Ravina tongolo

1. pissoa ( 19/05/2006 04:35)
Hono hoa, azo hanina ve ny ravina tongolo be (oignon)? Dia tsara?

Hihihi, naniry ho azy tao an-trano tao le tongolo novidiako dia tiako ampiasaina le raviny fa izaho tsy mety mahita tongolo maitso mihitsy :(
répondu par Fiffi le 21/05/2006 05:23
2. Fiffi ( 19/05/2006 05:40)
pissoa: tena azo ho hanina mihintsy io an! ary io no tena mahavonjy ny olona raha mipetraka eny @ appartement ireny .
Zah aloha mahafantatra olona tena manao fanahiniana mihintsy mamelà azy ireo haniry rehefa tsy fotonan'ny tongolo raviny ireny an! Na zah koa aza manao an'io koh! :) de ataovy tsara ny sambos sy ny nem hasiana azy na mi mi-xao :miam::miam::miam:
3. pissoa ( 19/05/2006 05:56)
Okay, melcii Fiffi :-*

Hihihi, ary tonga de hainjy le tiako atao aminy kle :roll::-D:-D:-D:-D
4. mandrindra ( 19/05/2006 10:56)
mampanoana izy izany le
5. Zina ( 19/05/2006 14:12)
Ritina @ hena io ko tena tsara be
na miaraka @ ovy ko
6. pissoa ( 19/05/2006 14:59)
Izany ve?

Misaotra anareo ary e.
7. Fiffi ( 19/05/2006 18:56)
de manova lasary votabia !
8. pissoa ( 20/05/2006 07:53)
Zah akia kamo be hanao lasary izany fa nenah sasako fotsiny tonga de hohaniko ny voatabia an :oops::oops::roll::-D:-D:-D
9. fasaly ( 20/05/2006 13:35)
pissoa: a! vao haingana mahintsy zà nanao rougail votabia de naniry beuh ny ravina tongolo maitso de nipitipitika ery zà nanapaka ny raviny nataoko tanty rougail fa hummmm manitsa ery izy izany zany an! nohaniko niaraka tam ravitoto au lait de coco sy vary fa miaraka tsara :miam::miam::miam::miam:
10. Fiffi ( 21/05/2006 05:23)
pissoa aahhh ! ka io mihintsy no ilana le ravina tongolo maintso koh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1726