Tsy mba mety angaha?
1. LazaRandri
(
19/04/2006 23:14)
Fa maninona no voaresaka foana matetika hoe ny fihavian'ny Gasy dia avy any Afrika, na Malaysie na Madagasikara?
Tsy mba azo eritreretina angaha ny firenen-kafa ohatra hoe Sady Gasy no Kanadianina no Aostralianina no Sinoa metisy Malezianina? Hisy adihevitra be anontany porofo siantifika indray izao eto nefa mba fanontaniana tonga an'eritreritra fotsiny ny ahy. hahaha!
Tsy mba azo eritreretina angaha ny firenen-kafa ohatra hoe Sady Gasy no Kanadianina no Aostralianina no Sinoa metisy Malezianina? Hisy adihevitra be anontany porofo siantifika indray izao eto nefa mba fanontaniana tonga an'eritreritra fotsiny ny ahy. hahaha!
répondu par Fiffi le 24/04/2006 04:35
2. Herimiafina
(
19/04/2006 23:37)
Ka ireny anie mora ny miheritreritra azy fa le fihavina taloha sarotra satria tsy nisy taratasy nanamporofoana azy tamin'izany fa izay te hilaza de milaza daholo sady samy milaza ny marina daholo de tsy hita izay alaina e! hehehee:-D
3. diamondra27
(
20/04/2006 04:52)
misy site any ho any mitantara ny fihavian'ny gasy .
Madagasikara aza ange taloha nipetaka t@ afrika ry LazaRandri e!
Madagasikara aza ange taloha nipetaka t@ afrika ry LazaRandri e!
4. Fiffi
(
20/04/2006 05:02)
ny fanontaniako aza dia ny hoe n'iza n'iza na vazaha na sinoa na ny rehetra eh! tsy tena misy fantatra akory hoe avy aiza marina ny nihaviany!
5. rnosy
(
20/04/2006 11:03)
ianao koa mampime fa anga ny gasy tsy avy ao Madagascar koa ny fihaviny lazainao fa Madagascar ihany :lol::-D
7. pitchou
(
20/04/2006 16:41)
zà r'ireto refa nandinika lalina d tsy isika no hoe avy tany malezia e, indonezia e sns fa rizalahy ireny no avy taty amintsika! ahoana moa no ho nisian'ny mponina tany taloha nefa izy singa-nosy kely ireny? fa rizalahy no avy taty ny fiaviany d nahatsiaro manimani- te- hody nony taty aorindrina d nandeha niverina taty ny sasany! satria ange rizalahy filipin aza avy taty e!:?
8. Fiffi
(
20/04/2006 16:59)
marina akia zany an! fa dia ny ahy aloha dia mihonina fotsiny zah hoe gasy de zay ! :)
11. Randrialahy
(
21/04/2006 15:09)
Ny olombelona rehetra mihitsy no tsy fantatra ny fihaviany e!Mistery miafina io! tsy ambara raha tsy amin'ny farany! Misaotra tompoko.
12. zazakely
(
21/04/2006 15:15)
raha io ndray dia ohtran'ireo zava tezaina ihany isika olmbelona !! sa ahoana!!
14. pitchou
(
23/04/2006 14:47)
randria> kou roviana ity dinika ity vô ho tapitra kou vizana be eto hiandry le farany nefa ny tena mbô te-hahalala?
15. Fiffi
(
24/04/2006 04:35)
pitchou: de ahoana no hatao ary ? aleo zany aloha hitady doc de alefa eto.:)