Inona tokoa no tena marina e?
1. OLPolonaleopolitika
(
09/06/2006 13:32)
GASIKARA eeee
be sipa tsara eee
kanefa tara ee
fa lany drala e
hoy i ROSSY ....
GASIKARA eee tsara e
ny tantara ianao tsy tara ee
miaka-miadana ianao tsy diso o
hoy i TIANA
Raha tena dinihana tokoa nefa toa tara ihany i GASIKARA raha mihoatra ny firenena hafa ...ara-téchnologie ohatra dia mbola vitsy ny manana internet ao an-trano izany .
Ara-pôlitika mbola maro ny vahoaka azo fahanan-dalitra isaky ny propagandy .
Ara-pihariana efa firenena 10 sisa dia isika no gisitra.
Mbola maro ireo tsy mahay mamaky teny sy manoratra
mbola maro ireo izay azo ambakaina
Koa atao ahagàga ary ve raha manararaotra avokoa na ny mpanao pôlitika sy ireo vahiny izay mividy ny vahoaka malagasy @ atsinjarany dia ataony ao anaty cornet sy sachét..

répondu par Fiffi le 11/06/2006 14:14
2. pissoa
(
09/06/2006 13:50)
Raha tena dinihana tokoa nefa toa tara ihany i GASIKARA raha mihoatra ny firenena hafa ...ara-téchnologie ohatra dia mbola vitsy ny manana internet ao an-trano izany .Inn ary no efa nataon'ny tsirairay ialana amin'ireo e :roll:
Ara-pôlitika mbola maro ny vahoaka azo fahanan-dalitra isaky ny propagandy .
Ara-pihariana efa firenena 10 sisa dia isika no gisitra.
Mbola maro ireo tsy mahay mamaky teny sy manoratra
mbola maro ireo izay azo ambakaina
3. toovs
(
09/06/2006 14:12)
ka ny problème antsika koa ange de be ny tsy manaiky fa mahantra isika e. De tsy taitra amin'izay hitady tetika maty paika sy ny karazany fa matoritory fotsiny e. Ny mpanao pôlitika matory eo ambony seza fa variana amin'ny voninahitra. Ny mpanakiana rehetra kianina fa lazaina hoe raha mhavita koa maninona no tsy manao.
Ny kômorianina izao efa manana fahefa-mividy ambony noho isika. Ngah tsy loza e
Ny kômorianina izao efa manana fahefa-mividy ambony noho isika. Ngah tsy loza e
4. Herimiafina
(
09/06/2006 14:19)
Io resaka niveau niveau io no mahavoa, ny fandrosoana tsy fanenjehana niveau akory!
Atao inona niveau raha tsy hitondra n'inon'inona ankoatry ny aretsintsaina?
Atao inona niveau raha tsy hitondra n'inon'inona ankoatry ny aretsintsaina?
5. Herimiafina
(
09/06/2006 14:31)
Hazavaiko ny hevitro ry OLP!
Tadidio fa anisan'ny fahadisoana lehibe nataon'ireo firenena vaventy io resaka hoe manenjina niveau io na io mi-importer sivilizationa avy any aminy io makany amin'ny tany mahantra avy nozanahany ka tara.
Efa nialany amin'ny politikan'ny fampandrosoana iraisanmpirenena io satria hitany fa tsy mety, ny zavatra tsara sy mety any aminy tsy voatery mety any amin'ny toerankafa (absence de performance sociale), ary tonga saina izy fa ny fandrosoan adia tsy ny azy irery.
Ny chiffre tsy midika n'inon'inona fa mitovy ihany ny mandray karama 1million ariary ka mividy vary 200.000ariary ny kilao sy ny mandray karama 100.000ariary ka mividy vary 20.000ariary ny kilao.
fa na any amin,ny tany mandroso aza ny olona mimenomenona foana hoe tsy ampy ny karamany.

6. riam
(
09/06/2006 14:39)
Ka mba manontany ary aho: iza @nareo no efa nanampy olona tany dago tany, olona mahantra be an, fa tsy havanareo akory? Mba firy @nareo no efa nametraka don hoan'ireny olona ireny?
Fanontaniana fotsiny ahy, fa aza hatao lavitra ny saina.
Fanontaniana fotsiny ahy, fa aza hatao lavitra ny saina.
7. Fiffi
(
10/06/2006 04:28)
riam: tsy hainao ve fa misy ny fomba fanampiana an'ireny olona mahantra ireny @ lalan'ny parrainage ?
8. riam
(
10/06/2006 08:34)
fiffi:mahafantatra tsara any ireny aho ka.Fa mba manontany aho hoe firy ny pourcentage ny gasy (ambony) mba manao azy ireny.
9. Fiffi
(
10/06/2006 08:41)
riam: ok ! :) fa nga moa tsy maintsy hoe olona ambony zay vao mba afaka manao an'ireny ? gasy ambony hoe ahoana moa zany ? manankarena ve ? Misy manko mba hoe afaka manome 1€ isa-bolana fotsiny de efa mahavita zavatra bdb io , na sakafo , na fianarana .
10. ravakamalala
(
11/06/2006 13:25)
Ara-pôlitika mbola maro ny vahoaka azo fahanan-dalitra isaky ny propagandy .
sur ve ianao fa any madagasikara ihany ny olona no azo fahanan dalitra rehefa propagandy, jereo tsara ny aty frantsa fa ho avy koa zao ny election.
Koa atao ahagàga ary ve raha manararaotra avokoa na ny mpanao pôlitika sy ireo vahiny izay
tsy atao mahagaga fa atao mampieritreritra sy mamapitady vahaolana akia a!!!!
inona no arosonao?
11. Fiffi
(
11/06/2006 14:14)
justement!! na hatraiza na hatraiza ange de tahak'izany foana no hataon'ireny olona hilatsaka @ fifidianana ireny eh! wa!wa!wa! nefa rehefa tonga eo , inona no mba vita ?