Trangan-javatra - Zaza sivy taona ipetrahan-dolo.
1. Fiffi
(
11/04/2006 07:45)
Ny tanànan’Ankazotoho - Anosizato.
Zazavavy kely sivy taona, antsoina hoe C ... monina eny Anosizato, no mahavita manao fihetsika hafahafa rehefa “mihetsika” : ny lohany tafahodina any an-damosiny, ny vavany sy ny orony ary ny masony mivilana, ny tanany miolankolana ihany koa. Izany hoe raha tsorina, araka ny filazan-dreniny, L ..., dia ipetrahan-javatra hafahafa ilay zaza. Raha ny fanazavany izay nitantara ny zava-manjo an-janany, dia mampatahotra no sady mampalahelo ny mijery an'ity zaza ity rehefa manao an'izay fihetsika izay izy. “Matanjaka be tsy hay tolomina izy amin'izany, hoy izy. Manoaka be aloha izy rehefa hanomboka hiseho ilay zavatra, malemy toy ny fotaka rehefa avy eo ary aoriana kelin'izay no anaovany an'io fihetsika io”.
Voaolana.
Sady akapokapony amin'ny rindrina ny lohany amin'izany ka raha tsy mandeha rà ( maratra izy ) tsy mijanona. Toy ny fisian'ilay rà mivoaka amin'ny lohany, hoy ity reniny, no mampijanona an'ilay fihetsiny. Isaky ny asabotsy sy alahady no voalaza fa tena ihetsehan'ilay zaza ary mahatonga inefatra ao anatin'ny indray andro.
Vao efa-taona izy, raha ny fitantaran-dreniny, no nahazo an'ity aretin-dratsy ity, fony izy ireo nipetraka tao Ankazotoho. Salama tsara fony fahakeliny. Saingy tsy fantatra izay nahazo azy tampoka teo. Niara-nilalao tamin'ny ankizy teny an-tokontany izy. Ary tampotampoka teo, tamin'izay fotoana izay no nanao an'io fihetsika hafahafa io. “Niezaka nitsabo azy izahay, hoy ny reniny, tonga hatraiza, tsy latsaky ny 20 ny mpitaiza notetezina fa tsy nisy fiovàna ny toe-pahasalaman'i C ...”. Vao mainka aza nihombo satria na hatramin'ny fivoaran'ny saina aza tsy ara-dalàna intsony. Izao farany izao vao nanatona mpiandry. Ny faran'ny herinandro teo no nanomboka ny fametrahan-tanana sy fitsaboana azy ary nosoritan-dreniny fa efa nisy fiovàna izy.
Izany no zava-nanjo an'i C ..., nefa mbola nanampy trotraka izay fahavoazany izay ihany koa ny fanolanan'ity zazalahikely 12 taona azy. Fianakavian'izy ireo ihany ity zazalahy ity ary nakarina avy any ambanivohitra mba ho namany ao an-trano. Kanjo namoa-doza.
Nitory ny renin'i C ... ary natolotra ny Fampanoavana, omaly, ny raharaha.
Nirina Rakotoson L'Express de Madagascar

répondu par mpisotrtoaka le 30/01/2015 05:08
3. mirana5
(
11/04/2006 09:38)
sarotra hinoana koa zany zavatra izany , voalohany mbola kely 9 taona mikapokapoka loha mandra-paha mivoaka rà azy ve sady hoé efa im-betsaka no niseho dia am-pino é "Vala misy ny mpitantara mahay":roll::*:*:*:*:*:*:*:*
4. Fiffi
(
11/04/2006 09:43)
tena sarotra hiany marina aloha ny hino an'ilay tantara an! ka tena mahazendana ko hoe zaza vao 9 taona nefa ve dia isakin'ny asabotsy sy lahady dia hanao an'izao ? ka tsy ho gravy be ve ny hiafarany ?
5. rurik
(
11/04/2006 10:58)
maro le karazan'aretina tsika gasy koa mora minomino fona indraindray
Misy tatara kely ty tataraiko ataoko fohy arak'izay ahafahako manazava azy.
zavatra hitako fa asa na mitombina na tsia misy dobonanana ka any ambanivohitra moa le manondraka anana dia @io dobo io misy zavatra maniry maro misy goavy masaka sy tsara tarehy manitona tokoa
dia lazain'ny olondehibe fa misy vazimba io dobo io ka tsy azo alaina ilay goavy
indray andro anefa dia nisy akizy niara nilalao taminay naka atsokosoko an'io goavy io rehefa ariva ny andro samy nody dia niesona be nitreona be hono izy dia nataotra ny mamany dia niantso ny olona teo @manodidina dia miteny @feo ngeza be izy mitrerona sady misarangodrangotra dia ny akizy moa nasaina nivoaka fa tsy mahazo mijery dia tsy haiko izay niafarany .
ka ny tiko lazaina dia ny valala misy matetika ny pitatara koa be rahateo ka asa izay fieritreretanareo azy fa za misalasala mety marina, mety tsy we misy aretina izy fa tsy lolo zany asa aloha.

6. pissoa
(
11/04/2006 12:07)
Ilay resa-dolo eo ihany fa ity bandy kely 12 ans koa no :-w:-w:-w:-w:-w kle!
7. nirina02
(
11/04/2006 12:19)
tena mùahavarina tokoa iznay zavatra iznay
zaho aloha mino marina fa misy fanahy ratsy mipetraka ilay zaza fa tsy normale hoe zaza kely 9ans ve de hahavita izany zavatra izany
ary mino ahy nareo fa tsy sitrampony no anaovany izany zavatra inzay fa misy fanahy manosika azy hanao iznay zavatra iznay
zaho efa nahita io zavatra io t@ zokin'i mamako tany ambany vohitra mihetsika ilay izy ary kely ny masony ary lasa mahintsy be ny vat(any ary mandohalika izy mandeha tsy hita intsony hoe olona ity na inona
hainareo ihany moa tsika gasy..... de hoy ny tonton ko niteny azy hoe misy zavatra tian'i razana ho lazaina @^ tsika fa ampiataina @ alalany c'est a dire hoe misy fanahy ratsy tonga ao anatiny fanahin'olo efa maty tany arina be any
ary avy eo izy nanaovana fomba de sitrana ary tsy misy zavatra tsarony izay nataony fa ny nolazainy avy eo de hoe tena reraka aho ary tsy fananiako no anano izay
hitanareo @ izany fa maro ny fanahy ratsy
ny renin'ilay zaza koa tokony hanatona mpivavaka ary handroaka demony fa misy demony mipetraka ilay zaza ary en fin mety tena hamono an'ilay zaza io zavatra io ary tebna hampijaly azy tanteraka
Jesosy ihany nefa no tena afaka ny hanafaka an'ilay zazavavy kely @ iznay aretina iznay
satrai izao manko jesosy taty andany nadroaka ny fanahy maloto de izy ihany noa faka hanao iznay fa tsy hoe handeha @^ mpanao fanavody hafa indray
izay aloha ny hevitro fa dia mirary an'ilay zaza ho avaka @ znay aretina alefan'i devoly iznay ny tenako
de miarary antsika rehetra hanao fety sambatra ihany koa
mial;a tsiny fa lava ny soaratra

8. Hubert
(
11/04/2006 13:50)
Miombon-kevitra amin'i Nirina02 ny tenako, amin'ireo izay nolazainy; fa tsy misy mandroaka ny fanahy ratsy afa-tsy Jesosy irery ihany.
Mirary soa ho an'ilay zazavavy kely ary mamporisika ny RADniny hazoto hivavaka sy hanohy izay efa natombony any amin'Mpiandry.

9. ndrena
(
11/04/2006 14:15)
Zavatra tsy azo lavina ny fisian'izany sady efa andro hanjan'ny heri'ny maizina izao ka.Hery roa miavaka tsara koa anefa no miasa @ izao fotoana izao de ny heri'A/tra ary ny herin'ny maizina.ka ireo hery roa ireo no mihezaka misintona izay azony sintonina.A/tra tsy manao an-tery fa miantso ampitoavana fa ilay ratsy kosa tonga dia miditra tsy mandondona toy ny mpangalatra.Maika fa raha hoe nisy hadalana natao dia vao maika mahazo bahana izy.Toy izany izao zava-misy izao ary tokana ny vahaolana:ny fanatonana an'A/tra sy fianteherana Aminy irery ihany.fahavalo efa resy mantsy ilay ratsy io fa mila ny olona fotsiny hatoky an'A/tra.
Mirary soa ho antsika rehetra hanao fety sambatra sy mahafinaritra daholo e

10. Fiffi
(
11/04/2006 15:26)
mampalahelo tokoa izao zava-misy izao ary arakin'ny efa voalaza teto dia tsy misy afatsin'ny fanantonana an'Andriamanitra hiany no tokony hatao. tsy hoe minominom-poana aho akory sanatria fa tena talanjano mafy ary tsy mahatonga saina ahy mihintsy hoe nahoana ny zaza no nasiana an'izao ?
11. Herimiafina
(
11/04/2006 15:53)
Omeo porofo aratsiantifika, no-approuver-n'i Albert Einstein aloha zah vao hiteny ny hevitro. Pour l'instant aloha, de aleoko mino satria maivana be ny porofo hitako momba ny "aza mino" sady tsy mbola takatry ny zanak'atidohako io raha iraika io ka tsy afaka hiteny aho hoe "tsy mino". ahan :@:@
12. Fiffi
(
12/04/2006 07:44)
sarotra be hiany kosa aloha ny hino na tsy hino izao toe-javatra izao an! fa io koa aloha arakarakin'ny tsirairay hiany , saingy miheritreritra aho hoe" dia handainaga" @ zany ve ireo RAD ?
13. tovolahy007
(
15/04/2006 01:11)
manaoana!
Izany ve ka tsy irony le antsoina hoe exorciste irony ?Amiko zany tsy resaka hoe fanafody gasy fa tena asany demony e,ivavahana no fanafodin'izany ra toa ka tena exorciste le izy.
De samia mba mivavaka hoa azy indrindra @ zao ankatoky ny Paska izao isika rehetra.
Misaotra

15. Maneva
(
20/06/2006 12:58)
Ny mahagaga a d maninona ilay reniny raha nahita hoe hafahafa otr'izany ny fihetsikan-janany ,tsy nanatona mpiandry hatramin'ny voalohany izy? Rah araka ny voalaza ao mantsy dé efa faramparany izy vao nanatona ! Ka ny tiako tsindrina zany d hoe indraindray isika a ,d manao ambani-javatra an'Andriamanitra .Lasa aloha mandeha @ dadarabe sy ny mpanao ody gasy,ka rehefa tsisy vokany zay vao mahalala miantso azy!Raha io zaza io zao nentina t@ mpiandry hatramin'ny voalohany d efa sitrana otran'ny izay!
16. mpisotrtoaka
(
30/01/2015 05:08)
Fiffi:
Ny tanànan’Ankazotoho - Anosizato.
Zazavavy kely sivy taona, antsoina hoe C ... monina eny Anosizato, no mahavita manao fihetsika hafahafa rehefa “mihetsika” : ny lohany tafahodina any an-damosiny, ny vavany sy ny orony ary ny masony mivilana, ny tanany miolankolana ihany koa. Izany hoe raha tsorina, araka ny filazan-dreniny, L ..., dia ipetrahan-javatra hafahafa ilay zaza. Raha ny fanazavany izay nitantara ny zava-manjo an-janany, dia mampatahotra no sady mampalahelo ny mijery an'ity zaza ity rehefa manao an'izay fihetsika izay izy. “Matanjaka be tsy hay tolomina izy amin'izany, hoy izy. Manoaka be aloha izy rehefa hanomboka hiseho ilay zavatra, malemy toy ny fotaka rehefa avy eo ary aoriana kelin'izay no anaovany an'io fihetsika io”.
Voaolana.
Sady akapokapony amin'ny rindrina ny lohany amin'izany ka raha tsy mandeha rà ( maratra izy ) tsy mijanona. Toy ny fisian'ilay rà mivoaka amin'ny lohany, hoy ity reniny, no mampijanona an'ilay fihetsiny. Isaky ny asabotsy sy alahady no voalaza fa tena ihetsehan'ilay zaza ary mahatonga inefatra ao anatin'ny indray andro.
Vao efa-taona izy, raha ny fitantaran-dreniny, no nahazo an'ity aretin-dratsy ity, fony izy ireo nipetraka tao Ankazotoho. Salama tsara fony fahakeliny. Saingy tsy fantatra izay nahazo azy tampoka teo. Niara-nilalao tamin'ny ankizy teny an-tokontany izy. Ary tampotampoka teo, tamin'izay fotoana izay no nanao an'io fihetsika hafahafa io. “Niezaka nitsabo azy izahay, hoy ny reniny, tonga hatraiza, tsy latsaky ny 20 ny mpitaiza notetezina fa tsy nisy fiovàna ny toe-pahasalaman'i C ...”. Vao mainka aza nihombo satria na hatramin'ny fivoaran'ny saina aza tsy ara-dalàna intsony. Izao farany izao vao nanatona mpiandry. Ny faran'ny herinandro teo no nanomboka ny fametrahan-tanana sy fitsaboana azy ary nosoritan-dreniny fa efa nisy fiovàna izy.
Izany no zava-nanjo an'i C ..., nefa mbola nanampy trotraka izay fahavoazany izay ihany koa ny fanolanan'ity zazalahikely 12 taona azy. Fianakavian'izy ireo ihany ity zazalahy ity ary nakarina avy any ambanivohitra mba ho namany ao an-trano. Kanjo namoa-doza.
Nitory ny renin'i C ... ary natolotra ny Fampanoavana, omaly, ny raharaha.
Nirina Rakotoson L'Express de Madagascar
Sao dia spasmophilie mahery vaika fa efa nahita aho !