Hanampy article ao amin'ilay wikianja?
1. soanja
(
26/05/2006 02:06)
Hery o, ahoana kay ny fomba fanampiana article ao amin'ily wikianja fa tsy mety hitako mihitsy ny fika fidirana amin'ny editer. Mahazo an'ilay hoe miverena amin'ny pejy iny foana aho. Azafady mba ampio o. Misaotra,Soanja
répondu par soanja le 26/05/2006 11:17
2. Fiffi
(
26/05/2006 03:09)
efa mba nahaliana ahy koa io , saingy isakin'ny mijery pejy iray zah tonga de miverina eo @ fanoloram-pejy foana. Ohatra hoe nijery hoe iza ireo admin ao @ karajia , tonga lasa miverina ho azy eo @ fanoloram-pejy.
3. hery
(
26/05/2006 05:29)
soanja> efa ao daholo arany ny fanazavana kou.
Midira ao amin'ny http://wiki.serasera.org dia hita eo daholo ny fanazavana. Ohatra eo amin'ilay hoe Fanazavana ny atao hoe wikianja sns...
Mba ahafahana manoratra dia tsy maintsy mampiditra solonanarana sy tenimiafina serasera. Jereo ery ankavanana ery misy soratra hoe Midira eto mba ho afaka hanoratra
Ny wikianja dia fametrahana lahatsoratra izay mety handraisan'ny olona hafa anjara (Collaborative texts) ohatra hoe ilay Lesona eseky http://wiki.serasera.org/index.php/Eseky dia niarahan'olona vitsivitsy nanoratra. Fa raha ohatra ka fantatrao fa ianao ihany no hanoratra dia jereo sao tsaratsara kokoa ny tahiry.serasera.org