ny TDM
1. fijo
(
24/05/2006 20:19)
nahita lahatsoratra momba an'ingahy rajaonarivelo ny tenako androany,tao amin'ny madagasikara tribune.dia miaro sy mamporisika ireo antoko sy fikambanana manohana azy mba hiezaka hatrany amin'ity filatsahany ity.
dia navoakany ao daholo ireo anaran'antoko sy fikamabanana mpanohana an'ingahy rajaonarivelo,fa ny hany tsy hita ao dia ny TDM izay ankalazain'ny namantsika ato.koa gaga ny tenako hoe tena mifandray tokoa ve i rajaonarivelo sy io fikambanana io?sa ny namantsika ato no misoratena?

répondu par marozevo le 29/05/2006 20:00
3. Rainikarabo
(
25/05/2006 05:10)
tena mifandray tokoa amin'Ingahy Rajaonarivelo ny TDM ka. Raha te hanamarina ianao dia afaka mitsidika ny siten'ilay rangahy io.
4. marozevo
(
25/05/2006 07:37)
Tsy dia nisy naharatsy azy ny firotsahan-drajaonarivelo, fa ny atahorako izaho manokana, dia tsy ho afaka ambany vahohon-dratsiraka izy.
6. hery
(
25/05/2006 08:40)
Tsy misy maharatsy azy ahoana le
Aza adino fa mbola voaheloka izy
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m445b491da42a8

7. Rainikarabo
(
25/05/2006 09:15)
Voaheloka tokoa leiry, ka io ange no mahatonga an-dry zalahy AREMA sy ny opposition manao forcing amin'ity resaka amnestie ity e!
8. tenagasy
(
25/05/2006 10:57)
Sambasamba zanahary eh! Mankasitraka ny fahamatorana sy ny fahavitrihan'ny mpitafa rehetra! Tsongaina manokana ny fikajiana sy ny fikoloana ny teny sy ny maha Malagasy!
Ny mba fahitanay ra-olona de izao a: tsy fankahalana mpiray tanindrazana fa amiko famotsoran-keloka indrindra mikasika ny zavatra avoitra etoana dia midika baranahiny sy fandikana lalàna tsotra izao.
Raha izany no tanteraka dia hoy izahay hoe:
- manaova politika re-olona
- ataovy daholo avy eo izay tiana hatao h@ tsy fanao
- fa rehefa tratra dia ao ny famotsoran-keloka!
Ekena fa ny fihavanana dia anisan'ny mampiavaka manokana ny maha Malagasy saingy tadidio fa hoy ny Ntaolo hoe: na amboako na amboan'olona rehefa vandana de volon-kary ary rehefa volon-kary ariana.
Ny famahana an'izany: miaiky heloka izay diso, mangata-pamelana sy manefa ny sazy sahaza!
Mirary soa!

9. tenagasy
(
25/05/2006 11:04)
Fanitsiana kely:
na amboako na amboan'olona rehefa vandana dia kary, ary rehefa volon-kary ariana.
Mirary soa!
na amboako na amboan'olona rehefa vandana dia kary, ary rehefa volon-kary ariana.
Mirary soa!
11. ainga
(
25/05/2006 14:25)
izay mivolon-kary na pisodia na arema, indrindra fa rehefa mivovo dia hafahafa izany aminay, vandana hoy ianareo, koa dia faizina rehefa manao asa alika, ary atao haza-lambo rehefa manalika.
Io tsy fisian\'ny fenitra entitra io ihany no mahavoa antsika. Ny fihavanana anie tsy midika fanekena ny heloka e! Ny sazy koa nisy hatramin\'ny andro fahagola.
Noho izany, ampiaro ny lalàna, sazio ny meloka. TEBOKA FARANY.

13. fijo
(
25/05/2006 19:39)
dia mbola mila manefa sazy izany aloha ingahy rajao.
fa ny tiako notsindriana teto,dia ilay TDM tsy mba voalaza akory tamin'ireo mpanohana azy.

14. xxx
(
26/05/2006 03:19)
Fa inona aloha ilay hoe :TDM eh?
Tong Dia Mamono? sa Tonga De Mangalatra ? sa ...?

16. Rainikarabo
(
26/05/2006 15:26)
tsy mahay marketing politique ny namorona ilay anarana hoe TDM 8)raha toa ka io ny fanalavana azy.
17. tenagasy
(
26/05/2006 17:01)
Mankamamy ny fiarahana hatrany eh!
Ialana fondro amin'i "fijo" aloha ny fandraisana anjara tetsy ambony fa tena somary nivaona kely tamin'ny votoatinkevitra tokoa ny narosonay.
Ho tandremana fatratra amin'ny sisa e!
Tsy naharaka tsara ny momba io tantara io izahay, saingy raha ny fahitanay azy arak'izany:
- mihinam-bary aza hono misy latsaka, izany hoe andeha hatao hoe fanadinoana
- saingy raha izany amin'izao andron'ny NTIC izao ve tsy tokony efa nisy fanitsiana na fanambarana tohiny?
- raha tsy izay indray, atao hoe nanao fanamarihana sy fifanazavana mangina eo anivon'izy samy izy tany izy ireo: ny saina voatohina eo anivon'ny liana sy mpanara-baovao izany tsy raharahiana? (Politika anefa no atao raha azoko tsara)
Ambava homana ampo mieritra!

18. fijo
(
26/05/2006 19:28)
tenagasy,tsy manome tsiny aho,satria resaka mifandray ireo rehetra tery ambony ireo.
fa marina io fanamarihana ataonao io.
tena fanadinohana ve,sa fanahiniana no tsy nanononana ny TDM,satria mantsy efa nisy disadisa teo amin'ny AREMA sy ny TDM;ka raha ny fahalalako azy,azo "tsinotsinoavina "ny mpikambana TDM ka dia naleo niniana tsy notononina,mba tsy hanohina ny sasany izay maro an'isa

19. tangalamaitso
(
29/05/2006 05:16)
Manakaiky tokoa ny fifidianana ka haheno sy hahita anarana fikambanana na antoko isan-karazany isika. Mbola vao fanombohana daholo izao, atsy ho atsy izao, dia hitsangana daholo izay antoko'olona milaza fa manohana an-dranona @ fifidianana. Aleo ho'aho tsy mikorapaka be isika mpifidy fa milamina tsara fotsiny, dia mamakafaka sy mandinika tsara @ izay mety ho fihetsik'ireo mpanao politika. Ndao hasehontsika an'ireo olona efa mihetsiketsika ireo fa efa mandroso @ fahamatorana isika mpifidy. Sa ahoana? Rehefa tsy mikorapaka isika, dia ry zareo no hikorapaka, ka hipoitra ho azy eo ny nafenina (toy io olana eo @ AREMA sy ny TDM io). :):):):):)
20. marozevo
(
29/05/2006 20:00)
Ka izahay kosa tsy naharaka ilay hoe voaheloka i rajao eh... izany no nahatonga anay hilaza hoe tsy misy maharatsy azy... Fa rehefa hita io didim-pitsarana io, dia hoy indray izahay hoe :
raha araka ny hevitro dia tsy misy mahatsara azy ny firotsahan-drajaonarivelo, fa ny atahorana dia mety tsy ho sahy handà ny barofon-dratsiraka izy.