MISY MARINA VE NY PAMSAVY?

1. boubounezy ( 28/05/2006 07:34)
iza nareo no efa naita pam's na efa nivoraka ny lou fa wé nisy pam's ony e! dé manaona kay ra efa senja nareo? fa mba mangataka @ hery mba asina toerana manokana no any film d'horéra na tantara matsikaiky nisy sy fiction momba lé mapatahatsa ra azo ataotompoko
répondu par bobastyle le 11/06/2006 16:33
2. fasaly ( 28/05/2006 08:03)
bounezy: efa nahita pams tratra zà teny am 67h! tratra andro maraina niboridana niosomenaka, nantsointsoina tam haut parleur ny mpoinina hoe zay hijery mpams tratra mandehàna any am fokontany. fa ny tsy azoko fotsiny hoe mbà efikasy veuh ny asanireny mpams reny sa de manaonao foana fotsiny am tsy fisainana fa finoanomapona????:roll::roll::roll::roll:
3. lemenakely ( 28/05/2006 09:01)
Any ambanivohitra no tena mbola betsaka azy .Izy ireny mantsy dia olona voahozona raha ny tena marina alohan'ny ahafaty azy dia mitady olona izy hamindràny ny heriny ,misy koa ireo vehivavy navadiky ny ody fitia no lasa mpamosavy.
Ny tena olana @ famosaviana sy ny famorihana dia mahay tokoa ny gasy fa ny fanasitranana dia =0
4. vale ( 28/05/2006 10:26)
Bounezy> zah aloha matetika manofy ratsy foana hoe misy mpams hono ao ambadiky ny varavarana de te hiteny zany zah hoe "io misy pams" fa tsy mety tafateny mihintsy fa ny feoko voasakana!,, rehefa manofy ohatr'izany hono dia tena nisy fa raisinao nofy ftsn lay izy,:? :?
5. vale ( 28/05/2006 10:31)
fa ny resaka sorcelerie koa tena misy, ary tokony hitandrina, fa misy olona mahavita mangalatra ny "personalité"nao @ alalan'ny fitenenana ftsn ,dia misy koa le mi-jetter "sort" ratsy ho an'olona ireny, tena misy io, zah efa nahita manko olona victimen'ireo,, asiandry zareo an'ilay hoe on se connecte, dia tena mifandray @eritreritra ry zareo (ny mainty sy ny arabo tena mpanao an'io)ka izay eritreretin'ilay iray dia henon'ilay iray daholo, ka tokony hitandrina mihintsy fa matanjaka be ry zareomi-pratiker an'io!:D
6. besorongola ( 28/05/2006 11:17)
Za aloha mbola tsy sendra izany fa hinoako kosa fa misy izany satria efa maro ihany izay ireo milaza ho nahita azy. Sambatra izay tsy mahita nefa mino
7. boubounezy ( 28/05/2006 17:17)
aako alou kia mba naeno iany tany bira wé any @ fokotany kou ony misy pams tsatsa fa tsy itako akory zany:roll: dé wé kou nolazainy oull avy eo fa nivadika bibilava fa aako alou dé tsary mbola naita anizany maitriny e! dé tsa aiko na tena effikasy na try fa mety miasa iany mou mety try miasa kou lé izy try aiko e!:^):^):^)


fasaly:

bounezy: efa nahita pams tratra zà teny am 67h! tratra andro maraina niboridana niosomenaka, nantsointsoina tam haut parleur ny mpoinina hoe zay hijery mpams tratra mandehàna any am fokontany. fa ny tsy azoko fotsiny hoe mbà efikasy veuh ny asanireny mpams reny sa de manaonao foana fotsiny am tsy fisainana fa finoanomapona????:roll::roll::roll::roll:



8. boubounezy ( 28/05/2006 17:19)
:o:o:o marina wé ry menakely!!:/:^)


lemenakely:

Any ambanivohitra no tena mbola betsaka azy .Izy ireny mantsy dia olona voahozona raha ny tena marina alohan'ny ahafaty azy dia mitady olona izy hamindràny ny heriny ,misy koa ireo vehivavy navadiky ny ody fitia no lasa mpamosavy.
Ny tena olana @ famosaviana sy ny famorihana dia mahay tokoa ny gasy fa ny fanasitranana dia =0



9. boubounezy ( 28/05/2006 17:23)
(l)ka za kou efa tsatsany lé sasasiô otsizany na tany bira na tao tana fa aako tsa nety nino ny filazany pokona maitry refa teneniny zareo fa mpams ony zany:-o:-*


vale:

Bounezy> zah aloha matetika manofy ratsy foana hoe misy mpams hono ao ambadiky ny varavarana de te hiteny zany zah hoe "io misy pams" fa tsy mety tafateny mihintsy fa ny feoko voasakana!,, rehefa manofy ohatr'izany hono dia tena nisy fa raisinao nofy ftsn lay izy,:? :?



10. boubounezy ( 28/05/2006 17:26)
inn kia zany??? lé wé télépathie vé zany sa lé inn?? sa tena anvoutény mintry ve njy dé miasa lé izy dé avy eo izy lasa njy:o grave bé zany an!:lol:


vale:

fa ny resaka sorcelerie koa tena misy, ary tokony hitandrina, fa misy olona mahavita mangalatra ny "personalité"nao @ alalan'ny fitenenana ftsn ,dia misy koa le mi-jetter "sort" ratsy ho an'olona ireny, tena misy io, zah efa nahita manko olona victimen'ireo,, asiandry zareo an'ilay hoe on se connecte, dia tena mifandray @eritreritra ry zareo (ny mainty sy ny arabo tena mpanao an'io)ka izay eritreretin'ilay iray dia henon'ilay iray daholo, ka tokony hitandrina mihintsy fa matanjaka be ry zareomi-pratiker an'io!:D



11. boubounezy ( 28/05/2006 17:28)
besorongola mino ny pams ve zany:?::?::?::°):idea:


besorongola:

Za aloha mbola tsy sendra izany fa hinoako kosa fa misy izany satria efa maro ihany izay ireo milaza ho nahita azy. Sambatra izay tsy mahita nefa mino



12. fily ( 29/05/2006 03:56)
Ny pam's dia misy marina io' fa tsy lainga lainga tsy azo atao anefa ny mifaninana aminy
na matahotra na tsy matahotra' fa aleo tazonin'ny tena izay hevitry ny tena fa tsy misehoseho aman'olona na matahotra pam's na tsy matahotra ny tena tsara aza dia
ny tsy fireharehana hoe tsy matahotra tsy matahotra, ny olona izay rehefa mifanerasera
aminao tsy fantatra fa aleo mangina fotsiny, izy koa manao izay ataony @ alina any

raha fintinina dia tsy atao manelingelina @ fiainan'ny tena isan'andro izay fisiany
""MARINA FA MISY NY PAM 'S".
13. zah ( 29/05/2006 04:49)
Nisy boky nosoratana mpams maromaro izay any hoe "Firy no efa nifanena t@ mpamosavy". Efa voavakiko hatr@ farany ka nahaliana ahy tokoa. Ireo mpamosavy niova fo lasa mpivavaka kristiana no nitantara ny fiainany sy ny fanaony. Jereo eny @ mpivarotra boky tonta fa sao de mba mbola misy eny.
14. boubounezy ( 29/05/2006 04:55)
fa mampataatsa iany zany a!:{


fily:

Ny pam's dia misy marina io' fa tsy lainga lainga tsy azo atao anefa ny mifaninana aminy
na matahotra na tsy matahotra' fa aleo tazonin'ny tena izay hevitry ny tena fa tsy misehoseho aman'olona na matahotra pam's na tsy matahotra ny tena tsara aza dia
ny tsy fireharehana hoe tsy matahotra tsy matahotra, ny olona izay rehefa mifanerasera
aminao tsy fantatra fa aleo mangina fotsiny, izy koa manao izay ataony @ alina any

raha fintinina dia tsy atao manelingelina @ fiainan'ny tena isan'andro izay fisiany
""MARINA FA MISY NY PAM 'S".




15. vale ( 29/05/2006 06:31)
boubounezy> ié télépathie raha izay no ahazoandry azy,fa io tsisy resaka hoe matahotra andry zareo njy na mino fa ny aza voany ihany eh!!
16. boubounezy ( 30/05/2006 17:32)
(l)vale enga anie mba try ho oany za ka! k'anefa za otsany efa tsatsany iany fa mety tsy natahatsa azy dé tsy naninn:D:-D:-D:-D:^);-)
17. vale ( 30/05/2006 17:40)
:wink:ié, marina zany akià, mila tsy matahotra hono :Dfa rah'tsy zay de tena vita njy!!:?:?
18. bobastyle ( 11/06/2006 16:33)
efa mba namaky ny bokin'i E.D Andriamalala ve ianao, firy taminareo nifanena t@ mpamosavy ?
Ny dadatoa-ko taloha mba nihezaka hisakana @ sasakalina, fa tsy nahazo na iray aza... ry zareo mpivoaka alina hono, miray hina be sahady miosotra menaka, malama toy ny amalina.. sady miaraka mirona ry ikala alika an... fianakaviana miray hina be hono ry zareo.. koa tratraro eo, fa hahita azy ianao, raha tsy ianao efa ao anatiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.4218