mitady fandefasana entana mora any dago
1. ariel
(
10/06/2006 11:14)
mitady fandefasana entana mora any dago aho zay mahafantatra teneno aho fa tena mitady aho fa tsy mahita.
répondu par Fiffi le 22/06/2006 04:15
2. Fiffi
(
10/06/2006 11:20)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4417bdd3e5589#m444f6a1909921
3. ariel
(
10/06/2006 13:08)
misaotra anao aloha fa lay olona ary any londre ko zany ve tsy mananihany be, za ary eto paris zany oe mahita iany aho fa 7euros ny kilos lafo be nefa ny entako dia feno tokoa, mety mahita hafa ve nao raha mba maita nareo dia teneno aho fa miangona ato fotsiny lay entako merci an!
4. Fiffi
(
10/06/2006 13:48)
7€ any aloha tena lafo be an! fa maninona raha jerena any Orly heu... inona indray moa izy teo ? lazaiko eto fa ho jereko .
5. xxx
(
10/06/2006 16:59)
efa nanontany tany amin'ny poste? raha any alemana zao ohatra 80 euro ny 20 kg.
6. mamps
(
10/06/2006 20:16)
zao e, refa tsy takatra d tsy takatra,
fahefamividy io ry ty ah.. amidio amko ny entanao refa tsy vitanao ny mandefa azy.:^)
fahefamividy io ry ty ah.. amidio amko ny entanao refa tsy vitanao ny mandefa azy.:^)
7. Fiffi
(
11/06/2006 04:36)
mamps:mba famaliana koh zany an! inona ko ity fiteny "ry ty ah.." ity ? :roll::roll:
zao e, refa tsy takatra d tsy takatra,
fahefamividy io ry ty ah.. amidio amko ny entanao refa tsy vitanao ny mandefa azy.:^)
8. Herimiafina
(
11/06/2006 12:20)
Le mondial proximité io angaha retsy tsy mety le?
Andrakandramo ihany sao hitondra soa e! :-*
Andrakandramo ihany sao hitondra soa e! :-*
9. Fiffi
(
11/06/2006 13:22)
ariel: raha eto paris ndry de hanontanio eny Orly fa misy fomba zay tsy de lafo loatra ny fandefasana hentana any . Ny tadidiko fotsiny hoe plus lehibe ny carton , plus mihamora ny fandefasana azy .
10. bobastyle
(
11/06/2006 16:10)
jereo, ity raha eto Paris ianao,
informations frêt aériens (comparatif)
http//www.immigrer-contact.com/bestof/pages/can_dmg_868.htm
dia mahavita be e
informations frêt aériens (comparatif)
http//www.immigrer-contact.com/bestof/pages/can_dmg_868.htm
dia mahavita be e
11. Fiffi
(
11/06/2006 18:44)
io fret aérien io mihintsy ilay izy ary plus hoe ngeza le hentana mihamora ny fandefasana azy.
12. mamps
(
11/06/2006 20:30)
okalou inn le entana, ngeza b nga le entanao ?
marina zany k, ra ngeza d b mpitady ka mora ny mandefa azy.:?:
marina zany k, ra ngeza d b mpitady ka mora ny mandefa azy.:?:
14. Fiffi
(
12/06/2006 15:51)
ariel: ity akia le izy an ! de raha mahita hafa aho de alefako eto hiany.
http://www.iemessagerie.com/m6.html
http://www.iemessagerie.com/m6.html
15. miantra
(
14/06/2006 11:02)
Tsy haiko indray io atoron'i Fiffi io fa jereo misy hoe Scac eny Orly .
Mty ho hitanao ao main'ny siten'ny croissance.com ny adiresy sy ny coordonées exactes.
Mty ho hitanao ao main'ny siten'ny croissance.com ny adiresy sy ny coordonées exactes.
20. ariel
(
21/06/2006 16:54)
nahita iany aho fa misaotra betsaka anao nanoro hevitra fa le tany orly no nandehanako le midex tsy de lafo le izy fa mila atao 40kg n y entanao