mitady tononkira, hira iray kanto dia kanto
1. sonwin
(
04/05/2006 18:08)
Miarahaba,
Sao misy afaka manome ny tonon'ity hira ity azafady: Ny lohateny aloha tsy haiko, ny mpihira koa tsy haiko, ny haiko fotsiny dia hoe hira talohaloha ilay izy dia misy hoe:
Na sarotra aza ny dia
Ka mafy ny manjo
Ny hiran'ny fitia
Vetsoy ao am-po
............
Dia misaotra mialoha sy mankasitraka.
Sao misy afaka manome ny tonon'ity hira ity azafady: Ny lohateny aloha tsy haiko, ny mpihira koa tsy haiko, ny haiko fotsiny dia hoe hira talohaloha ilay izy dia misy hoe:
Na sarotra aza ny dia
Ka mafy ny manjo
Ny hiran'ny fitia
Vetsoy ao am-po
............
Dia misaotra mialoha sy mankasitraka.
répondu par cutie le 08/05/2006 21:39
3. marozevo
(
04/05/2006 18:44)
AN'I Eliane sy Emma io hira io eh. Efa misy version vaovao miaraka amin-dRambao amin'izao fotoana izao.
5. cutie
(
04/05/2006 18:48)
Na sarotra aza ny dia
Ka mafy ny manjo
Ny hiran'ny fitia
Ventsoy ao am-po
Na lavitra aza ny aleha
Izao hirako izao
Hanambara hoe
Ny foko lasanao
Fitia saro-bidy tsy zaraina
Atolotro anao sombinaina
Fa na maizina aza ny lalako
Ny hirako hirao, fitiavako
Ny sisa androko moa
Nafoiko ho anao
Nohadinoiko avokoa
Izao rehetra izao
Ry lanitra ô jereo
Arovy re ny dia
Tsinjovy sy ekeo
Fa fo mifankatia
Ny voarin'ny tontolo vao maraina
Handrotsirotsy fo mitaraina
Ka na aiza anie misy anao
Ity ny foko raiso anjakao
Na sarota aza....
Ny hirako hirao, fitiavako RadioVazoGasy
Tadiavo ao amin'ny RVG
Mpihira
Rambao
Hampiditra sary
Momba ny hira
Nampidirin'i : Bitika
Tamin'ny : 26/02/2003 17:02
Mpamaky : 177
Tondrom-peo gitara
Hampiditra tondrom-peo
sw cly io le izy :wink:
Ka mafy ny manjo
Ny hiran'ny fitia
Ventsoy ao am-po
Na lavitra aza ny aleha
Izao hirako izao
Hanambara hoe
Ny foko lasanao
Fitia saro-bidy tsy zaraina
Atolotro anao sombinaina
Fa na maizina aza ny lalako
Ny hirako hirao, fitiavako
Ny sisa androko moa
Nafoiko ho anao
Nohadinoiko avokoa
Izao rehetra izao
Ry lanitra ô jereo
Arovy re ny dia
Tsinjovy sy ekeo
Fa fo mifankatia
Ny voarin'ny tontolo vao maraina
Handrotsirotsy fo mitaraina
Ka na aiza anie misy anao
Ity ny foko raiso anjakao
Na sarota aza....
Ny hirako hirao, fitiavako RadioVazoGasy
Tadiavo ao amin'ny RVG
Mpihira
Rambao
Hampiditra sary
Momba ny hira
Nampidirin'i : Bitika
Tamin'ny : 26/02/2003 17:02
Mpamaky : 177
Tondrom-peo gitara
Hampiditra tondrom-peo
sw cly io le izy :wink:
6. Fiffi
(
04/05/2006 19:09)
be dia be ny tononkira ato @ serasera fa mba tsidio hiany . http://serasera.org/tononkira/
7. sonwin
(
04/05/2006 20:33)
cutie> merci an :-*:*, ary voadika hatramin'ny kipitsopitsony mihitsy izy izany :-D:-D
Fiffi> ie efa haiko fa be tononkira tokoa ato amin'ny serasera ka dia mba hotsidihiko eny ihany, fa zany hoe ny tsy nahaizako ny lohateny sy ny mpihira no nahatonga ahy nanoratra teto
marozevo> mankasitraka
Fiffi> ie efa haiko fa be tononkira tokoa ato amin'ny serasera ka dia mba hotsidihiko eny ihany, fa zany hoe ny tsy nahaizako ny lohateny sy ny mpihira no nahatonga ahy nanoratra teto
marozevo> mankasitraka
10. beaute
(
08/05/2006 12:05)
ity koa misy hira fa tena tsy haiko ny tonony na ny lohateny aza sao dia mba misy mahay ry reto a.le izy alou henoko hirain'i fafah mahaleo sy rija ramanantoanina e.misy hoe le izy:
fa trotraky ny adin-tsaina
ty tovolahy ka.......
(tena tsy haiko e)
fa trotraky ny adin-tsaina
ty tovolahy ka.......
(tena tsy haiko e)
12. cutie
(
08/05/2006 20:36)
Mpandefa : beaute [ Valio ] 08-05-2006 17:05:28
Lohateny : Re : mitady tononkira, hira iray kanto dia kanto
ity koa misy hira fa tena tsy haiko ny tonony na ny lohateny aza sao dia mba misy mahay ry reto a.le izy alou henoko hirain'i fafah mahaleo sy rija ramanantoanina e.misy hoe le izy:
fa trotraky ny adin-tsaina
ty tovolahy ka.......
(tena tsy haiko e)
haiko io fa ndraso alou :P
13. cutie
(
08/05/2006 20:43)
beaute ty le izy :
OMEO AZY
Dia nifitsaka mangina
ilay zandry feno loto
nanondrika ny lohany,
nandinika ny tany,
nitsahiny rehetra,
mitsinjo izay ho alehany ...
Ny hodiany moa tsy misy,
Ny vatsy koa dia foana,
Ny an-koditra miharovitra,
Ny fafin'ny fanala,
Ny hovitry ny hatsiaka.
Niaretany avokoa ireo.
Fa trotraky ny fiainana
'Lay tovolahy ka fanina
Tsy hita intsony aleha
Fa tapitra ny lalany
Ka ny ainy ho lasa
No hany sisa andrasany
Dia nivadika ny taona
Nandroso ny andro
Dia hitako Ranamana
Arahin-tovovavy
Mibaby zazakely, mitovy loko aminy
fa zara raha mitafy
ity zazamenavava
matory eo an-damosiny
Toa taratra sahady!
ny aloky ny ampitso
sy ny endriky ny ho fiainany...
Voatokana hijaly ve?
ity zandrikely mihalehibe...
Tsy hita intsony izay aleha
Toa tapitra ny lalany
F'izay an-drainy
tsy hita hodiavina
Ray ô!
ny anio sy ny ampitso izay Anao raha sitrakao
Anomezo azy koa.
Omeo azy anio
ny hazavana izay tsy hitany hatrizay
Omeo azy Raiko ô!
OMEO AZY
Dia nifitsaka mangina
ilay zandry feno loto
nanondrika ny lohany,
nandinika ny tany,
nitsahiny rehetra,
mitsinjo izay ho alehany ...
Ny hodiany moa tsy misy,
Ny vatsy koa dia foana,
Ny an-koditra miharovitra,
Ny fafin'ny fanala,
Ny hovitry ny hatsiaka.
Niaretany avokoa ireo.
Fa trotraky ny fiainana
'Lay tovolahy ka fanina
Tsy hita intsony aleha
Fa tapitra ny lalany
Ka ny ainy ho lasa
No hany sisa andrasany
Dia nivadika ny taona
Nandroso ny andro
Dia hitako Ranamana
Arahin-tovovavy
Mibaby zazakely, mitovy loko aminy
fa zara raha mitafy
ity zazamenavava
matory eo an-damosiny
Toa taratra sahady!
ny aloky ny ampitso
sy ny endriky ny ho fiainany...
Voatokana hijaly ve?
ity zandrikely mihalehibe...
Tsy hita intsony izay aleha
Toa tapitra ny lalany
F'izay an-drainy
tsy hita hodiavina
Ray ô!
ny anio sy ny ampitso izay Anao raha sitrakao
Anomezo azy koa.
Omeo azy anio
ny hazavana izay tsy hitany hatrizay
Omeo azy Raiko ô!