Hira gasy ho an'i Neny
1. Samoana
(
09/05/2006 12:21)
-Manimanina an'i Neny aho izany ( Barijaona )
-Hafa ihany i Mama ( Bessa )
-Na volamena na safira ( Mamy Gotso )
Inona koa ny hafa fantatrareo?:wink:
répondu par Samoana le 29/05/2006 11:45
2. Fiffi
(
09/05/2006 13:07)
-Ry Neny ô ! ry Neny tiako , ianao no hifaliako (fa tsy fantatro iza le mpihira azy)
-Neny ô Neny ô ! ianao no fiainako , aza hilazanao , ity foko tiana anao (tsy hay koa ny mpihira)
-Fa i Neny izay nanoro sy nampianatra nivavaka , no hangatahiko amin'ny Ray ...
Mba mahay hira momban'i Neny hiany aho , saingy tsy fantatro ny mpihira .:oops:

3. ari.malala
(
09/05/2006 13:31)
neny roa Hantatiana
Fitiavako ani Mama ERic Manana betsaka fa ts tadidy zao daolo kle
Fitiavako ani Mama ERic Manana betsaka fa ts tadidy zao daolo kle
4. RADOUXE
(
09/05/2006 19:10)
hafa ihany mama io no tena tiko kle ,misy ko le fonjan'ineny iny (tarika ny Hasina)mamanay Mamy Robinson
7. ikalakintina
(
09/05/2006 19:56)
bodo koa manana le hira oe!, fitiavandehibe nomen'i neny anao, na kapoka aza re ect
de rija ramanantoanina koa: mama a!, avelao aho andeha f'efa olondehibe ty zanakao
mahaleo koa:, neny neny neny neny!, neny nitondra biby ankibo, neny nibaby varatra a!neny fola damosina(hira noforonon'i bekoto io!

9. sahouly
(
10/05/2006 05:12)
-neny (lôla), raha mbola eto an-tany aloha tsy misy ohatra an'i Neny....
-Neny (Joy K)
-Neny (Joy K)
10. faniry
(
10/05/2006 06:49)
ry neny ô ry neny tiako,lazaiko anao fa tsy afeniko
ny tenako dia mbola kely tsy manam-bola velively
aza dia omena tsiny ny nitrotro ahy fahiny
fa ny azoko omena,dia ny foko volamena.
tsy haiko ilay mpihira fa anisan'ny nanana ny lazany tokoa
ny tenako dia mbola kely tsy manam-bola velively
aza dia omena tsiny ny nitrotro ahy fahiny
fa ny azoko omena,dia ny foko volamena.
tsy haiko ilay mpihira fa anisan'ny nanana ny lazany tokoa
12. zzz
(
11/05/2006 04:46)
fonan'i neny,t.hasina:atolotra hoa n'ny zanaka maditra mba hanajana ny reny e!!!!
14. mirana
(
11/05/2006 19:26)
neny ô neny ô
ianao no fiainako
aza ilaozanao
ny foko tia anao
neny malala ô,nandao ilay ray tsy foy
izaho sy ianao no hany mizaka irery zany
fohano ny ranomaso sy ny alahelo am po
jereo aho ka andraso sao ilaozanao koa
ianao no fiainako
aza ilaozanao
ny foko tia anao
neny malala ô,nandao ilay ray tsy foy
izaho sy ianao no hany mizaka irery zany
fohano ny ranomaso sy ny alahelo am po
jereo aho ka andraso sao ilaozanao koa
15. Samoana
(
29/05/2006 11:45)
Dia atolotra ny Neny rehetra, loharano nipoiran'ny namana rehetra izany ireo hira notanisaina ireo e !:-*