cacaouette
1. jolijolie
(
30/05/2006 20:20)
hono ahy mba misy mahalala ve ahoana manao cacaouette .misaotra betsaka
répondu par Fiffi le 04/06/2006 03:54
2. Fiffi
(
30/05/2006 20:36)
manao cacaouette ahoana zany ? recette ve ? http://www.marmiton.org/recettes/recette.cfm?num_recette=23529 http://omelette.canalblog.com/archives/2005/10/09/878943.html http://www.isaveurs.com/recettes/recette_curry_de_poulet_aux_cacahuetes.php?keyw=cacahuete+&PHPSESSID=ea156861946b3ed9230ad6ce3793e34a
4. vale
(
30/05/2006 21:05)
jolijolie: ity indray raha le cacaouette sucré;
makà ianao oh voanjo manta 1kapoka
ataovy anaty casserole , asio rano 10cm mihoatra ny ny voanjo,asio siramamy, mety daholo na 2sotro na 2, rehefa hita fa tady ho ritra dia rarahina siramamy tokony ho 2sotro eo ho eo sady afangaro tsara,
esory eo ambony afo avy eo,,
endraso kelikely fa itanao fa hivaingana no sady hihamafy ilay siramamy no mahazo ilay loko somary rose violet iny(avy @ ilay lokon'ny voanjo iny ,, tena natoraly be!):D:miam:

5. jolijolie
(
31/05/2006 07:47)
misaotra betsaka anareo amin(ilay recette efa nataoko ilay izy dia tsara bisou