MITADY MPIASAN'NY STAR FA MANGETAHETA

1. jajaf401 ( 08/06/2006 08:21)
Salama daholo,
Misy zavatra tiana hanontaniana fotsiny de mba miangavy izay efa niasa tao na mbola ao amizao fotoana!
Misaotra mialoha!
répondu par Fiffi le 10/06/2006 04:16
2. Fiffi ( 08/06/2006 08:24)
jajaf401: fa mangetaheta @ le fanontaniana sa... ?
3. toovs ( 08/06/2006 10:23)
[quote=jajaf401]
Salama daholo,
Misy zavatra tiana hanontaniana fotsiny de mba miangavy izay efa niasa tao na mbola ao amizao fotoana!
Misaotra mialoha!
[/quote za mahafantatra fa izy tsy afaka michat eto mitsy. inona no fanontaniana?]


4. Fiffi ( 08/06/2006 10:25)
andefaso hafatra izy raha izany .:)
5. Herimiafina ( 08/06/2006 11:07)
Star Brasserie ve izany, Brasserie aiza, Diego sa Antsirabe?
6. Fiffi ( 08/06/2006 13:48)
THB ve ? :-D
7. Fiffi ( 08/06/2006 13:48)
misy mangetaheta bek's indray ato zany an! i Herimiafina ve ? :-D:-D
8. Herimiafina ( 08/06/2006 13:57)
Zah efa mpamely bebeks tsy sterilisé any amin'ireo knou, le vao mivoaka ny cuve de fermentation iny de mis en bouteille de gohako soa amantsara.
9. Fiffi ( 08/06/2006 14:05)
io ve tsy hankarary kibo ?
10. jajaf401 ( 08/06/2006 15:50)
Tsy dia zava-dehibe aloha ny toerana na Antsiranana na Antsirabe, fa mety hahafa-po jiaby eh!
Ary @ production fa tsy vente!
Misaotra!
11. Fiffi ( 08/06/2006 16:36)
i toovs hono mahafantra de andefaso hafatra zany izy .
12. jajaf401 ( 09/06/2006 01:33)
Merci an'i Toovs zany fa ho afa-po eh!
13. Fiffi ( 10/06/2006 04:16)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3861