aza adino o,

1. colar ( 18/05/2006 07:53)
aza adino o,ny voady nifanaovana a
cheri ,nga tsy we kilalao izy ty.,
fa malahelo an lay trano ary mintsy alo za we tsy mba nandraisana ol e,hatram le 8 de misy trano gratis aty italie,na antson fo na namana tsotra afaka tonga daholo,tena serieux io trano io an
répondu par Fiffi le 31/05/2006 04:40
2. diamondra27 ( 18/05/2006 08:03)
trano bongo misy ronono io'zany an!
mazotoa 'nareo de bonne vacances e!
3. Fiffi ( 18/05/2006 08:04)
colar: misaotra anao ! Hay mbola mitohy hatrany ? indrisy fa tena handavan'andro be le offre fa raha mba vakansy an! :) 8 Juin zany an ?
4. colar ( 18/05/2006 08:09)
hatram 8 juin ihany le trano no ao,
5. Fiffi ( 18/05/2006 08:22)
colar: :) misaotra anao , :( saingy miasa eh! tsy afa-manaotra !
6. ninou ( 18/05/2006 19:11)
manahoana ianao aloha
fa tena marina ve io sa vazivazy é? ary aiza nefa izy io ?
misaotra mialoha
7. Fiffi ( 18/05/2006 19:17)
ninou: mamaly eo @ toeran'i colar aloha zah fa tsy maintsy hamaly eto koh izy an! le izy aloha tena resaka sérieux satria efa im-betsaka izy no manomé sy manasa tahak'izao . :)
8. rapala ( 19/05/2006 07:06)
marina ny any ninou ry fiffi a, aiza hono io toerana io ry colar?
9. Fiffi ( 19/05/2006 07:36)
rapala: marina ny azy kah! :)
10. rapala ( 19/05/2006 08:46)
fa aiza hono ilay trano e... so de mba afaka ihany izahay?
11. Fiffi ( 19/05/2006 08:48)
rapala: andefaso hafatra raha tsy mamaly :-D:-D:-D
12. colar ( 20/05/2006 16:23)
tonga ny mpamaly, italie no toerana,trano milay,revy milay,vazo milay,vac milay,hatram le 8 ihany nefa,tsisy hanolo batomafana zany eto e, za ange mba be akama ihany ato de sanatria ve hanalabaraka tena ato e,ny volana kosa tsy vitako an :-D:-D
13. fijo ( 20/05/2006 20:00)
misaotra letsy e
14. fasaly ( 20/05/2006 20:03)
toa revy be foana kou any am ry colar any e! manao antso avo foana:wink::°):-D:-D milay ka! fa tena mbola tsy vokasy wa amzany e!:wink:
15. Fiffi ( 21/05/2006 16:14)
misaotra an'i colar kosa aloha an! saingy... :( tsy vakansy anie ka tena sarotra be ny handehanana any an!
16. rapala ( 22/05/2006 06:21)
colar: misaotra tokoa, saingy mbola tsy vakansy de sarotra ihany o!
17. Fiffi ( 22/05/2006 08:35)
ka zay no tena olana ho an'ny rehetra , tena andavan'andro be le izy !
18. Angie ( 24/05/2006 10:24)
ka ny loza dia refa vac njay dia tsy misy trano ntsony kou :D
19. Fiffi ( 24/05/2006 11:10)
zay indrindra!
20. tisera ( 24/05/2006 15:58)
:(:( Aleo ho zokin'ny aoriana é! Raha sendra @ fotoana mahafaka ve dia mahazo mitarika zaza ry colar :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7459