tena

1. Dezy ( 27/05/2006 09:09)
Nisy bandy 2 lahy tena mpinamana be atraminy fahatanorany,tsy ny fanary mihitsy.Ndray andro nefa nifanasa zareo miaraka @ vadiny avy ary zavatra mbola tsy fanaony izy mitsamy zany.Nandé ny ady hevitra ,ary nifamaly be lé bandy 1 sy lé vadiny le namany.Nitsangana le bandy sady té hanazava tsara ny fiarahan'izy 2 lahy nefa tsy nahita notenenina fa ny tonga tao ambavany de ny wé
-ela letsy de ela ihany fa ny vadin'ela de TENA mihitsy
répondu par Dezy le 02/06/2006 07:35
2. Fiffi ( 27/05/2006 09:22)
tena..... heu... :roll:
3. Simpona ( 27/05/2006 09:58)
Tena awôna ???? tsy azok, sa mbola misy syuspens???
4. kelly13 ( 27/05/2006 12:52)
hum, tsy mazava fa tapaka jirama!!! mila jiro sy poto
5. bellla ( 27/05/2006 15:43)
:roll:
6. diamondra27 ( 27/05/2006 16:52)
tratran'ny delestage koa radezy :lol:
7. fasaly ( 27/05/2006 17:10)
:roll::roll::roll::roll:tsy azo:roll::roll:
8. ikalakintina ( 28/05/2006 05:52)
tena8O8O8O8O8O8O8O
9. vale ( 28/05/2006 11:25)
Dezy> tsy azo fa mba hazavao misimisy e:-*
10. pissoa ( 28/05/2006 14:18)
:roll:
11. mamzelkely ( 29/05/2006 04:58)
tena somary ts azo anie ry dezy eee:lol::lol:
12. sasa ( 29/05/2006 08:53)
tena tsy mazava mintsy le TENA
13. pissoa ( 01/06/2006 18:29)
Ary Dezy tsy mba niverina nanazava kle 8O
14. sasa ( 02/06/2006 03:30)
k'hita koa 8O
15. Dezy ( 02/06/2006 07:35)
le TENA nge refa tezitra tsika gasy de miteny wé:TENA ry le likamaty ty a,le tsy vann ty an,sns.. fa le bandy natahotra sao de tezitra le namany ka tapaka ny finamanany ,:@:@de le TENA fotsiny no teneniny.Mety mazava ratsy ngamba oo!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0645