Fa mankaiza daholo ireo olona tsy hita isan'andro ?
1. besorongola
(
25/04/2006 08:28)
Tsy fantako nareo fa mba gaga ihany aho fa isaky ny misy " FILAZANA SAMIHAFA " ao @ radio dia toa olona very na tsy hita no betsaka.
Taloha mba nisy ihany izany fa ankehitriny dia efa saika tsy misy afa-tsy izany no heno ao @ radio.
Manomboka @ ankizy kely ka hatr@ efa somary nahazo taona. Ny tena mahagaga dia na ny tsy dia salama saina na ny salama tsara dia samy tsy hita ihany ny anarany .
Velom-panontaniana ihany aho ry zareo hoe : fa mankaiza daholo izy ireny izao ?. Sa raikitra indray ny fanondranan'olona toy ny t@ andron'ny fanjanahantany ?
Ny aza hitako dia hoe namidy hono fa tsy ampy vola ra-Malagasy
Aiza ny fanjakana @ izany fa toa lasa lavitra anie izy ity é !
:?::?::?:

répondu par vahatra22 le 04/05/2006 14:47
2. xxx
(
25/04/2006 09:26)
zava-nisy tokoa t@ 2é république ny fivarotana zaza !!ary tena amidy mora mety noho izao fiainana sarotra izao eto MADAGASIKARA izao dia probable in1 ny fiverenana'io varo-janaka io
3. hery
(
25/04/2006 12:21)
indraindray fotsiny koa mety efa hita ilay olona fa tsy tenenina ao hoe efa hita ilay natao filazana omaly...
Mety nisy nandeha tany amin'ny dadatoany fotsiny sns..
Mety nisy nandeha tany amin'ny dadatoany fotsiny sns..
4. bellla
(
25/04/2006 16:33)
Mety miara-mandositra izy sy ny sipany fa tsy tin'ny RaR hiaraka ohatra. :-D:-D:-D
5. Fiffi
(
25/04/2006 17:06)
efa nisy koa hoe lasa izy naka rivotra fotsiny nefa niverina hiany 1 semaine avy eo!
7. Fiffi
(
26/04/2006 04:03)
tena marina mihintsy io voalazan'i hery io an! fa rehefa hita ilay olona dia tsy misy milaza mihintsy hoe efa hita ! ny olona mbola mitebiteby !
8. dd
(
28/04/2006 07:53)
Fa ny tena mahavaka ny saina ... nahare vaovao vao omaly mihitsy aho @ radio aty france fa any amindry zareo sinoa sy koreana izao tena lasa malaza indray ny fividiana taova avy amin'ny vatan'olombelona (toejavatra niseho t@ 1er sy 2e rep) ...
aza hitako ny ahy ka ireny olona tsy hita ireny no hoe lasa nisy nanondrana any amin'ny tany tatsinana any! ...
mahalasa saina satria, raha aty @ tany tandrefana lafo be ny ividianan-dry zareo ny taova, any amintsika mety tena tsy olana ... eritrereto anie e!!

9. Fiffi
(
28/04/2006 08:54)
dd : misy mihintsy ireny an! ary misy réseaux mihintsy io satria tsy misy manome ny vatany ny olona raha sanatria ka maty nefa ny fiandrasana ny organe "don d'organe" mitombo hatrany !
10. dd
(
28/04/2006 11:10)
izay anie ho aho ry Fiffi no tiako lazaina e!
ary tena atahorako izay no mitranga any amin'ny tanintsika io ! :? :? :/
ary tena atahorako izay no mitranga any amin'ny tanintsika io ! :? :? :/
12. tiatsara
(
29/04/2006 05:47)
Atahorana be mihitsy ka ! tena atahorana, satria tena misy hono eto Dago.
Betsaka ny olona tsy hita, indrindra ny zaza an !
Aty @ toerana misy ahy izao dia efa nisy siosio efa ela mihitsy, tsipihiko hoe siosio fa izaho tsy mbola nahita, hoe tena misy karana mpanao an'io.
Dia misy toerana mihitsy tsy dia tsara andehanana fa vitsy olona be. Sady ny olona aty koa moa dia mbola hita hoe tena mbola miaina milamina ka angamba izany no antony mampalaza izany aty.

14. vahatra22
(
04/05/2006 14:47)
tena grave io e! fa maro ny antony mety mahatonga ny fanjavonan'le ol! ao ny misy manao kidnapping!misy ko le manao viol d vonoiny avy eo! tsy ho voatanisa e! ny hany teniko fotsiny d samia mailo sy mitandrina fa ny ratsy tsy tery lalana!