ts - tr : nivadika ny lamaody :-)
1. hery
(
07/05/2006 07:50)
Manahoana daholo (arahaba io)
Talohaloha dia lamaody ny mi-rouler R sy ny tsy miteny "tr"... (manao fitenin'Andranomanalina). Ohatra hoe "Tena manits be mints zany tsonjo zany"...
Dia amin'izao indray lasa "tr" daholo indray na ny "ts" aza... "Tena manitra be mintry le voandro"...
Fanina aho :-)

répondu par prime le 26/05/2006 13:19
4. fasaly
(
07/05/2006 08:33)
hery kou try mahafatifaty ery veuh ny mamaky azy amzao????:wink::-D:-D:-D
7. majakely
(
07/05/2006 18:35)
zah klouny tiko le fiteny otr'zao éé..mapméé be anah maintryyy...:-D:-D
8. fasaly
(
07/05/2006 19:32)
try hitan'ny hery be lamaody veuh ny namana sersera ato e!:wink::-D:-D:-D mafinaritsa beuh kou!:°):-D
10. mamzelkely
(
08/05/2006 06:04)
ka tr hita anie ry hery le fovoarana eee tr maintry atao zay anarahana lamôdy :-D:-D
14. prime
(
24/05/2006 12:10)
Milay fa kolon-teny daholo izany e! :-D:-D:-D
Mbola misy koa aza ilay mampiasa x foana any amin'ny farany. Ny mpirevy rock no tena mpanao an'io.
ohatra: salux inona ny malax anjoanx?
Ndaox hanala az kex fa ts'is ataox...
Isika malagasy tokony efa ela no nanao diksiônera argo fa tsy naharaka antsika ny frantsay raha nanomboka tamin'ireny teny hoe sipa, kala, kodiny, keta, mavo, sns.... ireny

15. tisera
(
24/05/2006 16:34)
Tena vaovao ho anay indray izany ry prime; dia inona koa izao no voam-bolana vaovao fampiasa any dago ? Misy ange io diksioner argo gasy io é: manify kely izay ilay izy : Fitenin-jatovo angamba izy izay no soratra eo ivelany fa tsy eto ambany masoko ilay izy izao : tena manana an'io aho fa mipirina any anaty entana any . Jereo ange any @ librairie : mixte na loterana na librairie de madagascar é!
16. zakilinina
(
24/05/2006 18:50)
Ny teny azo atao anaty raikibolana argo dia ireo teny fantatra fa naharitra ary haharitra ny fiteny azy. Ohatra : sipa. Raha ohatra indray ny tsonjo (trondro) dia fantatra fa tsy haharitra satria ny "ts" aza vao nosoloina ho "tr". Ny suffixe -x izany indray aloha dia aleo ho an'ny rocker irery ihany na ny mpijery film hafahafa.
17. prime
(
26/05/2006 13:19)
Ny tena marina ny rock no mpanao an'io fa efa tenin'ny tanora rehetra mihitsy izy izao, ny mpanao rap koa mbola mampiasa an'io no sady mbola manana voambolana tsy hita pesimpesenina.
Ny mpijery film hafahafa aloha tsy miankina @ fiteny fa diso be zakilinina... aretin-tsaina izany ka aza afangaro fa izay ilay manao "préjugé" izay no mahavoa antsika, fantaro aloha vao mitsara fa aza tonga dia mitsaratsara fotsiny fa isika tsy mahazaka tsaraina nefa tia mitsara...