Ho an'i CNS
1. Solitikabe
(
17/05/2006 01:47)
Dia tena mampiteny ratsy mihintsy rangahy. Fa raha ny any amin'ny faritra no misy loza dia tonga daholo ity fangataham-bola sy fandefasana fitaovana isan-karazany ity.
Matin'ny havandra izao ny varin'ny tantsaha eto an'ivon'ny tany. Dia masom-boly 50 taonina no omenao azy. Inona no vitan'io? Ary mbola hiandry amin'ny herintaona ve ny olona vao hihinankanina?
Mba heritrereto sy saintsaino.
Matin'ny havandra izao ny varin'ny tantsaha eto an'ivon'ny tany. Dia masom-boly 50 taonina no omenao azy. Inona no vitan'io? Ary mbola hiandry amin'ny herintaona ve ny olona vao hihinankanina?
Mba heritrereto sy saintsaino.
répondu par Fiffi le 24/05/2006 03:36
6. diamondra27
(
17/05/2006 08:04)
Tonga soa i solitikabe
nanao antso anao aho teto ary faly fa niverina soa amantsara ianao
faritra:?
tena tsy ampy tokoa aloha le vola e! ary atao ahoana ireo vahoaka ireo mandrapaha?
Sao dia misy tsy mahalala ny dikan'i CNS aloha e!
fiffi 'zao mahalala an'io e!:wink:
9. Fiffi
(
17/05/2006 08:30)
"Jacky Roland Randimbiarison, secrétaire exécutif du Conseil national du secours (CNS)."
16. diamondra27
(
18/05/2006 05:22)
solitikabe: 'zao ihany akia an! fa nalahelo tsy nahita anjy elabe
Efa nitombo angah ny chevaux sy ny cowboy ao?
De nanao ahoana ny jono?
Fa le CNS aloha tsssssss
Efa nitombo angah ny chevaux sy ny cowboy ao?
De nanao ahoana ny jono?
Fa le CNS aloha tsssssss
20. totofy
(
19/05/2006 07:30)
solitikabe faly miarahaba an'toi , manamafy fotsiny ny tenin' i diams fa efa ela izy no nanao avis de recherche kay enao tonga ihany :wink::-D