Namana io
1. taratrakely
(
09/05/2006 02:11)
:-o Namana io ! manahirana indray ndray,raha tena tia-tena loatra.
matetika mamadika an-tena,io no mpamadika izy io .
tsy olo-lavitra anao.
fitiavanamana io dinio kely.
ke karakory ataonao?izy koa izy manao zeny.
zany fomba ny fiainana.:oops:
^^ sika tsy nisy fifamaliana,na fifandirana.
zanahary mahita izy koa nisy ratsy nataoko taminao.
resaka jiaby ataonao,maro fiatsarambelatsi.
tsy ra hoe tsy fitiavana anao,fa anao nivadika.
Zanahary mahita izy koa nisy ratsy nataoko taminao.
tsy de aiko lay tonokira fa azony tsara ngamba zavatra tiako ambara.
Zanahary mahita izy koa nisy ratsy nataoko taminy.
nahatonga azy anao zany amiko.
namana io.
namana io...Jean Rigo

répondu par cutie le 14/05/2006 20:31
2. Fiffi
(
09/05/2006 03:12)
fa tononkira ve no bazin'ity dinika ity sa ......?
matetika mamadika an-tena,io no mpamadika izy io .:roll: tena tsy azoko eh! fa matetika ahoana ?
3. taratrakely
(
09/05/2006 04:05)
mazana. ny namanao no manome poizina ahafaty anao.
na manome mamadika anao.:oops:
nisy tamiko zany.
fa fampirigariga eto e.:cry:
na manome mamadika anao.:oops:
nisy tamiko zany.
fa fampirigariga eto e.:cry:
4. xxx
(
09/05/2006 04:13)
rehefa dinihina iny tonokiran'ny Jean Rigo iny dia misy tena mitombona indray2 saingy tsy ny namana rehetra kosa aloha ee
mimich
mimich
5. Fiffi
(
09/05/2006 05:04)
taratrakely: ah ! ok ! zay vao azoko mazava tsara!
indrisy fa misy dia misy tokoa ny zavatra mitranga tahak'izao fa tsy ny rehetra kosa aloha an! Fa fantatrao ve hy antony nanaovany an'izany ? na izany aza mahereza hatrany eh!
indrisy fa misy dia misy tokoa ny zavatra mitranga tahak'izao fa tsy ny rehetra kosa aloha an! Fa fantatrao ve hy antony nanaovany an'izany ? na izany aza mahereza hatrany eh!
6. ari.malala
(
09/05/2006 05:33)
taratra kely, ahitsiko kely, ny olo mpamadiky izy io, tsy olo lavitry anao, fitiava namana io, diniha hely
ny antony nanaovany an'io alo ts haiko mazava fa ny clip no mampiseho fa ny meilleur ami anlery no miara matory am sipany sa vadiny, de zay le izy e, ny namana akaiky mazàna mamadika, fa marina ihany koa nefa ilay hoe ts ny namana rehetra no mivadika :)

7. vale
(
09/05/2006 08:32)
taratrakely> zava-misy mpitranga mihintsy tokou zany fa ny aza mba tratrany ihany wa fa :?:?:? mahereza e!:-*
8. tiatsara
(
09/05/2006 09:26)
Misy io e !
Ny hivavahana sy hirariana dia hoe :
AZA TRATRANY IHANY.
Zao ihany no fomba hialana @ izay : aza dia mahatoky olona loatra !
Ny hivavahana sy hirariana dia hoe :
AZA TRATRANY IHANY.
Zao ihany no fomba hialana @ izay : aza dia mahatoky olona loatra !
9. cutie
(
09/05/2006 20:32)
misy hira zay koa we,reo fahavalonao de ny tena namanao ihany taloha fa namadika anao :-D:-D:-D
10. LazaRandri
(
10/05/2006 00:11)
iza no namako? hoy ilay mpanora-dalana nanontany an'i Jesoa. Novaliany tamin'ny fanoharana momba ilay Samarinata io fanontaniana io ary nofaranany hoe: "Go and do likewise!"
Lioka 10:37
Lioka 10:37
12. ravatorano
(
10/05/2006 08:39)
ny olombelona d misy saina ary io saina io no mibaiko ny toetra.Ny toetra dia mora mivadika ka normal raha mivadika ny namanao hihihihih
fa ekeko kosa ilay hoe tsy izy reetra
ny aza tratrani iany fa angah efa nisy tratrany hihihih
fa ekeko kosa ilay hoe tsy izy reetra
ny aza tratrani iany fa angah efa nisy tratrany hihihih
13. totofy
(
10/05/2006 09:16)
"ataovy maro ny namana fa iray no mahatoky", mila fidina tsara angamba ny tena hoe namana , fa marina aloha ilay hoe tsy izy rehetra no mpamadika , indraindray na ilay tena hoe noheverinao mahatoky aza mamadika... fa arakaraka ihany io.
14. ari.malala
(
10/05/2006 12:36)
marina mints zany ry totofy an! ary enao kay matotra refa otranzay an;)
16. diamondra27
(
10/05/2006 19:24)
dokafana kely totofy de hum hum:wink:
de iza zany no tena namanao e?
de iza zany no tena namanao e?
17. totofy
(
10/05/2006 19:29)
diams : enao sy zelkely fa iza indray :*:* : izay ny mba takatry ny saina é :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. ikalakintina
(
10/05/2006 20:39)
marina io totofy a!;
ty koa misy an le oe ny namana tsara de tsy mahafoy am andro rehetra!
ty koa misy an le oe ny namana tsara de tsy mahafoy am andro rehetra!
20. LazaRandri
(
11/05/2006 00:24)
ari.malala:
inona no idiran'io fanoharana io eto ry lazarandri?
io ny famaritana ny atao hoe namana amin'ny maha kristianina (Lioka 10:37 sy ny eo alohany)