herimiafina

1. fasaly ( 20/05/2006 19:46)
fa vaky wa ny saiko hoe mba lasa aiza i herimiafina e!:roll::roll::roll::roll::? tena tsy herimiafina tsony fa lasa heri tsy hita popoka,:roll::roll::roll:de tsy mba nilaza akory veuh hoe ho aiza ????:°):cry::cry:
répondu par jennifer2 le 11/07/2006 10:10
2. fijo ( 20/05/2006 19:59)
aza mitomany ary moa fa izahay mbola eto e
3. fasaly ( 20/05/2006 20:01)
:wink::-*:-*
4. fijo ( 20/05/2006 20:04)
inona indray ary ty
5. cutie ( 20/05/2006 20:23)
any ho any izy :P
6. vale ( 20/05/2006 20:25)
fasaly> eny wa akia koh,:roll:
herimiafina ààààààààààààà aiza enao teo eeee! :roll: aza miafina any ambadimbadika any moa eh!:°)
7. Fiffi ( 20/05/2006 20:39)
Herimiafina aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaahhhhhhhhhhhhhhh:roll::roll: tena nanjavona marina ! fa lasa aiza ?
ahummm ! ahummmm ! hehehehehe :@:@:@ :roll::roll:
8. Fiffi ( 20/05/2006 20:40)
cutie: any ho any aiza hono akia ? :roll::roll: hitak no tsy misy haretina mifindra intsony ato ! ahummm ahummm hehehehehe :@:@
9. cutie ( 20/05/2006 20:49)
fiffi,any aminy any izy fa ho aiza aza:P
10. Fiffi ( 21/05/2006 04:29)
cutie: ahummm ahummm hehehehe :@ :-D:-D:-D:-D
11. Fiffi ( 21/05/2006 04:31)
cutie: aleo aloha hangalariko kely ireo alohan'ny hiverenany eto ! ahummm ahummm hehehehe :@
12. pissoa ( 21/05/2006 13:10)
Fa iza mou zany Herimiafina e 8O
13. Fiffi ( 21/05/2006 13:31)
:roll:
14. fasaly ( 21/05/2006 18:29)
he he he he! ahummmm! ahummmm! :@:@:@:@ anhan anhan!
15. Fiffi ( 21/05/2006 18:46)
fasaly: hehehehehehehe mbola hafa hiany hoa le hariti-mifindran'i HM eh ? ahummmm ahummmm hehehehe :@:@
16. Fiffi ( 21/05/2006 18:56)
fijo:
aza mitomany ary moa fa izahay mbola eto e
fasaly ahhh!! io akia i fijo fa manjary malahelo koa anie izy eh! ntsooooo !! hitandry koa ity nalefany ho andry io ? le ao @ fanamboarana ? :-D:-D:-D


17. Zina ( 21/05/2006 18:56)
lasa zany i veloo dia iny ko i herimiafina????? fa iza daholo izany e?
18. Fiffi ( 21/05/2006 18:57)
tsy fanamboarana fa fanamborahana! :)
19. pissoa ( 21/05/2006 19:14)
hay tkou mou, tadidiko am'zay :oops:
Herimiafina aaaaah, mipoira am'zay ony ndroky :-D:-D:-D:-D:-D
20. Fiffi ( 21/05/2006 19:27)
Zina:
lasa zany i veloo dia iny ko i herimiafina????? fa iza daholo izany e?
I Veloo de namana navitrika be teto aki an! i Herimiafina indray heu... :@:@ hehehehe ! ahummm ahummm ! anjenestoooo :{:{:{:{ , i Kala koa aza lasa koh! i Vahinala koa ! i jennifer2 koh! hehehehehe fa manantena fa mbola hiverina daholo izy ireo eh! Toa classe d'exam daholo ny ankizy zao ka asa raha nohon'io no tsy hahafahany tonga eto ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1366