Tsy fitiavan-tanindrazana

1. cooper ( 23/06/2006 11:20)
Ny pôlitikan'ny mpanao pôlitika malagasy dia fitiavana te hahazo toerana fotsiny, nefa rehefa eo izy dia mahay miala bala foana.
Izao no mba hafatro ry zareo a, efa mahatsapa tena ny vahoaka, fantany foana ny hahazo azy fa tsy maintsy hahantra, nefa raha misy olona iray mba tena vonona tokoa hampandroso an'i Gasikara dia mba sainontsaino ihany.
Raha samy hahantra ihany tokoa ve, tsy aleo mba milamina sy mahafinaritra avokoa ny manodidina,iny mantsy hono no itoviana @ mpanankarena.
Mino ve isika fa raha ireo mpanohatra @ izao fotoana ireo no eo dia ho tafita isika....Sambatra hono izay mino nefa tsy nahita. Maika isika izao efa nahita ny nataon'ireo nefa tsisy vokany akory. Manginy fotsiny ny tsy fitiavana olona.
répondu par prime le 29/06/2006 12:09
2. mandrindra ( 23/06/2006 11:56)
ny eo antoerana aza efa ninoana fotsiny ihany manahirana fa maika fa ireto mpivazavaza tsy manakevitra
3. vahatra22 ( 23/06/2006 12:09)
marina mintsy zany an'i cooper izany e! mitady toerana d manaratsy ny eo @ fitondrana foana! nefa izy ary efa firy taona no teo tsita ze vita! io le hoe ny asa vita no ifampitsarana e! tsy adala akory ny vahoaka!
:x:x:x
4. prime ( 23/06/2006 12:50)
:miam:
5. marozevo ( 26/06/2006 14:22)


Rehefa i prime izay no tsy mahita holazaina toa ahy koa, dia ilay loha hevitra mihitsy no tsy ahitana izay holazaina....
6. prime ( 28/06/2006 07:39)
7. MTN ( 28/06/2006 17:02)
marina sady mampalahelo, indrindra fa ilay hoe:
[...]Raha samy hahantra [...]itoviana @ mpanankarena[...]
:cry:
8. prime ( 29/06/2006 12:09)
MTN> f'ahoana???:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0927