Fanampinanarana gasy
1. rurik
(
22/06/2006 07:06)
saika mba hitady fanampinanarana gasy raha mba misy manana ohatra fanja, na andry sns.... na lahy na vavy mety daholo.
misaotra betsaka ôôô^.
misaotra betsaka ôôô^.
répondu par hertix le 16/02/2008 17:40
2. Fanja1
(
22/06/2006 07:32)
fanja akia atao a :) haingo , ravaka, domoina, salohy, nirina, tiana bdb tsy ho voatanisa
3. pika
(
22/06/2006 07:43)
rondro, rojo, rova, rajo, rija, ravaka, ........:lol: tsy ny miatomboka @ r no tinao? :P
5. toovs
(
22/06/2006 07:52)
rurik:
saika mba hitady fanampinanarana gasy raha mba misy manana ohatra fanja, na andry sns.... na lahy na vavy mety daholo.
misaotra betsaka ôôô^.
zavatra misy dikany amin'ny fiainana andavan'androp fotsiny ny fanampinanarana teny gasy e. fototeny, matoateny, anarana iombonana de izay ihany, misy koa ny teny atambatra hisy dikany amin'izay fihetseham-pon'ny ray amandreniny, na koa izay mba itiavan'ny ray amandreniny ho avy sy ny fihetsiky ny zanana any aoriana any
7. Fiffi
(
22/06/2006 08:31)
rurik: jereo eto akia fa Misy anarana mihisa 618 ato.
http://www.ratsimandresy.org/anarana.php
http://www.ratsimandresy.org/anarana.php
8. Fiffi
(
22/06/2006 08:32)
de mahaiza mifidy akia an! :) :-*:-*:-* de A à Z mihintsy ny ao . De mazotoa :):-*
9. diamondra27
(
22/06/2006 09:01)
inon ny zava-miseho avant,nandritra ny vohoka.
Ohatra raha toa ka sendra teraka eny andalana lezaza de atao oe: Ndalana ny anarany
Raha teraka t@ 14/07 de antsoina oe: fet nat:wink:
Raha ohatra ka tena nambinina nareo mivady de antsoina oe: nambinina etc....
mbinintsoa
Faly
............

11. mandrindra
(
22/06/2006 09:17)
diamondra27, fa angaha 14/07 no fety naty nareo?
rurik, ilay anarana malagasy efa nisy hatry ny ela ireny ataovy fa milay be: bozy, ketaka, bao, koto, balita ...
rurik, ilay anarana malagasy efa nisy hatry ny ela ireny ataovy fa milay be: bozy, ketaka, bao, koto, balita ...
12. mamzelkely
(
22/06/2006 11:05)
rurik aa ny ahy akia ra anarana gasy dia
raha lahy de ny conseiller-ko anjy HAGA (ts haiko ny dikany fa tsara be ftsn io hihihi)
de ra vavy de ataovy ôtrany ny anah Rinà :°):-D:-D
raha lahy de ny conseiller-ko anjy HAGA (ts haiko ny dikany fa tsara be ftsn io hihihi)
de ra vavy de ataovy ôtrany ny anah Rinà :°):-D:-D
13. soanja
(
22/06/2006 12:05)
Lanitra, Masoandro, Kintana, Rano, Vato, Riana, Fanjan'ny Ala, Vony, Aina, Fitiavana, Fitia, Elanirina, Manjakafitiavana, Fandresena, lovasoa, sns...
14. diamondra27
(
22/06/2006 12:55)
mandrindra: ie fet nat= 14 juillet en france
mandrindra koa akia mety a!@zay de mirindra tsara ny fiainana
mandrindra koa akia mety a!@zay de mirindra tsara ny fiainana
17. rurik
(
23/06/2006 08:18)
misaotra betsaka anareo fa tena namana tokoa , izao zany no atao we mahaiza mifdy:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*misaotra olazaiko anareo eo ihany izay voafidy rehefa tonga ny vahiny :-*:-*
20. Aino
(
23/06/2006 09:36)
riruk!! vavy: Antso,Miora,Mirana, Volana, Miranando, Rova, Napoina, Nirina, Rojo, Ravaka, Diamondra, Riantsoa, Feno, Hafaliana, Larisa,Tiana, Fanja, Seheno, sns...
lahy:Fitahiana, Rija, Rivo,Rinah,Rojo,Tina, Lova, Faly,Naina,Doda, Laza, Njaka, Tsilavo,Setra,Dera,Ando,Mily,Nambinina, Andry, Naly,Tojo,Harivola,Nary,sns...
lahy:Fitahiana, Rija, Rivo,Rinah,Rojo,Tina, Lova, Faly,Naina,Doda, Laza, Njaka, Tsilavo,Setra,Dera,Ando,Mily,Nambinina, Andry, Naly,Tojo,Harivola,Nary,sns...