gazety: fanabeazana tsy manjary
1. xxx
(
20/05/2006 06:12)
http://www.midi-madagasikara.mg/textes/cu060519.htm#cul1
anga misy ambassade d'australie eto ry midi? :-D:-D:-D:-D:-D
anga misy ambassade d'australie eto ry midi? :-D:-D:-D:-D:-D
répondu par rafety le 09/08/2006 11:54
3. Fiffi
(
20/05/2006 07:00)
Fanabeazana tsy manjary ahoana ? fa inona aloha ny dikan'ny hoe "tsy manjary" aminao ry xxx ? hummmm !! soahiany fa hisy sekoly hivoaka atsy ho atsy hianarana an! Inona indray no tadiavina mihoatr'izao fanampiana izao ?
8. jentilisa
(
26/05/2006 14:01)
inona ary ity! mety misy ambasady anga fa tsy mipetraka maharitra eto Antananarivo e!
10. rafety
(
09/08/2006 11:54)
fa inona marina aloha no tsy manjary ao amin'ny fanabeazana?
raha tsy manjary io dia ianao raiamandreny no tsy manjary satria ianao no tompon'andraikitra voalohany;satria mbola misy mpanabe mendrika be dia be eto amintsika,porofon'izany ireo sekoly marobe ifandrombahantsika raiamandreny.
koa aza miteniteny foana fa dinio tsara aloha vao mitsara;ary ianao namoaka an'io dia tena mpiala bala fotsiny fa manilika andraikitra.