Mba sary inona ... ?
![](https://avatar.serasera.org/0a8565cde29d2dcadac3c64a1af208ce.jpg)
1. lapino
(
13/06/2006 20:23)
Mba sary inona hoà no tiana haseho amin'ilay baolina lalaovina amin'ny mondiale io e?
Sary inona no eritreretinareo vao mahita an'ilay baolina ? :)
![](http://www.mmsports.com/world_cup_2006_jersey/teamgeist-matchball.jpg)
![](http://www.mmsports.com/world_cup_2006_jersey/teamgeist-matchball-logo.jpg)

répondu par Fiffi le 16/06/2006 08:17
![](https://avatar.serasera.org/0a8565cde29d2dcadac3c64a1af208ce.jpg)
6. lapino
(
14/06/2006 07:02)
Misy maso zalahy aolo itoy e! :-D:-D:-D
Angamba Adidas koa manamboatra ohatra an'ireny koa saingy tsy afaka atao pub amin'ny Roland Garros dia @ foot no manarina :)
Za anefa nieritreritra hoe faladian-kiraro :-D:-D:-D
HM, ohatra ny ahoana izany sarin'ny domination izany le?

![](https://avatar.serasera.org/ec23054480c12483a888e15900c8b7c2.jpg)
7. ravakamalala
(
14/06/2006 07:06)
tongotra ahoana ry lapino no andeha atsofoka amin ny kiraro ohatran io? :-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/d072ecf22f8baf89ff78678111df7bc0.jpg)
12. Vaika
(
14/06/2006 18:31)
Aino, Mamz : hitanreo fa natao ho an'ny sipa koa ilay lalao baolina kitra fa tsy ho an'ny lhl irery !:D
![](https://avatar.serasera.org/95ef09519533dd8810084543431efe72.jpg)
13. mandrindra
(
15/06/2006 06:03)
ka raha io zany no fiarovana silipo vaovao dia io baolina ngôdabe io ve ry sipa no ho ataonareo any anty kilaoty:D
![](https://avatar.serasera.org/0a8565cde29d2dcadac3c64a1af208ce.jpg)
16. lapino
(
15/06/2006 16:35)
ravakamalala:
tongotra ahoana ry lapino no andeha atsofoka amin ny kiraro ohatran io? :-D:-D
Fiffi:Asehoy an'i ravaka ange ny tongotr'i Fiffi e?! :)
sarin'ny semelle tongotra io . Adidas!
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
18. Fiffi
(
16/06/2006 08:17)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]