NY TENA MAHAVOA NY MPITONDRA MANDRAK'IZAO !
1. petsambava
(
05/05/2006 21:04)
O! r'ireto ah ny tena marina dia izao ny fahavoazan'ny mpitondra rehetra mandrak'izao dia tsy manaiky sy mangataka fifonana @ vahoaka fa mampahantra,sady efa manitsaka no mbola tsy manao azafady!tsy mbà mipitrapitra mampalahelo fa mivandravandra mampitahotra ! ka aiza ary no hisy zavatra andeha e?
répondu par ragany le 07/05/2006 13:44
2. marozevo
(
05/05/2006 22:22)
Nanenina tamin'ny hira nataonao be dia be tamin'ny 2002 ireny ve izany ianao ry Petsambava. Tena mba tian'ny vahoaka anie ireny hiranao ireny eh... Nanohana ilay "olom-baovao", ary nanilika ilay "raikalahy taloha".
Fantatrao ve fa matoa nahomby ny tolona tamin'ny 2002, dia satria teo ny fanentananareo artista malaza, na nalaza tampoka noho ny zava-nisy ?
Amorony hira vaovao hafa ireo mpitondra ankehitriny, fa hiala ho azy eh. Ataovy ange eh... tu veras !

3. fijo
(
06/05/2006 02:53)
ny fitondrana firenena dia,fandrisana andraikitra,ka io tsy misy hifonana izany
5. verbeeck
(
06/05/2006 13:15)
Le Politikam-pitsitsiana sy ny fitsinjaràna sôsy oa no tena tsy ao satria ny sasany mandray karama b ny sasany tsisy fika é!!!