Mitady an'i Haja étudiant (médecine) eto France

1. sera2 ( 14/06/2006 13:48)
Salut daol an!Araka ny torohevitry nomen'i Avolenta D efa niezaka mafy izahay nitady an'i Randrianarimanana Hajaniaina mpianatra ankatso taloha.Manohy ny fianarany ao am sampana Médecine izy eto France.Koa rah enao no mahita ity fitadiavana anao ity D mba valio azafady fa mpiara-mianatra tamnao namanao tan Ankatso,niara-nipetraka tamnao tery amin'ny ban voaloandoany ihany e!Mangataka ny fanampianareo izay mahalala ny misy azy ihan koa rah sitrakareo.Avy any Toamasina izy fa teny Ankadifotsy izy no nipetraka tam nianatra teny Ankatso.Mpinamana tam Vony mpianatra tao am Médecine.Samy eto France izy 2lah zao fa tsy fantatro rah ef nifankahita sy nifandray.Dia misaotra mialoha e!
répondu par Fiffi le 12/08/2006 07:04
2. Fiffi ( 14/06/2006 13:55)
sera2: fa frantsa aiza ? lehibe hiany manko la frantsa .
De mirary ho hitanao io namanao i zany an!
3. sera2 ( 14/06/2006 14:32)
Misaotra an'i Fiffi namaly . Ka efa oe tsy fantatra fa eto Frantsa fotsn izy ry Fiffi a! Avolenta niteny oe any Bordeaux ono i Vony D nefa tsy hay ny adresy na phone . Ny reko D oe any Alsace any anefa i Vony .Tsy tadidinay koa nge ny adresin-dry zareo any Dago e! Sa v mba misy hevitra azonareo omena am fitadiavana ol toy izao ?
4. Fiffi ( 14/06/2006 15:17)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
5. Fiffi ( 14/06/2006 15:20)
sera2: mba azonao valiana kely ve le dinika ao @ vao2 tsalatra ? fa tena mitebiteby ny namana an! misaotra anao an! :)
6. Fiffi ( 14/06/2006 15:21)
tena (...) io an! :)
7. sera2 ( 14/06/2006 15:44)
Fiffi ô! efa novaliako aky a! za koa mbola sahirana be ato D tsitako oe efa namaky le vaovao tselatra nareo ko! Fa azafady fa kay gazety 13jona le izy fa androany vao teo koa no nahitako azy e!
8. Fiffi ( 14/06/2006 15:55)
sera2: misaotra akia an! mbola miheritreritra aloha zah hoe misy fomba ahoana ny hitadiavana an'le olona an! ny tsara angamba de mijery ny lisitrin'ny mpianatra eny @ fac ! azohatao manko io saingy....heu... hosarotra hiany satria bdb ny fac/
9. sera2 ( 14/06/2006 16:19)
misaotra Fiffi a!Mba toroy hevitra marina ahitana azy refa mahita enao an!Le hijery liste any am fac aloha mila ezaka be tko .
10. avolenta ( 14/06/2006 18:48)
i vony anie tam eritona chef de clinique tao bordeaux é, de zao izy tsy aiko na nifindra any alsace zany.mahereza mitady ô
11. Fiffi ( 14/06/2006 19:00)
hay kosa zany efa mba misy indice.
12. colar ( 15/06/2006 10:30)
i haja ndray akamako be,tany za no nipetraka tam za tany ,fa we iza alo enao mitady azy io fa teneniko an azy fa to tsisy nininnn mintsy ao am momba anao mantsy,ka sao de matoatoa no mitady ny akamako de aleo ihany izy hilamina tsara,hihihihihi
13. sera2 ( 15/06/2006 10:58)
colar:

i haja ndray akamako be,tany za no nipetraka tam za tany ,fa we iza alo enao mitady azy io fa teneniko an azy fa to tsisy nininnn mintsy ao am momba anao mantsy,ka sao de matoatoa no mitady ny akamako de aleo ihany izy hilamina tsara,hihihihihi



Manaona daol nareo ? injinja fa Colar ,misaotra namaly an! Ka efa nolazaiko nge fa za namany be tan Ankatso ,tsy mbola lasa matotoa aloh za hatramzao hihihi!Rah tena akamany enao D lazao fotsiny izy hoe za irery no namany be teo am dablio fipetrahanay.Za irery no mpiara-mianatra tamny tan am bibliothèque , za irery no mpiara-misakafo tamny tan am cafétariat .Lazao koa izy oe le olona no-inviter-nao sy Lanto cousin-ny tam Thèse n'i Lanto. Tonga D fantany tsara mintsy fa za irery no inviter tam namany tamzany ftona zan.Tsy mila fanazavana hafa akory izy fa tonga D tadidiny tsara mintsy .
Dia manorata am adiresy mail-ko e!
14. sera2 ( 15/06/2006 11:32)
avolenta:

i vony anie tam eritona chef de clinique tao bordeaux é, de zao izy tsy aiko na nifindra any alsace zany.mahereza mitady ô



Manaona Avolenta,misaotra namaly ,tan Strasbourg no nandehanan'i Vony voalohany rah ny filazan'ny zandriny tamko efa ela,tsy ananako ny adresin'ny io zandriny io.
Ka ny clinique bdb ko!Efa nojereko daolo fa tsisy chef de clinique malagasy any Bordeaux. Sao D tsy mitovy aloh ty ol resahantsika e! Vony mpihira ,ka asa na izy no chef de clinique lazainao fa izy klo D Dokotera.
15. Fiffi ( 15/06/2006 16:24)
misy moyen aloha hijerena raha miasa any @ hopital na clinique an! mijery ny lisitrin'ny Dr.
16. avolenta ( 15/06/2006 18:42)
sera2:

avolenta:

i vony anie tam eritona chef de clinique tao bordeaux é, de zao izy tsy aiko na nifindra any alsace zany.mahereza mitady ô



Manaona Avolenta,misaotra namaly ,tan Strasbourg no nandehanan'i Vony voalohany rah ny filazan'ny zandriny tamko efa ela,tsy ananako ny adresin'ny io zandriny io.
Ka ny clinique bdb ko!Efa nojereko daolo fa tsisy chef de clinique malagasy any Bordeaux. Sao D tsy mitovy aloh ty ol resahantsika e! Vony mpihira ,ka asa na izy no chef de clinique lazainao fa izy klo D Dokotera.

tena i vony pihira mintsy fa de miala tsiny ra nandiso fanatenanaô.


17. Fiffi ( 16/06/2006 09:03)
:( hay tsy le izy indray...
18. sera2 ( 16/06/2006 14:03)
Sali daolo nareo,Dia mbola misaotra an'i Avolenta sy Fiffi ihany ny tenanay namaly e!
Io ary le efa nataoko oe tsy hifankahazo ny resaka , ka i Vony mpihira ao am Red Metal ange le Dokotera naman'i Haja e! D izy le izy zan fa ny tsy maha izy azy ndray nefa D bdb no miteny hoe any Strasbourg izy . Fa i Haja D tsy fantatra mintsy hoe aiza ho aiza amzao . Sa v nareo rireto mba misy mahalala ny adiresy mail n'ny Groupe Red Metal a! Fitadiavana izy ty ka D tsy maintsy oe atao daholo ze mety ko!
19. Fiffi ( 16/06/2006 14:27)
ity ve ? http://www.arte-tv.com/fr/art-musique/tracks/a-z/392500.html
20. sera2 ( 16/06/2006 15:41)

ô ry Fiffi a! misaotra anao fa tena namana manampy tokoa enao ,mamaly ny antso,tena i Vony ilay mihira io ary ilay am sary Nina le rahalahany niteny tamko oe any Alsace i Vony no mipetraka ,efa tam 2001 nefa izy no niteny izany tamko .
D ahoana no atao ahitana ny misy azy ireo eto amty France ngoza be ty . Tsy fantatra koa aza na mahalala ze misy an'i Haja zareo . Fa refa mba hita aloha ze misy an'i Vony D efa tsara fa namana mpiara-mianatra zao v D tsy mba hifandray na D allô am phone fotsn aza .
Mamerina fisaorana am le fiaraha-mitady Fiffi a!Mafnaritra !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.316