Ny HASINA letsy fidiana a!

1. xxx ( 11/05/2006 07:50)
Manentana antsika tanora rehetra za hifidy an'i Ny HAsina fa io no tena azo antoka,izaho zany alou d mpanohana an-dRa8 teo alou fa saingy otran efa tsy hitako zay tena marina sy diso am lery e!Ny Hasina mantsy efa mba betsaka iany ny zavatra tsar vitany pdt izy ministra.Ireto mpanao politika goaika antitra ireto efa tsy hita intsony zay vitany, ry Lahiniriko zany mou te-halaza fotsiny d mody mwawa kay ny tanjony zany te ho président d mody manao vedette d amzay mba populaire kely e!mody vazaha mody miady daolo ny reetra e!
répondu par prime le 02/06/2006 10:13
2. Fiffi ( 11/05/2006 10:00)
mody vazaha mody miady daolo ny reetra e!
ahoana koh zany ?
3. pika ( 11/05/2006 10:21)
andraso aloha ho tonga ny fotoana fanaovana fampihelezankevitra e
4. lamie ( 11/05/2006 14:07)
ny fitandrana fajakana anie tsy vitana minisitra e!
ary hono hoe? il a feté son combien de milliars?
ny any rainy zao efa nofetena ny t@ 5 taona lasa ny 60eme milliars-ny,ka tsy maintsy manao vedety kosa aloha e, @ zay malahelo anao ny vahoaka fa camedie daholo zany e, ary tara koa fiffi an, ny vazaha no tena be comedie indrindra eto antany, de refa te halaza fa adinon'ny olona mody manao scene e!!
5. Fiffi ( 11/05/2006 15:03)
lamie: an3 tsy hoe tara fa tsy hitako kosa izay hanaovana comparaison @ vazaha koh!
6. lamie ( 11/05/2006 17:07)
fiffi: ny idirany vazaha @ zany ange ka satria be comedie lotra ny vazaha e!dia fomba filazana ny fanaovana comedie io e!
7. Rainikarabo ( 11/05/2006 17:15)
k efa we vazaha mody miady koa:-D:-D
8. LazaRandri ( 11/05/2006 22:32)
Ny Hasina ve? hahaha! tsy zakan'ny lohany izany presidence izany. hahaha!

1 - Izy iny mantsy, raha mandinika ianareo, manana probleme d'identite ka izay no mahatonga azy manana an'io complexe io.
2 - Manampy an'io probleme d'identite ananany io koa ny complexe ananany @ izy hoe nianatra tany USSR. Ny fisainany mihitsy no misy tsy mety fa tsy hitako izay tokony mahamenatra azy amin'izany. hahaha!
9. maditra ( 11/05/2006 22:53)
LazaRandri> Mahafinaritra ahy indray izany probleme d'identite izany. Azonao azavaina bebe kokoa ve?
10. arson ( 12/05/2006 10:21)
tsy dia azoko koa aloha ilay resaka d'identité,fa ny ahy dia izao fotsiny ihany TARANA-BOANJO FOTO-BONEMBA.Ataoko angamba fa hain'ny rehetra izany.afa tsy ny zaza mena vava.
11. xxx ( 12/05/2006 19:58)
Na ao Ambohitantely na ao Ambohimanarina tanindrazany aza io dia tsy ho lany, tahakan-dRainy t@ 91-92 ihany.
12. fijo ( 12/05/2006 21:52)
laza an,tsy azoko tokoa letsy ity lazain'ialahy momba ny hasina ity???
fa za aloha manahy fotsiny,fa i dada ihany no ao ambadika ao,dia i toky no holasa minisitry ny inona avy eo????
13. marozevo ( 12/05/2006 22:36)
Ko inona no hahasamihafa ny goaika fotsy tenda sy ny zanany ?
14. arson ( 15/05/2006 11:43)
tena mitovy fa tsy sahala hoy ny fitenenana izay!
15. marozevo ( 18/05/2006 21:28)
Kay ve i xxx no nanokatra ity sujet ity eh ? Dia izay no antony voalohany tsy hahalany an'i Ny Hasina.
16. manantsoa ( 25/05/2006 16:04)
Nalaza anie izany Ndrema Rainy izany ry zalahy e.Kanefa firy isan-jato moa ny vato nomen' ny vahoaka azy tamin' ny fifidianana?????
Ary dia iaraha -mahita eo koa fa mbola ambany lavitra noho io azon-drainy io no ho azon-janany.

Misy olona tsy natao ho filoham-pirenena mihitsy e:
ananany angamba ny vola sy ny fahaizana . Fa ilay nahary izao tontolo izao kosa dia mametraka azy ireny any amin' ny toeran-kafa mihitsy.

raha ny zava-nisy tamin' ny 2001-2002 dia vitsy ihany no nino fa ho lasa filoha i Ra8 . Kanefa misy ny tompon' ny fandaharana dia ireny no niafarany.
17. fijo ( 25/05/2006 20:31)
aza asiana resaka andriamanitra sy mpahary izany fa tssssss,tetika sy fahakingan tsaina ny politika.ka izay kinga no lany
18. prime ( 26/05/2006 09:45)
ka izay kinga no lany


Izany hoe izay "johnny" izany.....:-D:-D:-D:-D:-D
19. Achia ( 26/05/2006 19:21)
Ravalomanana Jhonny :°)
20. fijo ( 26/05/2006 20:15)
nga "rajhonny"kinga be?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1684