Aza mamarà!!!.......
1. petsambava
(
22/06/2006 08:50)
Tsy tokony hisy himenomenona mihintsy ny gasy na 1 aza .Ny mpitondra mamarà.. Tonga teto ireo vahiny maro be .Asain 'ny mpitondra afenina ny mahantra rehetra fa mahamenatra . Mitaingina AIR FORCE 1 sy hélicoptére ary voiture de luxe ny vahiny tonga mihinana hanim-7 loha .
Rehefa manao rapport any @ institution dia mazàva ho azy tout va bien à MADAGASCAR , le président malgache a un AIR FORCE 1 comme BUSH ,..
Ry Ethiopie mbamindry TCHAD firenena rotiky ny ady sy ny hanoanana nampian'ny vahiny satria tsy mamarà izao lasa eo alohan'ialahy.
Ataovy ihany ny matik'ambo e !!!!

répondu par marozevo le 29/06/2006 14:24
4. rapala
(
22/06/2006 11:01)
petsambava: tena hita @ resaka ataonareo rehetra fa feno fankahalana an'i Ra8 enao, iza no tinao hanolo azy zany azafady?
6. prime
(
22/06/2006 11:12)
toa efa manana vahaolana izy kah! amidio ny air force 1 sy ny helikôptera sy ny voiture de luxe dia aza omena hanim-pitoloha ny vahiny fa fako fahanana azy rehefa tonga dia ampilaharo eny amoron-dalana ny mahantra rehetra fa izany no mety hoy ptsmbv...:-D:-D:-D
7. rapala
(
22/06/2006 11:16)
ka raha olona ohatra an'i petsambava ihany no ho fidiny hisolo an'Ra8 tsy vao miasa loza re-olona?
11. marozevo
(
22/06/2006 13:30)
Ny karazan'olona toa an-dry Petsambava itony amiko dia olona tsy manana hazon-damosina mihitsy. Aiza ve ra-olona, ko sokafana ny ady hevitra, dia avela eo. Iza amin'ny olo-misaina no hanao izany...
13. rapala
(
22/06/2006 13:41)
marovezo: novaliny ny lohateny sasany ka fa na de izany aza mitovy daholo ny valinteniny. miseho ho belou be izy ireo (sareraka, petsambava, radabaraba)ary mampiseho fankahalana ihany kou!
poezy no namaliny ny lohateny iray... ka raha manana fahaizana toy izany izy maninona raha manao zavatra mampandroso fa tsy mampiverina?
poezy no namaliny ny lohateny iray... ka raha manana fahaizana toy izany izy maninona raha manao zavatra mampandroso fa tsy mampiverina?
16. bilakarenjy
(
22/06/2006 15:07)
Tsy mpanao pôlitika aloha za fa mahita ny zava-misy fotsiny dia mampitaha .Tena havanana eo amin'ny lafiny ara-barotra aloha raha ny fahafantarako an-dravalo ary tao anatin'ny fitondran'i deba no tena nihitaran'ny orinasany sy ny varotra ataony .
Ankehitriny izy dia mitady hanjaka tokana eo amin'ny lafiny rehetra raha ny resaka mandeha satria vitsy ireo gasy afaka mifaninana aminy izao afa-tsy ireo tsena be avy aty ivelany sy ireo vahiny sasantsasany .
Tsy mankahala azy mihitsy za fa aleo hisy ny fifaninana dia mandroso ny tanana e!,afaka mamorona asa koa ny tsy an'asa .
Betsaka ny olona manana tetik'asa fa toa misy fepetra hafahafa mipetraka ao ambadik'izany vao mahazo ny fahazahoan-dalana .Resaka henoko tamin'ny namana nangataka fanampiana sy fahazahoan-dalana io .

17. marozevo
(
22/06/2006 22:49)
Marina ny filazan'i bilakarenjy fa talohan'ny naha Filoha azy dia efa natanjaka ara-barotra i Ravalomanana, ary efa talohan'ny naha-mairen'Antananarivo azy koa aza. Midika miharihary izany fa tsy noho ny maha mpitondra azy ny fananany harena. Dia mba azo fantarina ve ny fananan-dratsiraka talohan'ny 15 juin 1975 ?
faharoa : Ekena tokoa fa tokony hisy ny fifaninanana. Fa mba hisian'izany ve dia tokony hahena aloha ny an'izay efa manana mba hitovy ny départ hoy ianao sa ahoana marina ny tianao hambara ?
zatran'ny familiviliana tamin'ny andro fahiny isika, ka na olona mandeha amin'ny marina aza dia lazaina fa namilivily. Tsy eo amin'ny sehatra Politika ihany izany, fa hatrany am-potony mihitsy. Io toe-tsaina io dia mila fivoarana tokoa...

18. bilakarenjy
(
23/06/2006 12:56)
Ny an\'ny efa manana tsy ahena ,fa ny vao manorina no ampian\'ny efa manana mba hisian\'ny fiseraserana eo amin\'ilay orinasa efa manana sy ilay vao miainga .Izany no tena mampahalasa lavitra ny kely maso ry reto a!.Hanome ohatra iray tsotra za :ireny famantaranandro mandeha amin\'ny pile ireny.Tamin\'ny voalohany dia orinasa lehibe no namokatra azy ireny be dia be,fa ankehitriny kosa dia orinasa kely sy antonony no tena mamokatra azy,fa ilay orinasa lehibe efa namorina zavatra hafa indray homena ireto orinasa kely sy antonony ireto.
Tsoriko fa ny gasy anie ka tia miasa e!,fa saingy noho ilay toe-tsaina nivoana loatra any amin\'ny tsy izy nandritra ny taona maro mifandimby dia lasa nivadika olatra izany .
Tokony hanome modely goavana ny gasy tanteraka ravalo fa matoa mandeha ny orinasany dia noho ny mpiaramonina aminy sy ireo gasy iray ra aminy .
Ary ireo izay tia tsolotra sy ny mitovy aminy dia mba ovay tsolotra miteraka fahasoavana ho an\'ny tena sy ny hafa ,fa tsy tsolotra hamorika ny firenena foana akory :-@:-@:-w:-w:-@:-@:-$:-$.

20. prime
(
28/06/2006 08:08)
bilakarenjy:ny tsolotra eto amintsika manomboka any ambony ka hatrany ambany...:°)
Ary ireo izay tia tsolotra sy ny mitovy aminy dia mba ovay tsolotra miteraka fahasoavana ho an'ny tena sy ny hafa ,fa tsy tsolotra hamorika ny firenena foana akory