nangalatra...hihi!
1. jentilisa
(
14/04/2006 14:30)
teto Madagasikara no niseho ny raharaha. Mpangalatra no asan-dry zalahy. Halatra vaventy fa tsy halatra madinika. Tao amin'ny seranatsambon'ny Toamasina no fanaovan-dry zalahy ny halatra ary Container mihitsy no bataina. Nahazaka iray ry zalahy dia iny no lasa...rehefa nosokafan-dry zalahy ny container...fako fotsiny no tao. Navelan-dry zalahy ny halatra dia ireny izy no tsy hita.
Hafa kely: nangala-pako tsy fidiny. Misaotra ny gazety nampita ny vaovao. Tokony ho hita any amin'ny insolite fanaon'ny vazaha izao ity.
Hafa kely: nangala-pako tsy fidiny. Misaotra ny gazety nampita ny vaovao. Tokony ho hita any amin'ny insolite fanaon'ny vazaha izao ity.
répondu par watafon le 22/04/2006 14:47
3. Fiffi
(
14/04/2006 14:56)
=))=))=))=))=))=)) zany angamba no hatao hoe nihinana ny fatiny :-D:-D:-D
5. rurik
(
14/04/2006 15:05)
izany no atao hoe niantoka arivo maty iray alina raha tratra teo:-D:-D:-D:-D
6. Fiffi
(
14/04/2006 15:44)
pissoa: :-D:-D:-D:-D sa ve hoe ninanifatiny ? misy fomba fiteny an'io anie an! :-D:-D sa hoe ninanenanany ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. lapino
(
14/04/2006 16:34)
pissoa:
Nihinan'ny fakony izany ry fiffi an :roll::roll::-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. Herimiafina
(
14/04/2006 17:39)
tsy mahay recyclage angamba zany mpangalatra izany klé.
Raha karàna angamba ry zalahy de mety nahita zavatra hamadihana ho chiffre le fako! Ahan :@
Raha karàna angamba ry zalahy de mety nahita zavatra hamadihana ho chiffre le fako! Ahan :@
15. dadabe
(
15/04/2006 14:30)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 15-04-2006 11:59:11
Lohateny : Re : nangalatra...hihi!
fa maninona i toi ry diams :roll::roll:
pissoa> je t'aime :*
18. Herimiafina
(
15/04/2006 15:27)
Misy coupla vaovao ato izany klé. Tsy manaiky zah raha tsy misy arozazy be klé! ahan :@
20. kala
(
18/04/2006 06:16)
jentilisa > aleo tsy mangalatra ny fanafodiny :roll::roll::roll::roll::roll:
HM > alefaso njay ny analizy f'aza afangaro @ fako fotsiny le arozazy :-D:-D:-D:-D
HM > alefaso njay ny analizy f'aza afangaro @ fako fotsiny le arozazy :-D:-D:-D:-D
