Sao misy mahay mampianatra ahy hibaiko ny alikako

1. eisy ( 18/05/2006 04:45)
Mazava be io lohateny io re olona a! fa za zany vao nahazo alika kely berger allemand e! de tsy hitako izay fomba hitaizako azy.
inona no tokony atao..., ny sakafo..
toroy hevitra e!
répondu par Fiffi le 27/05/2006 07:58
2. Fiffi ( 18/05/2006 05:38)
http://www.maison-facile.com/014article_rubrique.asp?num=545 http://www.etab.ac-caen.fr/college-argences/Site%20global/cool%20mec/image/texte/dressersonchien.htm :eisy : jereo hiany io akia an! satria tao koh no nahazahoako ny fibaikona ny alikako ! :)
3. Fiffi ( 18/05/2006 05:40)
eisy: hihihihi fa aza jerena le fahadisohana fanoratana fa hitako be diso be ao an! :-D:-D:-D
4. eisy ( 18/05/2006 06:48)
fiffi: De nety ve? firy volana
5. Fiffi ( 18/05/2006 07:02)
eisy: nety hiany aloha an! saingy mila fotoana be mihintsy io fa tsy naharaka akia zah an ! fa de "couchez! donna la patte ! danse! ici ! va dans ta niche! " ny zavatra tsotsotra ireny hiany no mba vita eh!
6. Fiffi ( 18/05/2006 07:09)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Chiens_et_chats/chien12.gif[/IMG] fa tsy ity an!
7. eisy ( 18/05/2006 07:18)
Fa alikako anie Berger allemand e! tsy ampadihiziko aloha e!
aleo andramana de hita eo
8. Fiffi ( 21/05/2006 13:53)
kay alika ngezabe zany koh! ny ahy manko alika kely an! de salon! :)
9. tisera ( 23/05/2006 14:26)
Tsy haiko na any Dago eisy na aiza fa misy toerana manokana ho @ izany ; na any Dago aza : toa any Ivato any ilay izy fa tsy tsaroako ny anarany fa ireo tia alika any Dago koa manana fikambanana dia efa mahafantatra mpibaiko mahay azo karamaina isan'andro . Nisy fotoana aza toa tena bizn be mihitsy io fa miha-betsaka ireo malagasy tia alika avo firazanana toy ny berger isan-karazany; labrador , rottweiller sns... Dia mirary soa hahazo izay ilaina é! Mazotoa !
10. cutie ( 24/05/2006 00:51)
fiffi atao ahoan mampandihy alika:-D:-D:-D:-D
11. eisy ( 24/05/2006 03:52)
Tena efa nahita olona ihany aho fa mbola kely lôtra hono fa aleo miandry e! de mis^tra anareo manoro hevitra...
12. Fiffi ( 24/05/2006 03:58)
cutie: hampenarina izy koh! hataondry hoe "danse ! danse! " de mihodikodina izy avy eo ! de raha tsy mety izy de maka biscuit kely ndry de manao hoe "danse! danse! de hampiseo azy le biscuit fa tena mandihy akia izy an!
13. cutie ( 24/05/2006 11:39)
fiffi zany an :-D
ary ahoan akia raha ato @ saka io hihihihihi
14. kally ( 24/05/2006 12:32)
Ny ahy koa ho'a naverimberiko eto foana efa hatry ny ela fa berger allemand koa dia mbola vao eo am-pianarana teny allemand foana aho fa ilay izy tsy mahazo teny gasy angamba no tsy mampety azy :-P dia izay iray izahay sy izy mahalala baiko voalohany!
15. cutie ( 24/05/2006 12:33)
kally:-D
16. Fiffi ( 27/05/2006 07:58)
cutie: raha saka indray , heu..... ahaoana re no hanaovako azy eh ? andraso aloha hatomboko @ ndry zany fa ndry tsinona saka kely :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3092