ny mozika metaly sy ny ady hevitra haterany

1. khaina ( 24/05/2006 11:12)
mikolo ny saiko raha mozika mba misy fampiasantsaina kely no atao.
KEIZY no anarako maba mitady izay olona interessé amina mozika metaly true metal no tena marimarina kokoa ka misy afaka ny hitafa ve sa?
répondu par prime le 31/05/2006 13:20
2. Fiffi ( 24/05/2006 11:25)
tena tsy ao anatiny aloha zah an! sady tsy mahafantatra loatra raha ny tena marina !
3. mamzelkely ( 24/05/2006 11:48)
za aloh tia ee fa ts haiko ra true metal le tiko na tsy fa tia ihany za:°)
4. prime ( 24/05/2006 12:04)
Zah interessé b sad ao anatiny koh!!!:@
D ahoana ary e????:wink:
True métal: lazao ary hoe ny hevitrao aloha d lasa izao :-P
5. bilakarenjy ( 24/05/2006 13:34)
ho fanomezana fahafaham-po anao ry KEIZY dia idiro ity mailaka ity hardrockmg.free.fr, fa ho tsara kokoa ny seraseranao amin'ireo mpankafia hira mavesatra sy mafonja ,dia mazotoa e!.Anisany mpankafia io mozika metaly io koa ny tenanay fa saingy efa tery ny fotoana ka tsy afaka dia mivelatra be loatra amin'ilay izy intsony .
6. zakilinina ( 24/05/2006 18:43)
Ilay heavy metal anaka no mba ankafiziko.
Tamin'ny izaho tanora dia nisy an'izay Manowar izay. Mampiasa orgue fiangonana ry zareo.
Izaho koa tia speed metal toy ny ataon'ny haloween...
Ilay true metal aloha dia tsy dia fantatro loatra fa angamba taty aoriana vao noforonina.
Na dia efa rabôfy aza ny tena dia mbola mankafy ê !
7. boubounezy ( 25/05/2006 10:28)
ny anah alou i ac/dc reny no mba tiko e! fa ra reny finlandais reny alou tsy stylingko mintsy e! tena otsany maita dévoly:twisted: be latsakatany mintsy za.



khaina:

mikolo ny saiko raha mozika mba misy fampiasantsaina kely no atao.
KEIZY no anarako maba mitady izay olona interessé amina mozika metaly true metal no tena marimarina kokoa ka misy afaka ny hitafa ve sa?



8. prime ( 26/05/2006 13:13)
fa ra reny finlandais reny alou tsy stylingko mintsy e! tena otsany maita dévoly be latsakatany mintsy za.


Iza izany finlandais izany fa toa maro anie ny groupe finlandais e!

D izaho koa ry zakilinina d mitovy hevitra aminao fa mbola mankafy an'ireny Manowar sy ry Maiden ary Judas Priest ireny... Fa misy tsara koa ilay ankehitrio an!

Fa i KEIZY ho'ah toa tsy tazana intsony e! nomeny ny lohahevitra dia tsy hita intsony izay nalehany!!!:-D:-D:-D:-D
9. boubounezy ( 26/05/2006 17:14)
::{ tena tsy tadidiko lé nahazo t@ eurovison teo reny e! lé otsany satana be reny!!!:-D
10. prime ( 31/05/2006 13:20)
Antsoin-dry zalahy any hoe gore métal ireny raha tsy diso aho... Misy maro izy ireny fa raha hainoina no tsara fa tsy mijery azy fotsiny dia milay...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4236