serasera fiarahamonina

1. boubounezy ( 25/05/2006 10:21)
refa mandinika ve nareo dé tsy itanareo fa fiarahamonina kou eto @ sera2 fa na miresaka eto aza mila mitanjina bé @ lé wé tsy oull ray iany no miditsa eto???:lol:
répondu par Fiffi le 01/06/2006 06:11
2. hery ( 25/05/2006 11:45)
Ie, ohatran'ny eny antsena eto kah... fa tsy azoko ilay hoe mitandrina be.
Raha eny antsena ianao dia mifanena amin'ny namanao mety ho iray na maro fa tsy voatery ho namanao daholo akory ny mpiantsena rehetra.
3. Fiffi ( 25/05/2006 11:55)
hery: raha ny fahazahoako azy aloha de mila mitandrina alohan'ny hamaliana ny namana kah! satria eo @ fiarahamonina moa de @ maha fiarahamonina azy de hasiana fitandremana ary dinihana tsara aloha ny zavatra tianao lazaina fa tsy hamaly fatany any fotsiny mba tsy hisian'ny adiady angamba eh ?
4. cutie ( 25/05/2006 12:31)
arakaraky le oul hamalianao forum ihany koa anie io e, refa hay we mpivazivazy ve le oul tsy handeha hivazivazy koa za :P
5. vale ( 25/05/2006 12:53)
boubounezy:

refa mandinika ve nareo dé tsy itanareo fa fiarahamonina kou eto @ sera2 fa na miresaka eto aza mila mitanjina bé @ lé wé tsy oull ray iany no miditsa eto???:lol:
bounezy> zah ndray aloh dia tsy miraharaha izay ol suscéptibles any eh, ny ahy izay hevitro dia avoakako(rehefa tsy miteny ratsy sy manompa ftsn zah dia ampy anah zay!),,,,:wink:
tsy ny défaut'ny sasany akory no anampenako ny vavako an, na koa ny tsy fitiavan-"dranona" sy"ranona" anah(satria mety hisy io),,,

b d b ny zvt mety miseho satria tsy ol iray no miditra eto, b d b koa ny fomba fisainana arak'izany, mbola fanampiny ireto: filana vanony, fialonana,fandrangitana...
ka mahereza fa rehefa manana namana ivelan'ny forum njy dia ataovy tsara kolokolo, fa raha ny eto @ forum indray dia misy fomba fisainana b d b izay mety tsy hifanaraka @ fijerinjy, tsy mora ny mitandro fihavanana e, ts'hita fa izay ilay fiainana koh!:wink:


6. vale ( 25/05/2006 13:06)
bounezy: raha ny tena marina ko ge dia fiadian-kevitra no eto (forum) fa ny resaka amitié any @ hafatra na karajia e :wink::-*:-*:-*:-*:-*:-*
7. Fiffi ( 25/05/2006 13:46)
zany no hatao hoe forum! hummmm :)
8. boubounezy ( 25/05/2006 16:25)
ka zay mintsy ngé lé ilazako wé mila fitanjeman'é! ataoko otsany mpiray monina @ko oatra zao za tsy iteny ratsy mafy be @ micro oatsa satsy misy voisins!.. zany wé lé respêt io tiko tenenina io fa tsy inn akory.:roll:


hery:

Ie, ohatran'ny eny antsena eto kah... fa tsy azoko ilay hoe mitandrina be.
Raha eny antsena ianao dia mifanena amin'ny namanao mety ho iray na maro fa tsy voatery ho namanao daholo akory ny mpiantsena rehetra.



9. boubounezy ( 25/05/2006 16:28)
ka zay njinja lé izy fa satsy efa expérienceko teto @ ty forum ty zany fa na marina aza ny lazaina dé refa tsy tiny besiny maro dé aleo tsy miteny! "zay lé fiainana société ka tsy maintsy vôtery njy"



Fiffi:

hery: raha ny fahazahoako azy aloha de mila mitandrina alohan'ny hamaliana ny namana kah! satria eo @ fiarahamonina moa de @ maha fiarahamonina azy de hasiana fitandremana ary dinihana tsara aloha ny zavatra tianao lazaina fa tsy hamaly fatany any fotsiny mba tsy hisian'ny adiady angamba eh ?



10. boubounezy ( 25/05/2006 16:31)
hafa njay zay alou e! zay lé wé refa manao anah vé tsy ataoko fa tsy matetika no afaka manao io enao satry lé cas tsy vôtery itovy fôna. fa misy lé teny wé njay2 il faut combattre le mal par le mal tena fiainana misy kou io fa tsy foronina:@:@:@


cutie:

arakaraky le oul hamalianao forum ihany koa anie io e, refa hay we mpivazivazy ve le oul tsy handeha hivazivazy koa za :P



11. lapino ( 26/05/2006 12:38)
cutie:

arakaraky le oul hamalianao forum ihany koa anie io e, refa hay we mpivazivazy ve le oul tsy handeha hivazivazy koa za :P

Tonga dia vazivaziana fotsiny izy izany dia mivazivazy ho azy ! :)

12. Herimiafina ( 26/05/2006 13:01)
K'iza leity ry lapino an! Elaela ise tsy hita an!
Inona no malaza any e?
Le mananihany anie ry zareo haingondresaka kosa e! Rah aatao serieux be toy ny exposé any ampaianarana foana mantsy dia efa nanjavona daholo na kamo namaky de tsy hita, mb akaozy e.
fa mananihany tsy midika hoe tsy manome hevitra an, hehehehe:-D
13. andry44 ( 26/05/2006 13:09)
samy maneho ny heviny eto e!tsy de hoe demokrasia angamba no tadiavina eto fa ny hevitry ny tsirairay ao antin'ny fiaraha-monina malagsy mifanja sy mifampizara ny soa sy ny tsara!
14. Herimiafina ( 26/05/2006 13:14)
izay mihintsy, tadidio fa namana ny eto, mba manao ahoana ny firesakao ny namanao rehefa mifanena ianareo, feno hafaliana sns. Azo atao ihany koa ny mitaingna tamboho kely dia manokondresaka amin'ny tary eo, milalao sns,
15. boubounezy ( 26/05/2006 17:20)
...hm dé mihira2 kely sy mitenjy dé manao afo pneu dé manatono hena be miaraka @ toka gasy ary ny sakay tsy adino :D:D


Herimiafina:

izay mihintsy, tadidio fa namana ny eto, mba manao ahoana ny firesakao ny namanao rehefa mifanena ianareo, feno hafaliana sns. Azo atao ihany koa ny mitaingna tamboho kely dia manokondresaka amin'ny tary eo, milalao sns,



16. cutie ( 26/05/2006 19:00)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 26-05-2006 17:38:07
Lohateny : Re : serasera fiarahamonina
Hoy i cutie:

arakaraky le oul hamalianao forum ihany koa anie io e, refa hay we mpivazivazy ve le oul tsy handeha hivazivazy koa za


Tonga dia vazivaziana fotsiny izy izany dia mivazivazy ho azy !

jereo i lapino zao de efa mivazivazy :-D:-D:-D:-D:-D
17. vale ( 27/05/2006 09:59)
Herimiafina:

K'iza leity ry lapino an! Elaela ise tsy hita an!
Inona no malaza any e?
Le mananihany anie ry zareo haingondresaka kosa e! Rah aatao serieux be toy ny exposé any ampaianarana foana mantsy dia efa nanjavona daholo na kamo namaky de tsy hita, mb akaozy e.
fa mananihany tsy midika hoe tsy manome hevitra an, hehehehe:-D
ka ny olana anie tsy any mihintsy e(le vazivazy eny antsefantsefany io!) ary mahalahona be ny fiainana raha tsy mba misy sangy2 sy tsiky e, rehefa tsy mivaona @ fanontanian'ilay mba mangataka fanazavàna dia izay ny essentiela fa ny sangy2 dia tena ilaina tokoa.

nefa kosa raha tsy mamaly ilay olona mba mila fanampiana fa tonga hiresaka @ namany eto ftsn dia ataoko fa efa misy toerana natokana an'zany ato,sa ve tsy marina ary izany :!: de tsy haiko aloha e:roll::roll::roll:


18. vale ( 27/05/2006 10:21)
Herimiafina:

izay mihintsy, tadidio fa namana ny eto, mba manao ahoana ny firesakao ny namanao rehefa mifanena ianareo, feno hafaliana sns. Azo atao ihany koa ny mitaingna tamboho kely dia manokondresaka amin'ny tary eo, milalao sns,
HM: zah aloha miombon-kevitra @ hery eh, namana ny eto hoy ianao(izany hoe toy ny mankeny an-tsena= ny sera2 (no ohatra @ tsena eto), nefa kosa tsy ny retraretra izay manketo dia namanao daholo, noho ny antony bdb.., ary izay ngamba no miteraka an'ilay hoe mila mitandrina be satria "tsy ny retraretra(averiko ihany" no namanao eto, ka an-kavitsiana no tena mahalala ny tena toetranao!)

ny an'ny sasany izany moa dia hita mihintsy hoe miandry kendry tohana ftsn :xhamelezana ny hafa (tsy zatra manaja ny fisainan'y sasany fa ny azy ihany foana no tiany hoe "marina":x,izany ve no atao hoe mifanankalo hevitra? asa alo e!
ny ahy ndray aloha raha zay zava-mitranga eto @ ity dinika ity tsy hataoko mamaky ny lohako e (fa kosa>>rehefa manao anah dia ataoko koh, misy ary tsin tsy mifanaraka @ izay fijeriny ny lazainao dia iny dia atao rancune,dinika efa lanin'ny holitra tary mbola hananany alahelo foana,8O ntsss mampalahelo ihany fa atao ahoana moa? tsy zatra mifampiresaka angamba na manana autorité be mahatsiravina ?:x


19. vale ( 27/05/2006 10:30)
:) ihany wa ny fiainana dia milamina, fa zany managam-pahavalo sy mankahala ny sasany izany (nefa aza mbola resaka ady hevitra ftsn koa mainka fa sendra cas hafa mafimafy noho izay :!:,,,,toa mampatahotra ihany ny toetran'ilay olona an!)8)
20. Fiffi ( 01/06/2006 06:11)
sady mampandositra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2717