Ny tombotsoa azo eto
1. madagasikara
(
29/04/2006 16:16)
Manao ahoana daholo,
Lazaina fa betsaka ny tombotsoa azo eto rehefa mameno ny " mombamomba anao". Inona avy kay izany tombotsoa izany? Misy afaka mamaly ve?
Misaotra an'izay mamaly ary o.

répondu par cutie le 02/05/2006 21:00
3. Fiffi
(
29/04/2006 19:30)
madagasikara: eto zao dia nahitana madagasikara :-D:-D:-D:-D
Ny tombotsoa azo ?
-namana
-sipa
-vady
-sns.....
Ny tombotsoa azo ?
-namana
-sipa
-vady
-sns.....
4. vale
(
29/04/2006 19:38)
:-D:-Dfa manin kosa ary i madagasikara no tady tsy hety hameno ny mombamomba? :-D:-D
5. vale
(
29/04/2006 20:51)
nefa izao vao avy nijery zah io dia mba nahalalako hoe azoko fidiana ho namana ve ity?:roll: sangy2 akia izany fa ohatra fotsiny izao zah tsy nahalala hoe vehivavy ianao raha tsy avy nijery ny mombamomba anao aho:? miala tsiny:oops::wink:
7. Fiffi
(
30/04/2006 04:55)
ny tombontsoa azo eto raha fenohina ny momba anao ry madagascar ? mandehana ange fenoy dia ho hitanao eh!
8. ainaheri
(
30/04/2006 07:31)
O ry madagasikara aa aza alaina baraka lay anarana fa mahamenatra fa in lay tonmotsoa tianao lazaina alou ee??
-Vola v?? Eny ekeko fa mafy ny fiainana ary sarobidy zay fa ny eto kosa tsy d zay loatra no katsaina fa ny fifandraisana no zava dehibe zay layTOMBOTSOA tadiavina ato afaka mifandray @ ol zay tsy fantatrao ianao ary afaka mitady zay niaranianatra na niaranilalao taminao fahiny sy zay rehetra tianao tadiavina,mihaino radiovazogasy asa ianao ra ety ivelany fa tena ilaina tokoa lay izy mba tsy hanadinoana lay gasikarantsika sy ny kantony!!Ao koa ireo torohevitry ny namana madinidinika afaka mamaha ny olana misy eo aminao sy afaka manome ny hevitrao malalaka ianao,zany tsy misy akana na iray centime aminao fa tsiky d ampy!! Zay fa mahereza ary mahita ny soa ry akama aa

9. xxx
(
30/04/2006 10:11)
Raha nofenoina natao diso ilay mombamomba dia tsy haiko.
Fa raha natao marina ilay izy dia:
# Ianareo mipetraka any ampita any mba mifankafantatra hoe atsy misy Malagasy toa ahy, dia mba mifanamapia eeeee!
# Mahita/Hitan'ny olona miasa amin'ny sehatra iasana, na mianatra, dia mba mifampizara traikefa any (tsy voatery ho eto amin'ny forum fa any amin'ny hafatra any)
# Raha mitady namana fotsiny dia namana fotsiny, raha mitady vady dia mba hitan'ny mitady vady hafa hoe ianao koa mitady.
# Na tsy asa koa, fa lalao sy fialam-boly no hifampizarana.
# sns

10. ainaheri
(
30/04/2006 10:36)
Hoy xxxx;
Raha nofenoina natao diso ilay mombamomba dia tsy haiko.
Fa raha natao marina ilay izy dia:
# Ianareo mipetraka any ampita any mba mifankafantatra hoe atsy misy Malagasy toa ahy, dia mba mifanamapia eeeee!
Marina zay,ary tsy atao hoe ny gasy reetra aza tsy mifanampy fa ny 70% ny gasy eto frantsa d samy maka ho azy sy mifampijerijery sy tsy te halala zany,na dia misy aza ny ezaka ataon'ny sasany d mbola lavitra ny afo ny kitay ka lasa mitsilopilopy lay fifandraisan'ny maha samigasy raha ampitaina @ reo firenena zay monina eto zay mifanampy na @ lafiny inona na @ lafiny inona!!
Fa taiza no mba nisy fikambanana gasy teto mba afaka manampy zay sahirana tsy ny arabola ihany fa ara-taratasy sy ny fomba fikarakarana azy!!
Fa ny mahamatikambo ny gasy dia ny fisehosehoana zay otra'reny vichy reny( miala tsiny aho raha voatohina ianao)fa ny dian'ny sasany any d hampidera zay nisasarany (lamaody ,fiara sna..)
Fa manin lay mpikarakara io raha manao fihaonana fa tsy fety ho an'ny gasy,handiniana ny fiainanan'reo zay tsy manana ttasy,sy ny fiainanan'ny ol zay tsy mananko tafiana any dago,ary betsaka ny akanjo zay tsy ilain'ny ol mbola tsara ety ,manin ra angonina ireny d alefa any?? sa manahirana ny manao an'zany nohon'ny miorganizé fety atsy fety aroa ????

11. vale
(
30/04/2006 16:14)
8O ..tsy ratsy aloha lay hevitra eh!:roll:fa ilaina kosa ny fety koooo, fa ny toe-tsaina ngamba(ny anzay tia seho2 fotsiny izany?) no mila hovaina??????
12. vale
(
30/04/2006 16:17)
Fiffi:fiffi> efa nameno aky izy fa te hanontany ny tombontsoa fotsiny izany!:)
ny tombontsoa azo eto raha fenohina ny momba anao ry madagascar ? mandehana ange fenoy dia ho hitanao eh!
madagasikara>:-*
13. Fiffi
(
30/04/2006 17:50)
vale: hay ? de efa nahazo tombotsoa zany fa efa hitan'i vale ny momba anao :)
14. fasaly
(
30/04/2006 18:53)
lay resaka vichy kalou vao indroa zà no tany fa tsy de hitako lotra lay mampidera fiara sy kata satria tsy izay no aton-diako any, misy angamba fa shhhhhh tsy hita ireny e! ny fanenjehana ny pro n'ny match aza efa azakazaka beuh de rehefa vizana de matory kely de tapitra ny sejours vichy, fa mba tsara kosa io mba fihaonana indray mande isan-taona e! sady resaka fanatanjahan-tena kou nge le any e! de ny mpanotrona no betsaka:°):°):°):°) fa marina beuh kou fa ny gasy aty am-pita dia samy maka ho azy fa atao ahoana fa na misy te hanao aza tsy ampy mpanohana de tsy maharitra lay projet kou!
15. fasaly
(
30/04/2006 19:00)
xxx:
Raha nofenoina natao diso ilay mombamomba dia tsy haiko.
Fa raha natao marina ilay izy dia:
# Ianareo mipetraka any ampita any mba mifankafantatra hoe atsy misy Malagasy toa ahy, dia mba mifanamapia eeeee!
tena tsoriko eto kosa aloha fa zà anisan'ny oul tia namana indrindra fa gasy toa ahy e! ary tena manampy amzay maxi vitako zà raha manampy am lafin'ny rehetsa:wink: fa ny "analyse" hitako hatramzay de zao, reo oul rehetra nampiako , rehefa tafita am ilainy izy de tena osiany fanina ny vitanao ary misy asa sahy manindrona antsy anao ao an-damosina mihintsy! de misy ndray ny nakizy manana blem vaovao de te hanampy foana enao fa toy izay foana ny valisoa azonao de raha olon-kafa manokana mihintsy de ho leo izy fa zà tsy mety fa de ny hanampy ihany satria tsy mety ny saina fa voa foana vao tonga saina ka tsy hifanomezan-tsiny lay fiaraha-monina samy malagasy aty raha otrzay hoe samy maka ho azy e! ny vy tsy mikitrana irery ary misy raha ao matoa otranzay ny fandehany.:°):°)
16. Fiffi
(
02/05/2006 04:21)
fasaly: =D=D=D=D=D=D=D tsara zany akia fa tohizo hatrany fa tsy ho very maina ndry manao an'izany na dia voatsindrona aza.:-*:-*:-*
17. cutie
(
02/05/2006 21:00)
za ndray nefa tsy nameno ny momba ahy fa nahazo tomnbontsoa ihany :P:lol: