/06/2006 12:19)
little > hihihihi
6. andry08 ( 26/06/2006 13:04)
Izahay eo @16-24 degré fotsiny(aty avaratra- atsinanana) nefa efa faran'ny volana jiona:snif::snif:
7. Aino ( 26/06/2006 15:20)
Mpandefa : little [ Valio ] 26-06-2006 16:32:30
Lohateny : Re : ity hafanana.
Midira ao anafrigo e!

:-D:-D raha iznay indray ve tsy hivaingana!!

Mpandefa : fraz [ Valio ] 26-06-2006 17:05:17
Lohateny : Re : ity hafanana.
Aiza ilay toerana hoe mafana ve zany aloha e ?

zany hoe tsy de tena mafana raha dinihina @ toherana hafa ny aty saingy mamay laotra le masoandro ko!! aty Catalunya ilay izy.

Mpandefa : andry08 [ Valio ] 26-06-2006 18:04:01
Lohateny : Re : ity hafanana.
Izahay eo @16-24 degré fotsiny(aty avaratra- atsinanana) nefa efa faran'ny volana jiona


ny farany ambany aty indray anefa izao eo @ 23 eo de ny mahery ny 33 ny atoandro.
8. prime ( 28/06/2006 08:06)
Baignade, baignade, baignade....:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2258