miarahaba manokana any viv sy Jaya ny tenako.
1. Aino
(
16/06/2006 18:52)
Miarahaba any vivi sy jaya tratry ny tsingerenany taona indray!!
dia miarahaba any hireo namana sasany avy ihany koa tsy hakanavaka:-*:-*.
2. Aino
(
16/06/2006 18:52)
vivi mbola mahatsiaro ihany aloha na dia somary tara aza ny fiarabana:D
3. Angie
(
17/06/2006 07:04)
Biz be jaya dia ho tratry ny zato mbola ho avy.
Vivi faly mahafantatra e dia bon anniversaire kou
:-*
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0866