Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sarko
1. ainaheri
(
30/04/2006 11:32)
Vao tsy ampy herinandro ndray nanao vava tsy ambina ngahy rainy "nareo vahiny reo aza be menomenona fa refa tsy mazaka tsy itako ny tokony ijanonana eto fa ndana mody""
Hay izy iny tsy tena frantsay fa hongrois :roll:
Hay izy iny tsy tena frantsay fa hongrois :roll:
répondu par fijo le 04/05/2006 20:08
2. sipagasy
(
30/04/2006 12:36)
nefa izy mahatanty ka akory atao????? nefa izaho koa dia manamafy ny teniny, raha tsy hahay hanaja ny lalàna mifehy ny fiaraha monina any @ tanin'olona kosa modia sy ialao ny taniny e!!!
4. Fanja1
(
30/04/2006 13:41)
ainaheri, za tsy tia an'i sarko an! fa misy marina ihany kousa ny teniny an! jereo anie reo arabo reo ohatra e... feno eraky ny la france nefa na teny frantsay aza tsy hainjy zareo( matetika), nefa raha enao no mankany aminjy zareo mila manao djelaba sy misaron-doha ny vehivavy. aty antanin'olona enao tokony kousa mba hianatra sy hanaja ny fomban'ny olona, enao anie no nanatona anjy zareo e. Mino aho fa maro reo gasy tsy faly refa tonga any amintsika ireo vahiny ka tsy manaja ny fombantsika any, de otr'izay daholo.
na inn na inn fiavin'i sarko , efa azy aloha zao ny toerana , izy no mitondra ka de miaritra e! raha tsy tina hiverina intsony izao, de miangavy antsika rehetra zay afaka sy tokony hifidy @ 2007!
tsikina fotsiny e!:)

5. fijo
(
30/04/2006 17:03)
ainahery,efa ela izy no fantatra fa hongrois sady protestant.tsy olana izany,fa mba jereo kosa anie ny zavatra ataon'ny vahiny sasany eto e.raha toa ireny no atao aty,aleo miala,fa raha za izao no any mada ka misy vahiny manao toetra toa izany,"ny koma tany mahajanga ohatra"dia tena hosarotiny tokoa.
ny olana aty frantsa anie dia izao e,matahotra ny milaza ny marina ny mpanao politika satria mitsinjo ny fifidianna.
ny olana aty frantsa anie dia izao e,matahotra ny milaza ny marina ny mpanao politika satria mitsinjo ny fifidianna.
6. ainga
(
30/04/2006 18:55)
Dia ahoana tokoa no fandehany raha misy Gasy midongy mafy manao hoe izahay tsy maintsy mamadika ny razanay ao amin\'ny Père Lachaise, satria izany no fombanay. (FICTION INCROYABLE). Dia manao hoe tsy misy ilàna azy nareo frantay fa tsy manaja razana.
7. Fiffi
(
30/04/2006 22:24)
ny ahy indray ny mampalahelo ahy dia izao: raha mijery ny bulletin de paye-ko zah de zao no hita ao:C.S.G non deductible.... CSG deductible...C.R.D.S.....C.S.A....ireny rehetra ireny dia halana @ karamako daholo , ho an'iza ireo ? miverina @ io lazain'i fanja1 io aho , jereo ireo arabo feno azy izay haleha rehetra nefa na dia teny frantsay aza tsy hainy , @ zay ny tsy mahazo mitondra signe hazo fijaliana na izay mikasika momba ny finoana ny frantsay nefa aty an-taniny noho iza ? ka marina mihintsy zany hoe raha misy vahiny tsy manaja ny fombantsika tonga any @ tsika , ho faly ve isika ?
ny olana aty frantsa anie dia izao e,matahotra ny milaza ny marina ny mpanao politika satria mitsinjo ny fifidianna.fijo: marina aloha io lazainao io , saingy sy vao izao io fahatahorana milaza ny marina izao fa efa hatrizay , ny antony ? ny fahatahorana ny hoe misy polemique , ary raha mijery sy manaraka vao2 ianareo dia raha misy polisy matin'ireny arabo ireny dia tsy haheno mihintsy ianareo hoe iza io olona nahafaty olona io fa kosa raha misy arabo iray matin'ny polisy , na tsy maty aza , tonga dia mirimorimo ny rehetra manimba , mandoro ny fiara , mamaky trano , manararaotra.
9. tovolahy007
(
01/05/2006 01:05)
manaoana e!
Ary tena efa miseho lany mitsy zany ny tsy fihetezanjavatra ao frantsa ao an.Gravy zany marina.Koa mbola ampian'ny Le Pen (tsy haiko ra marina le fanoratako azy) io zany ka tsy de izay vao tena gravy ve?Le bleme mantsy zany de zao,ny hafa no manao ny ataony de ny rehetra izay tonga mila ravivahitra ao fratsa rehetra no lasa voasokajy ho manao ny tsy mety koa.

10. Fiffi
(
01/05/2006 03:31)
de tsy mahagaga raha manao lalana henjana ny fanjakana , saingy ny mampalahelo dia ny rehetra no hianjeran'ny vokany.
11. ainga
(
01/05/2006 10:04)
I sarko aloha dia mazava fa mitily mafy ny mpifidy FN e ! Na dia misy marina aza ny hoe\" misy vahiny tena mahasoso...\" dia ny fanaovana safobemantsina no tsy lasa. Ary maninona moa no rehefa manakaiky ny fifidianana dia avoaka foana io resaka immigration io ?
Ny zavatra ataon\'i Sarko io anefa anie, raha ny fahitako azy, mety hifototra aminy ihany e ! Hitombo betsaka ny fandraisan\'ny frantsay naturalisés anjara amin\'ny fifidianana ho avy io. Tsy % kely mihitsy akory io amin\'ny 2nd tour. Handatsabato ho an\'i Sarko ve ny majorité-n\'ireo ?

12. sipagasy
(
01/05/2006 13:27)
ka araka ny hita anie izany dia marina sy mitombona tokoa ilay "slogan" hoe "la France aimez-la ou quittez la " e! dia izay fotsiny e!
13. Fiffi
(
01/05/2006 13:49)
de voalaza koa hoe "Pour conclure citons une fois de plus l'ancien secrétaire général du PSU Michel Rocard : « La France ne peut accueillir toute la misère du monde ». Il est a présent un peu tard de s'en apercevoir." http://www.france-echos.com/actualite.php?cle=8533 ka tsy mahagaga aloha raha mamoka lalana henjana sarko an!
14. xxx
(
01/05/2006 14:46)
Miala tany ry zareo an! Efa manaliaka ve mbola iaretana ao ihany! Izaho aloha tsy mba mandalo any intsony e! Aleoko avy any Johannesburg no manao escale rehefa makaty fa tsy Frantsa. tany tsy itsahiko akory!
15. ainaheri
(
02/05/2006 04:56)
laingalainga kosa fa misy marina reo vahiny zay sauvage(miala tsiny @ lay teny)ndrindra reo tavaratra reo!! hoy ny zamerika zay fanjara fa tsy arabo ny clandy aty aminay ary isaorako an'Atra zay hoy izy!! fa tena tsy ita marina anie zayatao ,ho roahana mivantana nefa ny afitsony avy eo!!
Hita aloha fa otrany mataotra azy reo zao tontolo zao ee
Hita aloha fa otrany mataotra azy reo zao tontolo zao ee
16. fijo
(
04/05/2006 20:08)
ka ny olona misaina an azo iresahana,fa ny tsy misaina an,anaovana herisetra ihany no fomba firesaka aminy.izay izao no misy aty frantsa