n'dao hitsiky kely

1. diamondra27 ( 19/06/2006 09:48)
Manokafa "doc word" page vaovao dia tapeo eo @ voalohany vao misokatra iny ity =rand(20) tsy misy espace dia entrée avy eo dia inona no hita?
répondu par dadabe le 01/07/2006 02:23
2. natty ( 19/06/2006 10:26)
d lasa nisy soratra zany oe "The quick brown fox jumps over the lazy dog.":D
3. diamondra27 ( 19/06/2006 10:36)
de ovay indray ny chiffre ary e!
fa miova io, izay no maha lalao azy
4. MTN ( 19/06/2006 10:53)
fax kosa an
5. diamondra27 ( 19/06/2006 10:55)
MTN: :-D

za nanao de =rand(200,99) no nataoko

mazoto be 'za e!:wink:

natty sy MTN: m'ci
ny eto france aloha de hafa ny misoratra ao e
6. diamondra27 ( 19/06/2006 11:25)
asa na inona re no hita ao raha any suisse sy canada sy nicaragua , afique du sud, chine,australie, egypte, russie ,norvège sy toeran-kafa e!

mba liana ny tenanay
7. zoklbfkfk ( 19/06/2006 13:08)
masaka leitsy diam kely â!nataoko daholo ny karazana chiffre fa milay :-* toi
8. diamondra27 ( 19/06/2006 13:17)
zoklbfkfk: :-D:-D:-D

fa 'zany oe: miova araka ny pays misy anao io ho'aho
:-*:-*
9. diamondra27 ( 19/06/2006 13:20)
zoklbfkfk:fa io le 200,99 io aloha no tena tiako @izy rehetra e!
10. booboo ( 19/06/2006 13:33)
hihihihi "servez à ce monsieur une bière et des kiwis " oun tsssssssss. hihihihihihihihihi
11. Mike ( 19/06/2006 14:35)
nanandrana za fa ihany no miseho aty chine kle, sa mila mampiasa windows version chinois vao mety hiova io soratra io, ny ahy mantsy version anglais.
12. diamondra27 ( 19/06/2006 15:15)
Mike: ié miova hafa fa le version anglais no nampiasainao

:-*:-*
13. diamondra27 ( 19/06/2006 15:16)
booboo: ka ny andro ange akia mafana be 'zao de mba aroso an'io aloha ramose e!
sa vokovoko manga:wink:
:-*:-*
14. xxx ( 19/06/2006 17:37)
Servez à ce monsieur une bière et des kiwis. Servez à ce monsieur une bière et des kiwis. Io raha avy eto Soisa ianao. Ohatra ny tena tsara sady mafana ny andro=D=))
15. diamondra27 ( 19/06/2006 17:42)
xxx suisse: mety mila bebex doly zany ny mr e! sady mijery baolina no misotro:wink::-*:-*
16. zoklbfkfk ( 20/06/2006 07:05)
mahery aloha toi ê! tsy nampoiziko mba mahay mampime toy io ndry! aleo punk kely fa zay no tsy mampisaina :wink:
17. MTN ( 20/06/2006 07:59)
Mike:

nanandrana za fa ihany no miseho aty chine kle, sa mila mampiasa windows version chinois vao mety hiova io soratra io, ny ahy mantsy version anglais.



iny indray no tsy hitako, tsy arakaraky ny pays izany io fa arakaraky ny version word
18. mandrindra ( 20/06/2006 08:02)
diamondra27:

booboo: ka ny andro ange akia mafana be 'zao de mba aroso an'io aloha ramose e!
sa vokovoko manga:wink:
:-*:-*


dia rehefa ririnina ve dia miova whisky ilay beks ? :-D:-D
19. jajaf401 ( 20/06/2006 09:21)
Eto madagascra toa zavatr'hafa no misoratra ao eh =))=))=))=))
20. Silo ( 20/06/2006 09:39)
Mahery aloha ianao ra DM:

Ny anay ary tsy miova ny soratra fa io hoe servez à ce mr.... io fona na inona na inona chiffre atao eo e!

Merci fa bahita sous pap indray e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1042