fihaonana

1. texe ( 06/04/2006 09:41)

Raha vao mahita ny olotianao ianao dia inona no ataonao voalohany any aneritreritrao?
Inona no atao hoe fiaonana
ary ny mpikambana ao anaty serasera ve afaka miaona
répondu par andry08 le 06/04/2006 14:35
2. andry08 ( 06/04/2006 10:04)
:*:*:*io no hatao voalohany
3. ANARIM ( 06/04/2006 11:14)
hihaona isika izao hamboly zanakazo ry reto a! @ lahady!
4. Fiffi ( 06/04/2006 13:33)
andry08: mba hafakely koa zany an! :-D:-D mba manao salut aloha koh! :-D:-D
5. andry08 ( 06/04/2006 14:35)
Ka ny fanontaniana anie ka hoe:
Raha vao mahita ny olotianao ianao dia inona no ataonao voalohany any aneritreritrao
Dia novaliako!
Fa ny hoe mpikambana ato à serasera dia efa mihaona eto ka inona indray moa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.403