Ny mpitondra malagasy

1. ainaheri ( 06/04/2006 12:23)
Nisy mpisolombavambahoaka iray zay nilaza hoe;" tsy
matianina ny mpitondra malagasy hatr@ zay ka hatr@ zao",tena marina zany fa otrany ataon'ny sasany mitondra ny tokantranony na ny orinasany ny mitondra vahoaka ka tsy mijery ny afatsy ny tombotsoany,ka ny manana manana hatrany fa ny mahantra kosa mandady @ tany!!
répondu par fijo le 13/04/2006 19:49
2. petsambava ( 06/04/2006 13:36)
Zao ve no vokatry ny fahaleovantena?
tena pôlitikan'omby mifanipaka eny an-tsena
'reo izay mitondra toa mangalatra avokoa
tena mamba noana manao fiainana zoulou
tsy blao intsony no atorany amintsika
fa tena maritoa atorak'aliaka
aiza ve lesy ka isaky ny misy fifidianana
dia misy candidat mody manamboatra làlana
na ny mitàna angady aza tsy hain'ialahy akory
aza dia miseho milay fa mahasoso-....
3. Fiffi ( 06/04/2006 14:26)
:roll:
4. xxx ( 06/04/2006 16:54)
Avy any pantin ndray zany ry bainina an!! arako foana e!!
5. xxx ( 06/04/2006 17:16)
Ny mpitondra fanjakana @ tany mahantatra anie de manaraka fotsiny izay teneniny FMI sny BM fotsiny, ka inona ny zavatra handroso eo.
6. fijo ( 06/04/2006 20:34)
mila ezaka io e,ny fahakiviana no zavatra ratsy indrindra izao
7. yehel ( 07/04/2006 04:31)
Après Ravalo ngah dia tsy aleo viavy ndray???:?:
8. fijo ( 07/04/2006 18:19)
raha misy viavy mahavita anie tsy olana izany e.
9. Fiffi ( 10/04/2006 09:23)
iza anefa ?
10. fijo ( 11/04/2006 21:01)
tokony manandratra ny mahavavy azy nareo e
11. Fiffi ( 12/04/2006 15:19)
mbola ho sarotra izany an! nefa tsy hatao mahakivy koa.
12. fijo ( 13/04/2006 19:49)
asandrato ho hitanay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0683