Ankalazao ny Tompo (indray e)

1. pissoa ( 09/04/2006 08:27)
Raha misy mahay ireto hiran'ny AT ireto dia mba omeo ahy ny tonony eeeee

1 - Maty tokoa
Hihihi, efa hoe tsy haiko izany ny tonony e, fa ilay izy misy hoe

Maty tokoa ilay Tompon'ny aina
Ka indro nalevina am-pasana vao
(...)

Ny andro voalohany, andro Alahady,
Dia lasa i Piera, narahin'i Joany
Nilazan-dry Maria ka (...)
Ho any amin'ny toeran'ilay fasana.

Kanjo (...) toy ny very fanahy
Nahita fa foana ny fasan'ny Tompo
Nahita fa foana ny fasan'ny Tompo

2 - (...)
Tamin'ny andro voalohany e hehe
Dia lasa maraina koa, lasa nankany amin'ny fasana
(...)

Fa nahoana re no fonenan'ny maty
No hitadiavana Ilay Tompon'ny aina
(...)
Ny voa nafafy tsy maintsy maty raha tsy izany mitoetra eny foana tsy hahita ny fahavelomana a a a

Misaotra
NB: Ilay (...) ireny tsy tadidiko :(
répondu par Fiffi le 17/04/2006 16:09
2. zandrikely ( 09/04/2006 08:50)
pissoa : , hira inona zany , hiran'ny paka aloha io fa mbola tsy henoko ko
3. dadabe ( 09/04/2006 10:22)
(....)= Jesoa:(
4. Fiffi ( 09/04/2006 12:15)
fa maninona no :( dadabe ?
5. pissoa ( 10/04/2006 05:16)
zandrikely, Ia, hiran'ny Paka ireo :-*
bedada :roll::roll:
6. sahouly ( 10/04/2006 06:44)
ilay faharoa no haiko , fa ilay voalohany mbola tsy reko!!
alefako rahampitso fa mbola eto ny tonony zao
7. Fiffi ( 10/04/2006 06:56)
tsy mahay :(
8. ari.malala ( 10/04/2006 07:08)
ndraso ndray alo ary hitady boky ah d ra misy d meko njy pissoa a
9. pissoa ( 10/04/2006 07:46)
Misaotra anareo namaly.

Efa nisy nanome ilay faharoa io ry zareo an, ilay voalohany sisaaaaa :-*:-*
10. Fiffi ( 10/04/2006 08:55)
:):-*:-*:-*
11. Mariano ( 10/04/2006 12:20)
SAlut Pissoa, inona no titren'le hoe tamin'ny andro voalohany. ok
12. pissoa ( 10/04/2006 12:25)
Salut Mariano :-*:-* tsy haiko re an :-D Fa ilay Maty tokoa hoa no tsy mbola azoko fa tsy ilay voalohany kah :-*
13. pissoa ( 10/04/2006 12:26)
Oops diso kely indray kle :-w:-w

Maty tokoa ... mbola tsy azoko
Ilay faharoa ... efa azoko

:-*
14. Fiffi ( 10/04/2006 13:42)
pissoa: ndryyyyy :-*:-*
15. pissoa ( 11/04/2006 18:59)
:-D:-D:-D

:-*:-* njy Fiffi
16. Fiffi ( 12/04/2006 06:34)
:) :-*:-*:-*:-*
17. Mariano ( 12/04/2006 19:42)
Maty tokoa ilay Tompon'ny aina
Ka indro nalevina am-pasana vao
Ny nofon'ny tany, matoan'ny amin'ny maty (in2)

1. Ny andro voalohany andro alahady
Dia lasa i Peira marahin'i Joany
Nilazan-dry Maria ka lssa nanainga
Namonjy ny toeran'ilay fasam-bao
Kanjo ankona foana toa very fanahy
Nahita fa foana ny Fasan'ny Tompo ! (in 2)

2. Nahoana ianareo no manjombona anaty?
Izao no feo nanaitra namoha ny tsiahy
Manomboka izao, mifalia ò ry mpino
Fa ny rangolahy indro ipoiran'ny Aina
Ka ny havana maty nalevina ambanin'ny tany
Tsy maty fa velona an-tranon'ny Ray

3. Eny, velona Ianao ò ry Tompo Mpandresy
Ka Fanantenana no ambaran'ny Fasana
Sy Fahavelomana mandrakizay ! Eny !
Hanako eran-danitra, hanako eran-tany
Ny hiaka ny Hoby atolotray anao
O ry Tompon'ny Aina! Aleloia (in 4)

Io ilay izy ry Pissoa azafady fa izay indray aho vao nandalo teto ka nahita an'ity, de mirary Paka sambatra ho anao sy ho an'izay rehetra mamaky an'ity, hitondra hafaliana suy hazavana ho antsika rehetra anie izy Kristy Tompo Velona Mandrakizay
18. Fiffi ( 13/04/2006 04:17)
^:^^:^^:^^:^^:^^:^=D=D=D=D=D=D
19. pissoa ( 13/04/2006 05:22)
Mariano, misaotra be dia be dia be dia be dia be dia be ... :-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*

Ary eto indray vao tadidiko tampoka ny feon'ilay andininy farany io ... tsy tadidiko intsony hoe hay moa tsy mitovy amin'ilay 2 voalohany :-D:-D
20. Fiffi ( 13/04/2006 05:55)
faly ery pissoa eh ? ndryyyy :-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3236