Fifidianana filohan'ny repoblika eto MADAGASIKARA ....
1. sareraka
(
10/05/2006 07:52)
Hita ao @ ireo gazety rehetra fa ho fantatra ny 03 desambra 2007 ny filoha vaovao izay hitondra an'i MADAGASIKARA, izay tsy filoha vaovao moa fa efa fantatra!!
Ny antony dia tsotra, izany hoe ao anatin'ny orana be ka maro ny làlana ho tapaka eraky MADAGASIKARA dia mora be ny fangalaram-bato ho an'i TIKO MADAGASIKARA,...ataovy main-tany e !!! dia ho hita eo
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!!!

répondu par prime le 02/06/2006 10:16
4. FARAGELO
(
10/05/2006 08:43)
Mba tokony tsy hieritreritra hala-bato kosa isika eh;
Fa ny maro an'isa ihany no tokony ho eo amizay;
Amiko aza tsy tokony ho hisy koa ny 2è tour fa mandany vola fotsiny, izay mitarika d'efa izy eh; izay no tena democratie !!!!!
Fa ny maro an'isa ihany no tokony ho eo amizay;
Amiko aza tsy tokony ho hisy koa ny 2è tour fa mandany vola fotsiny, izay mitarika d'efa izy eh; izay no tena democratie !!!!!
5. Fiffi
(
10/05/2006 08:56)
ravatorano: mety reraka marina izy eh! "izay indray zany no vaovao manerana ny tany an hihihihhihihih" :-D:-D tsy manerana ny tany kosa io an! satria tsy io ny lohateny koh ! :-D:-D
FARAGELO: f'ita kosa hoa eh ?
FARAGELO: f'ita kosa hoa eh ?
6. stephane197
(
10/05/2006 08:58)
efa fantatra fa haresy ny TIM d efa halefa ny teny hoe hangalatra!!! mba hovao ny toe-tsaina fa efa niova ny toetr'andro wa!!
7. Rainikarabo
(
10/05/2006 12:52)
sareraka:
Hita ao @ ireo gazety rehetra fa ho fantatra ny 03 desambra 2007 ny filoha vaovao izay hitondra an'i MADAGASIKARA, izay tsy filoha vaovao moa fa efa fantatra!!
Ny antony dia tsotra, izany hoe ao anatin'ny orana be ka maro ny làlana ho tapaka eraky MADAGASIKARA dia mora be ny fangalaram-bato ho an'i TIKO MADAGASIKARA,...ataovy main-tany e !!! dia ho hita eo
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!!!
DISO DIA DISO IZANY KA!
8. mino18
(
10/05/2006 14:34)
raha tsy te hangala bato izy de aoka hovana ny code electorale ary asaina tantanan' ny organisation privée ny fifidianana. de ho hita eo.
9. ainga
(
10/05/2006 16:04)
Voalaza fa ny safidy nataon\'ny Gvt dia ny 03 desambra 2006, izany hoe alohan\'ny fari-potoana novisavisaina hatramin\'izay (kanefa fotoana tsy mifandika amin\'ny lalam-panorenana hoy ny HCC. Naroso ilay fotoana, satria JUSTEMENT, natao izay ialàna amin\'ny fotoam-pahavaratra. Ny tena mety dia ny fotoan\'ny main-tany (jolay,aogositra, septambra) kanefa dia lasa aloha loatra raha izay.
Noho izany dia tsy mitombina ilay hevitra manao hoe niniana atao amin\'ny fahavaratra ny fifidianana satria te-hangala-bato ny mpitondra.
Rehefa kelikely anie dia hisy amin\'ireo mpanohitra ireo hanamafy indray hoe \"izahay tsy handray anjara fa hagala-bato ny TIM !\". Moramora ilay mialabala ô ?

10. xxx
(
10/05/2006 18:10)
Aiza moa no tsy mbola hoazon-dR8 ihany io @ ity. Izao sahady dia efa lany strategie ny sasany, ka dia ny fiampangana fangalaram-bato no atao tonga aloha.
11. lamie
(
10/05/2006 19:40)
ary sareraka tena tsy tia an'i ra-8 ntsony an!!
ary nahoana moa no hisy ny hala-bato?
dia aleo koa hita eo ny filoha vaovao fa ho vaoavao koa ny zavatra rehetra ato madagasikara e!
vao atomboka any @ voalohany daholo indray ny tena politika fitantanana @ lafiny rehetra,econonmie,culture, sport, education, ny rehatra e! asa raha tsy misy ny didy jadona indraindray no miseho eto madagasikara eto, soa aza fa efa mba misy securité ihany eto andrenivohitra fa efa afa-baraka mihitsy ny gasy @ fanendahana, ny vaky trano etc...

12. manantsoa
(
25/05/2006 16:25)
Inona foana ity Organisation privée ity e.
Tena tsy misy mahatsiaro tena ho olom-pirenana intsony ve ? Andraikitry ny rehetra anie ny fifidianana fa tsy an' ny fitondrana ihany e.Ny toe-tsaina mihitsy no tokony hovaina.
Tsy naleo ve nanakarama agents de sécurité privé dia nazava ny resaka toy izay nampiasa ny zana-dambo sns.....
Na nisy nanome toky aza anie ny zana-dambo fa omena karama be dia tokony misy ihany ny fieritreretana fa olom-pirenena ny tena ary misy ny fotoana ilàna ny tena ary dia mirotraka an-tsitra-po e.

13. fijo
(
25/05/2006 20:40)
miombonkevitra amin'ny namana manantsoa aho eto.aoka isika tsy hiankina foana amin'ny hoe:"aleo ny vahiny,na ny inona"vao hiaiky fa marina ny zavatra atao.
15. fijo
(
26/05/2006 20:24)
io toetsaina miankina lava io dia tena mandreraka mihintsy.ary na ny mpitondra aza dia mbola manao azy io,ka tena manirikiry ny mahita izany.
16. tangalamaitso
(
29/05/2006 11:06)
Tandremo sao ho lany andro indray isika @ fijerena izay vanim-potoana mamahety na tsia ny fifidianana filoham-pirenena. Efa nivoaka iny ny daty. Ny fitadiavana izay fomba hampirindra azy tsara sy haha marim-pototra ny vokatra azo eo no tokony hahasarotina antsika tsara. Dia ndao koa mba atokana any @ fandaharan'asan'ireo hilatsaka hofidiana ny adi-hevitra e! Hoe: ny an'izay no tsara sy mety hahomby ka tokony hotohanana? Sa ahoana?
17. prime
(
02/06/2006 10:16)
ndao rangahy tangalamaitso tohanana fa tena mahay mandamina mihitsy a! vitsy ny olona mahay mikatsaka ny filaminana sy mahay mihaino ny andaniny sy ny ankilany ohatr'azy, mahay "mandrindra" e... ;-)