entrée @ le tsotsotra

1. kala ( 04/05/2006 05:26)
Zavatra ilaina :
- 200 g foie de volaille
- atody 2 + tamenany 2 hafa
- 250 gr crème
- tongolo gasy tahony 1
- persil tahony 1
- sel
- poivre

Atao anaty ny blender izy rehetra ireo dia mixer-na mandra-pahapotika azy rehetra

Alaina ny ramequin dia lalorana dibera kely.

Araraka ao anatiny ny potsika azo teo ambony.

Andrahoina atao bain-marie @ lafaoro mafana (th.: 7/8 - 240°C ) mandritry ny 30 minitra.

mazotoa fa zà hitazana :miam::miam::miam:



répondu par miantra le 06/06/2006 06:01
2. diamondra27 ( 05/05/2006 05:12)
tsy lasa ohatran'ny paté ve akia io refa avy eo?
tsara sady fait maison, ny any @ supermarché tssss tsy mamely

ao fa tsy miandry invitation 'za fa tonga tsy natsoina
3. dadabe ( 05/05/2006 10:17)
:roll::roll::roll:
4. diamondra27 ( 05/05/2006 17:15)
fa ngah refa oe: paté de kisoa foana e! (paté) de foie de volaille no lazaina eto :-$

5. tisera ( 17/05/2006 15:05)
Zà izao vao afaka nanoratra teto fa izay vao niditra ho namana fa efa nandramako ity filotra ity fa mahatoraka foie gras lé izy an! Tena natsiro . Misaotra an'i Kala é!:lol:
6. miantra ( 06/06/2006 06:01)
Nanandrana ity entrée natoron'i kala ity aho ka dia faly daholo ny vahoaka kely tao an-trano fa matsiro be ilay izy.

Merci Kala:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0652