Marina !!!
1. nyrsi
(
08/06/2006 12:54)
Raha atao indray mijery ny ny hoe: Antso na koa miantso:dia taratra fa misy olona roa na maro ao anatin'izay, misy ny miantso vonjy izany hoe: mila fanapiana;izany dia saika ny vava no miasa na fitaovana
entina miantso; fa ahoana kosa ilay hoe: fo no miantso.
Ny ohabolantsika miteny hoe: ny fo entina mitia, ny saina ho enti-mandinika, ny fanahy enti-mitsara; taratra avy amin'izany fa ny fo no hivoahan'ny faniriana rehetra na tsara na ratsy; ka io faniriana io dia mazana tsy voafehy raha tena irin'ny fo marina,eny fa na dia hiafara amin'ny tsy ho fambiazana aza izany, ka mahatonga azy hitraotra ka voaseho amin'ny endrika ivelany izany, ka hahatonga ny vava hiantso, ny saina hikaroka, ary ny fanahy hanoratra izany dia vokatry ny antson'ny fo avokoa; mety ho fitiavana io mety koa ho fandravana, ary mety koa ho famoizana mihitsy aza.
Raha dinihana dia ny fo no mahatonga ny zanak'olombelona hiasa, haniry, ...ary izany dia tsy manana fahata-perana raha mbola miaina ny olombelona!!!

répondu par prime le 10/08/2006 10:34
4. Fiffi
(
08/06/2006 13:26)
inona anefa ny mba zavatra ho vita raha tsy ny fo no mibaiko hanao azy ?
7. nyrsi
(
09/06/2006 07:09)
Miala tsiny raha izao vao mamaly kely.
Fiffi:Marina fa ny fo no mibaiko ny olona; fa ny fo dia manana toetra roa miavaka tsara ka mila fakafakaina lalina:
1. Ny fihetsem-po (sentiment); mila fitandremana io; fa ny tendrom-po tsy namana!!Ary izay to-fo mpamosavy!!
2. Ny sitrapo (Volonté): io no tsara hasongadina eo amin'ny fianaina raha te-havita zavatra tsara ny olona iray.
Marina anefa fa samy voajanahary avokoa ireo !!!

8. Fiffi
(
10/06/2006 04:15)
de raha izany de asaina mibaiko koa ny saina. de hamperahana an'ny fo .
10. MTN
(
18/06/2006 11:48)
nyrsi: sarotra ny miaina an. Indrindra moa raha vahavahaina sy fakafakaina lalina daholo ny zavatra rehetra.
11. Fiffi
(
18/06/2006 13:16)
nefa ilaina io satria tsy hitako izay zavatra ho vanina raha alefa fotsiny na hoe tsy heritreretina ny zavatra hatao rehetra. Fa de hamerahana ny fo sy ny saina manatanteraka azy.
12. MTN
(
18/06/2006 17:25)
ka tsy mazava amiko tsara ilay izy fa be ka be dia ela be vao point. Sady ny ahy ny fo izany mety hiova androany sy rahapitso. Tsy fototra (mibaiko) mihitsy io amiko fa faniriana fotsiny ihany.
Ohatra fotsiny hoe lasa tsy revenao izany ilay sipa refa niaraka taminao. Tsy ampy ny fandanjalanjana tsinona kah.
Saina ihany io papa ah.

14. MTN
(
19/06/2006 10:08)
ka ilay tsara mihitsy no tsy hay hoe inona marina ko. Rehefa tianao iny dia iny no tsara, dia rehefa tsy tianao dia azonao ny tohiny. Izay angamba no nahatonga ny fitenenana hoe: mandinika aloha vao mipataloha.
18. Fiffi
(
19/06/2006 19:42)
MTN: zany hoe tsy raisina ho materiel le fitiavana na le fihovana fa hoy ny Ntaolo hoe "ny endrika ratsy no tsy azo hovana fa ny fanahy ratsy kosa azo hovana"
19. mbaliana
(
20/06/2006 04:32)
fiffi>hihiii efa azo ovana daholo anie zao ny retra ee, na ny tarehy ratsy aza amin'ny opération plastique...fa mila vola beee :lol::lol:
ary ahona le hoe ampiasao ihany ny saina fa dia aza entim-po? :(
dia ahona koa ilay hoe "va où le coeur te porte...:oops:
Dia misy koa ny hitsiny?: (ohatra tena droit-nao mihitsy io ecc...):°)
Dia misy koa ny atao hoe rariny eee: (ohatra sao mba tsy rariny e, na dia hoe diso aza izy ecc...):cry:
:-*:-* dia aleo ity foana hampiasaina ee.fitiavana namana ee

20. MTN
(
20/06/2006 07:03)
Fiffi, Mbaliana> Mila fandinihana lalina izany ka aleo angaha aloa hisintona kely ny mpitsara? raveo